salama tsy marofy izy roalahy, iza ary hahahahaha
1. andrywui
(
29/06/2009 12:42)
izy 2lahy no lehiben'ny FIS, d so misy milaza ndray eo fa leben'ny zanakalahin'i dada zany fa maramila zany, d kay ry zalah tsy naratra akory fa mpandainga fotsiny ny TIM, iza ary zany OOOO...
novalian'i yuka ny 30/06/2009 13:23
2. RATOVOARY
(
29/06/2009 13:32)
Dia gaga tokoa aho nahita forum (tsy tato fa tamn'ny site hafa izy io )indray andro hoe : ho evacuer-na fa voa mafy noho ny tifitra nahazo azy moa izy zay? Dia hoe mbola any La Réunion koa hono no hatao . Hay ka dia ry zare no nitarika ny FIS ( Force d'Intervention Spéciale ), izay moa ny fanalavàna azy?
4. pikatti
(
30/06/2009 10:00)
Marary saina leity no lazain'olona a!!
efa kobo zany refa nitsaboana le sonegaly nahazo baiko iny :-D :-D :-D
efa kobo zany refa nitsaboana le sonegaly nahazo baiko iny :-D :-D :-D
5. essera
(
30/06/2009 12:30)
Noue tam 27-05-2009 09:47:00:
Lohateny : Re : avohay i sarla ry noue sy essera aaa
fa ilay commandant charles anie efa lasa any la réunion évacué e ! ny sûr aloha de voatifitra lery e , efa nisy nanao wanted 5 milliards anie lery de nanao cinéma ny miaramila t@ télé hoe aoka kely fa tsy ekenay zany ! nefa ry zalà ihany no nitifitra azy avy eo , neutraliser-ndry zareo lery fa tena tsy voatazona manao ny loha ratsiny fotsiny ! tsara zay kah , ny malaza de hoe ny tànany no tapaka mihintsy ! dia ny hilany havia koa voatifitra ! ary toa oe mety ho any la réunion any essera sy naritsimba hamangy ny ekipany ???
Sa efa mahazatra ilay mamafy lainga.
7. yuka
(
30/06/2009 13:23)
essera kou kely atao mihintsy kah!
izao vary efa mangatsika sy efa masiso rehetra zao d mbola loharana aroso ny mpisera eto ihany :-D :-D :-D
:roll: :roll: :roll:
izao vary efa mangatsika sy efa masiso rehetra zao d mbola loharana aroso ny mpisera eto ihany :-D :-D :-D
:roll: :roll: :roll:
