Mandreraka be mihitsy itony trandraka itony fa tena feno dongodongona maro mihitsy ilay zaridaina.
Ka mba manontany anareo hoe: inona no toro-hevitra tsy hampisy an'ireny (ankoatra ilay fampiasana fanafody fa tsy mahafaty azy). Misaotra o
Hividiano eny Andravoahangy ary ho dia alefaso mailaka e! Dia rehefa mahazo betsaka aho dia alefako aminao daholo indray anaty boaty izy ireo dia izay ataonao na frity na atsatsika e! =))