QMM nenjehina teny @ 13 Mai, reharehan'ny TGVendrana

1. penguin ( 01/07/2009 06:56)
Dia gaga mihintsy fa izay nejehin'ny TGVendrana teny @'ny 13 Mai no hireharehany ny fisiany. Manimba tontolo hiainana é; marary daholo ny vahoaka é sns tohizo. Izao ka io ndray no anaovana resabe ny tombon-tsoany sy fiavahany. Ka hidera an'ny Fitondrana teo aloha vé izany no tena dikany.
répondu par penguin le 01/07/2009 09:39
2. naritsimba ( 01/07/2009 07:15)
penguin> sahinao ve ny milaza fa ireo zavatra nanenjehana an'i Ratsiraka t@ 2002 tsy nataon'dra8 daholo nandritra ny 7 taona.
Ny QMM enga efa projet t@ andron'ny radidy fa naratsiana t@ 2002 teny @ 13 mai, ny tsy laitra ange dia hoe amboary ny contrat natao t@ ireo vahiny fa manome vahana be loatra ny vahiny, nefa dia tsy noraharahian'ny Ra8 izany, fa vao maika aza nampidirany vazaha ny Air Mad sy JIRAMA ka karamaina 40000euros/mois. fa ny gasy kosa zara raha mahazo karama 70000ar/mois ny smig, izany ve dia mba rariny.
3. karavasy ( 01/07/2009 07:17)
Ny TGVendrana mijanona TGVendrana mandrampialany tanteraka. Mirehareha amin'ny asan'ny olona no tena hainy.
4. naritsimba ( 01/07/2009 07:35)
Tena malahelo very seza mihitsy ireto olona ireto.
Firy moa ny very seza t@ 2002 sy t@ andron'ny ra8 fa tsy nisy nanao toy anareo, ny mpiasan'ny KOBAMA sy TELMA zao very asa t@ andron'ny ra8.
Ny mpiasan'ny DECAGON very asa t@ 2002. Ohatra ihany ireo fa mbola maro no azo lazaina.
5. pikatti ( 01/07/2009 07:54)
mora loatra ny filazana hoe very seza no miforum eto ,
raha ny tena marina dia ireo Malagasy miahy ny manjou ny mpiray tanindrazana aminy ka zay manana ny fomba hanehoany ny heviny dia aleo hanoratra koa inona moa ny olana
6. Noue ( 01/07/2009 08:04)
karavasy:

Ny TGVendrana mijanona TGVendrana mandrampialany tanteraka. Mirehareha amin'ny asan'ny olona no tena hainy.
io aloha dia tena marina ee ! tsy nisy na dia kely aza azo niraisina hatramy naha-teo an'io FAT(Y) io


7. penguin ( 01/07/2009 09:39)
Tsy maintsy entina ho tsiahivina amin'ny olona ny tsy alehany ataon'ny tgvendrana na iza faly na iza tsy faly.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0579