mora ny maka visa aminizao

1. ariel ( 05/07/2009 17:23)
saika hanontany aho zay naka visa vao haingana efa mora ve zany zao ny maka visa ra te ho any france satria manko toa tena sarotra be izy taloha, fa zao i tgv efa nahazo ny toerany dia mety hiverina tam taloha sa diso ny eritreritro misy olona te handeha manko ka zay mampatonga ahy manontany raha misy mahalala ny mikasika io visa io, dia misaotra anareo zay mamaly
novalian'i ariel ny 07/07/2009 13:52
2. bazylou ( 05/07/2009 17:25)
o ry tonaka e, fa angah ahitsoaka an'i mada indray ??? hilefa aty france indray angaha ???? fa angah atia frantsay indray e ?? :-D :-D :-D :-D :-D
3. ndotofetsy ( 05/07/2009 17:25)
rehefa tsy manao politika dia mahazo
4. ariel ( 05/07/2009 17:36)
ka mba te hanao vacance anie zany fa tsy oe hipetraka any akory ry bazylou a
5. ariel ( 05/07/2009 17:41)
tam androny tim manko tena grave be lay maka visa tao ry dontofetsy a! fa zao no tsy haiko misy milaza fa oe mora ono izy amzao fa tsy haiko zay tena marina ka mba manontany ny hevitrareo koa aho, hoe marina ve zany?
6. xxx ( 05/07/2009 20:14)
Tsy leo an 'ity firenena atao oé france ty vé nareo lé ?toerana hizarazarana ny samy gasy ary ny samy olombelona mihintsy aza ? omena toerana ny gasy faran' izay vendrana sy babakoto indrindra rehefa tonga any , dé asaina mamono sy mamitaka ary atao pion ahazoana tombony any Mada manoloana ireo havany aman- tsakaizany?
ariel :"saika hanontany aho zay naka visa vao haingana efa mora ve zany zao ny maka visa ra te ho any france satria manko toa tena sarotra be izy taloha, fa zao i tgv efa nahazo ny toerany dia mety hiverina tam taloha sa diso ny eritreritro misy olona te handeha manko ka zay mampatonga ahy manontany raha misy mahalala ny mikasika io visa io, dia misaotra anareo zay mamaly "
Tsy aleo makany amerika miintsy ? any mora ny kaly , madio ny rivotra , malalaka ny làlana , tsy misy fisavana karatra , tsy misy expulsion , tsy fanavakavahana , tsy misy fampisaraham-bazana ,toa ny misy eto eropa .
Fahatrana manginy fotsiny .
8) 8)
7. ariel ( 06/07/2009 08:00)
xxx:
ka tsy misy idirany resaka politika ange lay izy ry xxx e! fa ny tsaroako fotsiny de mora izy taloha fa teo izy sarotra be, ka enao efa any de milaza izany fa any france no tiany handehanana.
Tsy leo an 'ity firenena atao oé france ty vé nareo lé ?toerana hizarazarana ny samy gasy ary ny samy olombelona mihintsy aza ? omena toerana ny gasy faran' izay vendrana sy babakoto indrindra rehefa tonga any , dé asaina mamono sy mamitaka ary atao pion ahazoana tombony any Mada manoloana ireo havany aman- tsakaizany?
ariel :"saika hanontany aho zay naka visa vao haingana efa mora ve zany zao ny maka visa ra te ho any france satria manko toa tena sarotra be izy taloha, fa zao i tgv efa nahazo ny toerany dia mety hiverina tam taloha sa diso ny eritreritro misy olona te handeha manko ka zay mampatonga ahy manontany raha misy mahalala ny mikasika io visa io, dia misaotra anareo zay mamaly "
Tsy aleo makany amerika miintsy ? any mora ny kaly , madio ny rivotra , malalaka ny làlana , tsy misy fisavana karatra , tsy misy expulsion , tsy fanavakavahana , tsy misy fampisaraham-bazana ,toa ny misy eto eropa .
Fahatrana manginy fotsiny .
8) 8)



8. xxx ( 06/07/2009 08:33)
Izay tiany io fa aza be morale eo nareo e
rehefa tsy manana valiny @ fanontaniany dia aza mamaly fa HS daholo
9. rakaroka ( 06/07/2009 18:40)
Toa tsy dia eken-drizareo tsony ny hebergement @ hotely !
Heu...rehefa mameno ireo dossier asainy fenoina, dia plus mazava sy valable tsara ny anton-dia sy ny dossier, plus be ny "chance" ahazoana
Visa! Ohatra t@ nanafatra ireo zandriko aho, dia efa no-contacte-ko aby aza ny coordonnen´ireo nikarakara ny fanadinana hatrehiny, nalaiko hatramin´ny noöereo telefona raha ilaindrizareo any, ary mba jerena koa hoe inn ny place vacante mbola possible!
Raha vokansy moa ny andehanana aty dia "aseho an-drizareo" ny antoka fa mbola hiverina, ohatra responsable entreprise any, t@ ´za nanafatra ireo havako isan-karazany dia nanao taratasy garant de retour koa aho, ary raha tsy miverina rizareo dia ´za aby koa no expulse.
Dia asa aloha fa tahatahaka izany no nataoko ary nahazo visa aby ´reo
nafarako , ´nefa tsa hay koa moa ny position´ireto Frantsay vokatry ny diplomasiantsika manifakifaka andrizareo anie no maha sarotra ny fankanesana aty toa io!
10. ariel ( 07/07/2009 13:52)
rakaroka:
misaotra anao namaly ny fanontaniako, fa vao haingana ve zany zandrinao zany no nafaranao sa efa ela? za manko tena mataotra manafatra fa toa betsaka reo tsy mahazo visa nefa ny volanao mihitsoka any amzareo fotsiny ka zay mampatonga ahy manontany ho anareo zay mahalala
Toa tsy dia eken-drizareo tsony ny hebergement @ hotely !
Heu...rehefa mameno ireo dossier asainy fenoina, dia plus mazava sy valable tsara ny anton-dia sy ny dossier, plus be ny "chance" ahazoana
Visa! Ohatra t@ nanafatra ireo zandriko aho, dia efa no-contacte-ko aby aza ny coordonnen´ireo nikarakara ny fanadinana hatrehiny, nalaiko hatramin´ny noöereo telefona raha ilaindrizareo any, ary mba jerena koa hoe inn ny place vacante mbola possible!
Raha vokansy moa ny andehanana aty dia "aseho an-drizareo" ny antoka fa mbola hiverina, ohatra responsable entreprise any, t@ ´za nanafatra ireo havako isan-karazany dia nanao taratasy garant de retour koa aho, ary raha tsy miverina rizareo dia ´za aby koa no expulse.
Dia asa aloha fa tahatahaka izany no nataoko ary nahazo visa aby ´reo
nafarako , ´nefa tsa hay koa moa ny position´ireto Frantsay vokatry ny diplomasiantsika manifakifaka andrizareo anie no maha sarotra ny fankanesana aty toa io!



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0704