Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 05/07/2009 20:42)
fampitandremana ny hat ,an'iza ny faute raha sanatria?
Avertissement Toute personne hostile à la dictature militaire ou toute autre forme d'exploitation et d'injustice, désireuse de combattre peut faire quelque chose, méme si cette action est mod... tohiny
novalian'i xxx ny 05/07/2009 23:20
xxx ( 05/07/2009 17:33)
ahatapaka ny lalandràhako ty!
FEDERER est LE meilleur, un point c'est tout.... tohiny
novalian'i rhina ny 21/09/2009 05:39
ariel ( 05/07/2009 17:23)
mora ny maka visa aminizao
saika hanontany aho zay naka visa vao haingana efa mora ve zany zao ny maka visa ra te ho any france satria manko toa tena sarotra be izy taloha, fa zao i tgv efa nahazo ny toerany dia mety hiverina t... tohiny
novalian'i ariel ny 07/07/2009 13:52
bazylou ( 05/07/2009 17:02)
ho ela velona ny tgv
tsy nisy nahasahy nirefotra tamin'ny 26 06 fa lany andro nitanjiro daholo le tim :-D :-D :-D :-D :-D , le baomba mba narefotra aza nifototra tany amindry lerony ihany , :-D :-D ... tohiny
novalian'i diloo ny 07/07/2009 11:13
xxx ( 05/07/2009 12:57)
fihaonam-be afrikanina saika teto amintsika
Saika henin-kaja henim-boninahitra i Madagasikara amin'izao fotoana izao satria tokony ho teto amintsika io fivoriam-ben'ny filoham-pirenena afrikanina rehetra. Tsy nahavita niaro ny firenentsika isik... tohiny
novalian'i Noue ny 05/07/2009 17:50
xxx ( 05/07/2009 10:00)
Dikany
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 11:12
xxx ( 05/07/2009 09:59)
Dikany
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 13:23
xxx ( 05/07/2009 09:58)
Dikany
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra... tohiny
xxx ( 05/07/2009 09:57)
Dikany
Miarahaba. Inona angaha ny dikan\'ny teny hoe \"fiafonafonana\" fa tsy haiko? Misaotra... tohiny
novalian'i ni81 ny 05/07/2009 11:12
xxx ( 04/07/2009 20:51)
RSS
Voalaza tatsy ambany Mpandefa : ndotofetsy [ Valio ] 04-07-2009 00:29:55 Lohateny : tandremor a hery famikatona daholo ni site anti hat miova famindra i sobika maty topmada ela ra hery zao fa... tohiny
zaytinao ( 04/07/2009 16:12)
inona indray izao no ho teneniny le kely avy any bruxelle e?
Tsy maintsy hiteny indray zao izy oe manga ny lanitra, nahazo reconnaissance aho e!!!! etc Tsy mahagaga ra izany indrray no ho lazainy. ohatran'ny avy any @ kadhafi ihany no ho koziny eo nefa tsy ... tohiny
novalian'i bazylou ny 05/07/2009 17:21
admin ( 04/07/2009 09:36)
Ity no ps admin fa tsy i hery
Tiako homarihina fotsiny ho antsika miresaka politika fa ny ps hery entiko dia tsy ps amin'ny maha-Admin ahy fa ps amin'ny maha hery ahy :-) Raha ohatra ka ity ps admin ity no niresaka politika dia i... tohiny
Noue ( 04/07/2009 08:06)
Pétition pour la non reconnaissance de la HAT par l'UE
http://www.ipetitions.com/petition/uemada/ eo daholo indray ary eee ! ... tohiny
novalian'i zoam ny 05/07/2009 20:52
xxx ( 03/07/2009 23:44)
Fanontaniana tsy mety ahitako valiny hatramizao
Misy mpiara miasa amiko zay any am-pesana. Matetika izy io tena manirikiry ahy ny zavatra ataony nefa ndraindray mba azo leferina ihany no ataony. Efa elaela ihany anefa zay de nanofy azy foana za,... tohiny
novalian'i sakamalao ny 31/10/2009 00:42
ndotofetsy ( 03/07/2009 22:29)
tandremor a hery famikatona daholo ni site anti hat
miova famindra i sobika maty topmada ela ra hery zao fantatra fa pro tim nefa tsy tokony hanao politika fa admin tsy tafiditra eto dago ela fa wainnn be mety misy bandy manao cagoule tampoka otra... tohiny
novalian'i xxx ny 06/07/2009 14:45
Noue ( 03/07/2009 21:10)
Inona no tena but
Saika mba hametraka fanontaniana kely ee! Inona no tena but n'ilay fanapahana ny hira rehetra ao @ Radio Vazo Gazy @ ilay fitenenana oe [b]Radio Vazo Gasy[/b] ?? Misy hira manko tena tapahana i... tohiny
novalian'i simplex ny 10/07/2009 19:11
ni81 ( 03/07/2009 19:16)
Inona no hevitra atao e
Mandreraka be mihitsy itony trandraka itony fa tena feno dongodongona maro mihitsy ilay zaridaina. Ka mba manontany anareo hoe: inona no toro-hevitra tsy hampisy an'ireny (ankoatra ilay fampiasana fa... tohiny
novalian'i jesuisla ny 16/01/2012 17:09
pisolahy ( 03/07/2009 18:34)
fitiavana nofinofy
salut daoly, zao ny tantarako: taminy erintaona dia nisy sipa iray zay (gasy) nifampiresaka tamko tamny internet,zany hoe tamny chat. ka zay io mou zany bola ts nifankalala ka de natao ny presentati... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/07/2009 09:20
Radomy ( 03/07/2009 18:26)
TABATABA: Fa maninona no matahotra Andry TGV?
Miarahaba, Hialana tsiny fa somary lava be. Fa ny hafaliana hirasa no ambony indrindra. http://gasikarasahy.blogvie.com La HAT : Les cannibales au pouvoir Le président Zafy Albert a e... tohiny
novalian'i diloo ny 06/07/2009 23:54
Onjakeli ( 03/07/2009 17:53)
Confere reg. raikitra ady tsaramaso
Hita mihitsy hoe olona mamba vola sy sakafo ireto foza nantrika ny fikaonandoham-paritra. Raikitra ny ady tssaramaso tetsy amin'ny Palais de sport satria nisy tsy nahazo tsy nahazo, nisy ny narary k... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.8821