Nasondrotra ny karaman'ireo foto-pahefana sy ireo jiolahy

1. TEGEVE ( 30/06/2009 23:42)
Zay mikotaba fa mafy ny fiainana dia alefanay any tsiafahy
Zay mbola manohitra ny fahefanay sya zay mitangorina hitolona dia any Antanimora
Zay mitady hilatsaka hofidiana dia voa-panga tsy nandoa trosan'ny fanjakana
Zay mitady amnistie dia mila miozona fa tsy hanohatra anay

Zay tsy faly dia mibotsina fa zany no lalàna avy ato @ nay

(l) (l)
novalian'i fijo ny 01/07/2009 21:08
2. benkintana ( 30/06/2009 23:45)
Ireo miaramila ireo ihany rangah roa no hiodina @ nao fa aza maika é,
ry lilyson sy sarla ve ?? vao misy manidry fotsiny io karama io dia eo enao raisina eo ;-)
3. Noue ( 01/07/2009 05:30)
tsy maintsy nasondrotra ny karamany alohan'ny 26 Juin satria tao ny tahotra sao dia oainina eo ny FAT(Y) raha tsy tonga eny Mahamasina ny miaramila hilahatra ee !! :^) :^) :^)
4. saranga ( 01/07/2009 05:35)
Zay be vava halefa any Manjakandrina ary izay be tomany alevim-belona. Dikan'izany samia miaritra fa nareo no nifidy an'i Andry TGV ho maire d'Antananarivo. Miareta ao nareo mianakavy na efa hampihinanan'i Andry maloto aza. Miareta e !
5. essera ( 01/07/2009 06:01)
Ravalomanana Marc:
Zay mikotaba fa mafy ny fiainana dia alefanay any tsiafahy
Zay mbola manohitra ny fahefanay sya zay mitangorina hitolona dia any Antanimora
Zay mitady hilatsaka hofidiana dia voa-panga tsy nandoa trosan'ny fanjakana
Zay mitady amnistie dia mila miozona fa tsy hanohatra anay

Zay tsy faly dia mibotsina fa zany no lalàna avy ato @ nay
6. Noue ( 01/07/2009 06:19)
dia inona ny hevitr'elà @ io ry essera ? dia aza hadino koa fa mahazo 30 000A isan'andro ny miaramila maninona moa ?? manenjika sy manao arrestation @ tsinapany ?? :^) :^) :^) :^)
7. essera ( 01/07/2009 07:10)
Hitan'lah ny antony namerenako an'io d io ange no fika nataon'i Dada io. Lava b moa raha haverina eto fa ho monamonaina ny mpisera. Io tanisain'i TGV io efa nataon'i Dada tsara ara-bakiteny mihitsy fa zé manao an'io aty aoriana d manao plagiat.

8. pikatti ( 01/07/2009 10:23)
zao le resaka refa essera ,tsisy atao raha tsy mitaingina ny hevitry ny sasany ,ntsooooo
9. fijo ( 01/07/2009 21:08)
aleo aloa ho itann'y gasy tsara ny vokatry ny nataony e,avy eo vao itondrana vahaolana ,fa raha tsy izany tsy fay ,fa dia ny hanongana lava.efa toetra lany andro no mbola tahirizina mandrak'izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1018