Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
RATOVOARY
(
29/06/2009 13:20)
Resa-bvh
Ialako tsiny ho an'ilay nandefa azy taty amiko raha somary nasiako fanampiny kely ilay izy.
Telo vavy ry zareo no tafaresaka :
Hoy ty vehivavy iray t@ ty vehivavy namany:
[b]V1[/b] [color=jack]...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 02/07/2009 06:19
andrywui
(
29/06/2009 12:42)
salama tsy marofy izy roalahy, iza ary hahahahaha
izy 2lahy no lehiben'ny FIS, d so misy milaza ndray eo fa leben'ny zanakalahin'i dada zany fa maramila zany, d kay ry zalah tsy naratra akory fa mpandainga fotsiny ny TIM, iza ary zany OOOO......
tohiny
novalian'i yuka ny 30/06/2009 13:23
andrywui
(
29/06/2009 11:33)
en fin une reconnassance pour tgv a lybie
Any Libye no atao ny fivoriam-be afrikana ka hanatrika izany ny Filoha RAVALOMANANA Marc!
Etsy an-daniny dia naneho ny heviny manoloana izany ny Hat t@ alalan'i Nyhasina njemanjato! hoy izy: tsy h...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 29/06/2009 17:15
locl
(
29/06/2009 11:12)
essera,andrywi sy ry tgviste, fa toa mbola i dada ihany
Fa toa mbola i Dada foana hoy aho no voaasa e! Fa aiza le DJ kely fa ny mamahany lainga ihany no mba hainy.
Pretoria, 28 June 2009
H.E. Marc Ravalomanana, President of the Republic of Madag...
tohiny
novalian'i fanou14 ny 01/07/2009 07:44
andrywui
(
29/06/2009 11:06)
efa miha mandroso be dago tao anatin'ny 3mois
SAROTRA KOSA RY ZALAHY TIM NO MITENY HOE TSY EFA NIHAMORA NY ppn
EFA MANOMBOKA NY FANAMBOARANA HOPITALY
EFA MANOMBOKA MAHAZO INDEMITE NY RASIL
EFA HOAVY TSY HO ELA NY RESTO DE COEUR
HAMIDY NY AIR ...
tohiny
novalian'i locl ny 29/06/2009 11:09
saranga
(
29/06/2009 09:40)
Maivantsaina ny ankamaroanareo
Tsy hoe mahantra akory ka ho azo vidina na azo tambazana izay any aminao, tsia. Fa ny zava-misy ankehitriny anefa dia ny HAT no manao izay tiany : teren'i Lylisson ny sipa ambaniandro hiaraka aminy, a...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2009 18:32
essera
(
29/06/2009 09:30)
Mampahonena ilay toe-tsaina
Mampahonena ny toe-tsain'ny malagasy sasany fa d tratran'ny hambo-po diso toerana. Ny karazan'oul ohatra ity citer-ko eto ambany ity izao d anisan'ny tsy mba [u]mpanao adidy nandritra ny taona niainan...
tohiny
novalian'i bozyboleta ny 30/06/2009 05:29
andrywui
(
29/06/2009 09:28)
inn faripahaizan'ny mpametaka afisy zé malala?????
apetrako ary ny fanontanina amintsika mpandalina politika manao hoe in faripahaizan'ny mpametaka afisy eto @ serasera, d iza ary io mpametaka afisy io rah fantantsareo hahahahaha petsa ndray elah ry t...
tohiny
novalian'i menalamba ny 29/06/2009 11:47
xxx
(
29/06/2009 08:32)
resak'i ainaheri (mikasika an'i hery-sona mpiandraikitra)
Misy resaka i ainaheri eo ambany eo mikasika ny site serasera. Vali-boraingina avy hatrany moa no azony tamin'izany. Zavatra efa fanaon'i ra-No io ka tsy atao mahagaga.
[u][i]Hoy izy raha ho fintin...
tohiny
novalian'i diloo ny 30/06/2009 18:35
pikatti
(
29/06/2009 07:36)
SAO MBA MISY DOKOTERA AFAKA MANAPY AN' ANDRYWUI !VIZAKA BE
Nandinika aho fa efa miteny irery sisa ny namana andrywui
Manao antso avo ihany dieny mbola tsy marary tanteraka ny namantsika :* :* ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/06/2009 09:48
xxx
(
29/06/2009 06:29)
Mila mitsabo saina ity rangahy ity
[quote]Sommet de Syrte
Ravalomanana au sommet de l'UA
L’ancien chef de l’État Ravalomanana se déplace à Syrte en Libye, lors du Sommet de l’Union africaine, pour tenter d’arracher une dé...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/06/2009 07:26
rabaradaka
(
29/06/2009 05:33)
Nipitrapitra i Odon RAZANAKOLONA
Tena nahita aho fa tsy notantaraina fa dia tena nipitrapitra irery i Odon RAZANAKOLONA na teny Mahamasina na teny Iavoloha tamin'ny 26 jona. Ny mahagaga dia izao : tsy misy olona miarahaba azy mihtsy ...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2009 14:26
itaramasoandro
(
29/06/2009 02:20)
finoana miaro zavaboary
maro ireo finoana malagasy midika fady ary natao hiarovana ny zavaboary fototry ny fiainan\'i malagasy hatr@ fahagolan-tany. ohatra :
- \"fady ny mipetraka ambaravarana @ fotoana iteraham-bary fa m...
tohiny
novalian'i rzakarivola ny 08/07/2009 13:13
andrywui
(
29/06/2009 00:03)
fisaorana maka telina no atolotro an 'i HAT
MISAOTRA AN DADA NIVIDY MIALOHA IRENY FEU D'ARTIFICE TOKONY AMPIASAINA TAMIN'NY SOMMET DE L'UNION AFRICAINE IRENY FA NANANA HOVANTANINA TOKOA NY FAT
MISAOTRA AN DADA KOA NAHAZO INY MERCEDES BLINDE I...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/06/2009 10:00
zandikely
(
28/06/2009 22:36)
GTT contre GTT, miady an-trano
Virapin Ramamonjisoa a pointé du doigt la formation «Gasy tia tanindrazana» (GTT), regroupant des partisans de l'ancien président de la République, Marc Ravalomanana, dans la capitale franÃÂ...
tohiny
novalian'i essera ny 29/06/2009 09:58
Rajakoo
(
28/06/2009 21:33)
MIARAMILA TSY VOAHOFANA
Noraisina daholo na dia zao olona tsy mahay manao jery hatrika
Namenoina laharana fotsiny na dia reo jeneraly aza dia nihomehy fotsiny ,ny mena sofina tsisy resaka akory fa dia nijery alika mivouvou...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/06/2009 10:15
xxx
(
28/06/2009 20:29)
Ny miandry ny mandimby ny HAT
Nindramiko tatsy ambadika ity.
__________________________________
Manody io ry bitro a! Tsy ho ela velona eo akory!
Ny fitaovana t@ andron'ny Dada daholo @mpiasaina @zao!
Ireto no rahara...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:19
rakaroka
(
28/06/2009 20:23)
Aza mandrora mitsilany!
Nitsetra no natao, teo am-pandalovana ny Ambassade Gasy eto Parisy
8O 8O :oops: :oops: :evil: :evil: :evil: : :snif: :snif: :snif: :-w :-w :-w :-$
Aiza ve rey oul dia nirotsaka an...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/06/2009 05:38
gasyjean
(
28/06/2009 17:44)
Coup d'etat
Oadray !!!! Ary manomboko tena miha malaza ny coup d'etat sy karazany aaa,nanomboka azy isika malagasy, nanaraka ry zareo(iranien),dia izao indray Honduras.Mila mailo fa miha-ratsy ny fandehan'ny tant...
tohiny
novalian'i aikon ny 01/07/2009 11:49
ainaheri
(
28/06/2009 08:31)
Fa maninn no niato kely...................???
"L'aventure TopMada fait une pause pour une durée indéfinie dans l'attente d'une réconciliation nationale durable pour un avenir meilleur."...........Miala tsiny @ teny vahiny!! Misy pression ambad...
tohiny
novalian'i pikatti ny 29/06/2009 07:23
