resak'i ainaheri (mikasika an'i hery-sona mpiandraikitra)

1. xxx ( 29/06/2009 08:32)
Misy resaka i ainaheri eo ambany eo mikasika ny site serasera. Vali-boraingina avy hatrany moa no azony tamin'izany. Zavatra efa fanaon'i ra-No io ka tsy atao mahagaga.

Hoy izy raha ho fintiniko: Mba tsy hanjavonan'ny site serasera tahaka ny site topmada dia sao dia tokony tsy hiseho be loatra i ra-hery-sona amin'ity fanopony an'i Marc ity. (ohatra hoe ataony ps hafa lé izy rehefa te hiteny ny heviny izy).

Ho anà manokana aloha zarako aza i hery milaza izay ao an-tsaina ao. Kanefa misy maha-marina ny zavatra lazain'i ainaheri.

Fa rehefa tena nandinika zà, dia tsy any loatra ny probema. Ny problema dia izao tsy misy démocratie izany kay eto amin'ny serasera fa mba tsy hanjavonan'ity site ity dia avelany hiditra kelikely eny ihany ny momban'ny TGV. Ka noho izany fika mahatsiravina zany dia tsy hanjavona ity site ity.

novalian'i diloo ny 30/06/2009 18:35
2. xxx ( 29/06/2009 08:38)
tandremo fa dinika tsy azon'ny mpidinika valiana indray ity fa natokana ho an'i ainahery sy hery
3. andrywui ( 29/06/2009 09:00)
mba meteza enao sefo be mba hieno oul a! zah aza zao efa mba mikarakara anareo fa hitako tsy ampy isa tsony ny TIM eto hahahahahahahaha...
4. pikatti ( 29/06/2009 09:55)
zao ve ny resakareo dia inona no availko an'izao resak'etotra zao raha tsy valina resak'etotra de samy miala =))
5. ravatorano ( 29/06/2009 10:03)
=)) =)) =)) =))
6. diloo ( 29/06/2009 23:32)
Raha eto gasikara ankehintriny dia efa ela ity serasera ity no mikatona, satria tsy azo atao ary fady ny manao critiques ny HAT ary mety hitresaka roa mihintsy ny loha raha tratra.
Eto europa kosa, tsy olana ny droit à l'information, ny droit aux idées des pour et des contre. Izay no maha tany démocratiques eto europa.
Araka izany, eny naha i Andry aza tsy afaka manome baiko hanakatonana ity ser
7. diloo ( 29/06/2009 23:49)
tohiny,
hanakatonana ity serasera ity. Any Frantsa ohatra, tsy maintsy mandalo CNIL sy
tribonaly irery ihany no afaka manana alalana manidy ity serasera ity.
Raha tsy hoe angaha manao tolona voasary eto Frantsa i Andry mba analana an'i Sarikaozy filoha frantsay. Sady filohan'i Andry ihany koa amina maha vazaha an'i Andry.
Resaka resaka fa misaotra an Ramose Hery namorona ity serasera ity hianaran'ny
malagasy ny fiainana sy toe-tsaina ara-demokratika.
Ireo tsy mpankafia anao ireo no marary andoha voalohany raha tsy misy ity serasera malalaka ity.
Tohizo hatrany ry Hery fa tsikina fotsiny dia ampy.
:( :? :wink: :) :D :D :D
8. pikatti ( 30/06/2009 10:31)
MIZOTRA NY FORUM ?MIZOTRA NY DINIKA RETRA DIA ZAY TSY MAHAZAKA DIA PETSA DE AMPY :-D
DE ZAY FALY DIA TSIKY DE AMPY :D
9. ainaheri ( 30/06/2009 15:35)
Nitohy tato ihany mou ty resaka ty d anome fanampiny aho,indrindra ireo tsy manna foto-kevitra fa mivatravatra sy mamaly boraingina,andraisako kely ny resaky diloo;"Raha eto gasikara ankehintriny dia efa ela ity serasera ity no mikatona", Ekena tsy misy ady varotra........Eto europa kosa, tsy olana ny droit à l'information, ny droit aux idées des pour et des contre. Izay no maha tany démocratiques eto europa.
Araka izany, eny naha i Andry aza tsy afaka manome baiko hanakatonana ity serasera ity. Any Frantsa ohatra, tsy maintsy mandalo CNIL sy
tribonaly irery ihany no afaka manana alalana manidy ity serasera ity
: io resaka io no tiako tsongaina,satria na tsy manana alalana hanidy ny site mivantana aza ny HAT d afaka kosa mametraka fitoriana,dia alaivo sary antsaina hoe;Iza @areo be vava eto io no hiantoka ny avocat-ny sera² @ zay??? Indrindra pikatti,ngah vitan'ny tsiky d ampy lty ny any @ tribonaly....Aza eritreretina hoe te hanakiana an'i hery no nilazako an'iny,bien au contraire.,par sinçeritE mou nanoratako an'iny dinika iny, hany ka lasa resa-be lay izy,mais bon ambava homana hono................
10. diloo ( 30/06/2009 17:31)
Hoy i ainaheri:


Tsy possible io ainaheri an!

Nisy lalanà raha tsy diso aho atao hoe ADOPI niezahan'ilay minisitra vavy frantsay izay tsy reconduite ankehintriny, fa ilay Mitterrand indray angaha izao no nisolo azy ao @'ny governemanta vaovao, dia nolavin'ny conseil d'etat ilay fahafahana manidy ny site sy ny abonnement @'ny FAI (FAI=Fournisseurs d'accés internet).
Raha io fanirihan'i ainaheri hanakatona ity serasera dia tsy mitombana raha any Frantsa.
Ny antony, tsy lalàna nateraka avy @'ny vatanan'akondro ny lalàna miantra any.
Raha tsy diso aho dia voasoratra ao anatin'ny lalampanorenana frantsay ny
Droit à la Liberté d'opinion.
Manoloana izany dia mikatso ilay hevitra. Ary io liberté d'opinion io dia ligne de conduite ankatoavin'ny communauté européenne daholo.
Koa raha io hevitra io no tianao hanomezana hevitra an'i Andry dia tena ridicule be sy mi- se ridiculise izy.
Fa raha izaho ianao lazao i tonton Andry hoe: aleo ilay vola nokasaina ho laniana hanakatonana ity site manoloana ny tribonaly frantsay omena anao sitrana anie mba mahazo flouz ise. Sa ahoana?

:? :wink:
11. diloo ( 30/06/2009 18:35)

Hoy ainaheri, hoe


ary hoy aho hoe:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.855