toa nataon'i essera petsa tato daholo ndray ny TIM!

1. halloween ( 30/06/2009 15:36)
Gaga be za fa nandalo tato, nifanaraka mou zahay fianakaviana TGV fa tsy andalondalo matetika satria efa niPItsiKA dahoul TTY TIM ka d niteny zahay oe aleo tsy petsaina loatra ireo OSY mainty sisa tavela ireo, i essera mou niteny taminay nanao hoe AMIN'NY MAHA MPANAO POLITIKA ANAH RY ZALAH D TSY MANDRY NY ERITRERITRO RAH TOA KA AVELA HOVERY IREO OSY NANIHA IREO d io izy tonga matetika eto io, d reto TIM sisananamborana tapaporohana sisa tsy may reto anefa manao koudetety d tsy maintsy manao ny adidiny i essera mampinana aanireo OSY maniha ireo d zao ny vokany PETSA ABY ny TIM kanefa efa mampalahelo fa lasa ny dadany hahahahahahaha!
répondu par xxx le 30/06/2009 22:59
2. xxx ( 30/06/2009 16:44)
tena efa mivika tanteraka !
3. yuka ( 30/06/2009 16:55)
Resaka politika hoan'ny tanindrazana atao fa tsy izao petspetsa lava zao kah! :twisted:
4. xxx ( 30/06/2009 17:00)
hentai:
Resaka politika hoan'ny tanindrazana atao fa tsy izao petspetsa lava zao kah!


Ka petsa kosa aloha ianareo TIM e! Tsy misy vaha-olana intsony hafatsin'ny fanekena ny faharesena.
5. yuka ( 30/06/2009 17:10)
Zany an!!
6. andrywui ( 30/06/2009 19:30)
marina zany essera !!

andraso tsara letsy ny trano ra-essera sy bazylou sy sakaymena sy oay sy kidoro sy ra-pa mandrapiveriko fa ho any am province vetivety aho a !!!
7. locl ( 30/06/2009 20:10)
Mandehana province dia manoromponenana any e
8. xxx ( 30/06/2009 20:55)
miteniteny foana mihintsy i rawuiwui sarimbavy sao dia mila an'i ngahypasy aloha????
9. ndotofetsy ( 30/06/2009 22:22)
Zay le politika gasy tsy mandeha lalana manenjika izay voazera foana fa tsy mba manenjika izay hampandrosoana ny malagasy ary manintsy ny tsy mety teo aloha. Jereo ra hery izao diso faminaniana t@ ila manisa andro tsy miresaka an iny intsony izy fa manarabaovao sy mizara izay hevitra mety hampandrosoana ny serasera mahatakadavitra
10. xxx ( 30/06/2009 22:59)
Jereo ra hery izao diso faminaniana t@ ila manisa andro tsy miresaka an iny intsony izy fa manarabaovao sy mizara izay hevitra mety hampandrosoana ny serasera mahatakadavitra

aaaaa kosa a! milaza izy fa manana ny fahamarinana dia rehefa hita ve fa diso izy dia tsy mba mahalala miteny na miaiky hoe tena diso zà fa avy dia milentika any fotsiny. Rehefa miaiky ny fadisona iray enao, izay vao afaka miroso amin'ny zavatra hafa indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5624