ho ela velona ny tgv

1. bazylou ( 05/07/2009 17:02)
tsy nisy nahasahy nirefotra tamin'ny 26 06 fa lany andro nitanjiro daholo le tim :-D :-D :-D :-D :-D , le baomba mba narefotra aza nifototra tany amindry lerony ihany , :-D :-D
novalian'i diloo ny 07/07/2009 11:13
2. ndotofetsy ( 05/07/2009 17:03)
inona no hampihavana ny malagasy mba tsy hampizarazarain ny politika toy izao
3. Onjakeli ( 05/07/2009 17:05)
Tgv efa miala aina io r'ise an!Ny tim tsy manapoaka baomba izany fa ry Alain RAmarosona ihany no manao raharaha maloto eo. tsy hitanlery izay fomba hanalana ny zanak'i dada etsy amain'ny magro de aleo lotoina
4. bozyboleta ( 05/07/2009 17:05)
efa mafana ny andro de efa be ny manomboka mitapy.
5. ndotofetsy ( 05/07/2009 17:10)
bozy hahaha betsaka indray izany ny ho any anjaramasina raha izao

=)) =)) =)) =)) =)) =))
6. bozyboleta ( 05/07/2009 17:16)
Ry bazylozotra no voalohany interné any @ any kah.
7. bazylou ( 05/07/2009 17:18)
aiza le hoe moins de 3 mois, e, maketsy e makeroa e..... izao izy ity lotoina vao maika madio, :-D :-D :-D :-D
8. Noue ( 05/07/2009 17:48)
efa tsy ho ela dia ho rava io eee ! tandremo indray rehefa avy any Bruxelles sao dia mamely tsaho tahaka ny mahazatra an'tgvendrana oe OK ny tany aa !
9. zoam ( 05/07/2009 20:16)
bazylou:

aiza le hoe moins de 3 mois, e, maketsy e makeroa e..... izao izy ity lotoina vao maika madio, :-D :-D :-D :-D

efa tena nandroso be mihitsy dago izany an,ny hat reconnu, ny firenena miha tsara ,bravo bazylou ,tsy azo omena tsiny ny olona toa n'izany fa eto sisa no mba olona afaka miheno ny hadalany ,tohizo fa tsara e
zara aa hisy hiomezana


:-D :-D :-D
10. gasmlay ( 06/07/2009 12:08)
hisy mpaminany sandoka vao2 ndray ato zany! rôvina ny hat no rava? rôvina dada no ho tonga? miandahy miam-bavy ny faminaniana =)) =))
11. diloo ( 07/07/2009 11:13)
Coucou daholo aloha e,

Raha ny fahitako azy indray, dia tsy voatery ry Tim no hanan-kevitra ampiasa io fomba tsy mendrika io:
Les tacticiens de l'ombre des hommes forts actuels, ont plus d'avantages à mettre en oeuvre ce scénario, c'est vrai.
Pourquoi? c'est de bonne guerre pour faire croire aux incrédules que c'est le fait de la partie adverse.
Il est vrai que c'est difficile de trouver des invectives en direction de ceux qui veulent manifester de manière pacifique.
En essayant d'insister à faire croire ce qui ne l'est pas, je ne pense pas que c'est de cette façon, que l'on peut attirer l'attention de la communauté internationale pour basculer en faveur des initiateurs.
Mais bon ,on verra la suite.

:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455