Mampahonena ilay toe-tsaina

1. essera ( 29/06/2009 09:30)
Mampahonena ny toe-tsain'ny malagasy sasany fa d tratran'ny hambo-po diso toerana. Ny karazan'oul ohatra ity citer-ko eto ambany ity izao d anisan'ny tsy mba mpanao adidy nandritra ny taona niainany :

fijo 25-06-2009 23:04:48:

Lohateny : Re : Manasa ny malagasy hanangana saina
firy taona izay nisy 26 juna tsy nisy fanerena sy pub hanangan tsaina,ka misy inona no izao vao misy izany????misy rah atsy manjary ao,fa mba misaina



Amafisiko tsara eto aloha fa tsy nisy mihits izany hoe FANERENA hanangatsaina teto Madagasikara izany tamin'ny fetim-pirenena fa tsy eto an-tanindrazana an


Education civique kely ho an'i Fijo sy ny toa azy rehetra :
Tsy an'i Tsiranana, na Ratsiraka, na Zafy, na Ravalo ny sainam-pirenena fa mariky ny fiandrianan'ny firenena malagasy. Adidinao ny manaja ny sainanao na tsy hanaja ny mpitondra aza ianao. Raha ohatra moa ianao diso mati-kambo d ny sainan'izay firenena any ivelany hitadiavanao no arangarangao fa ihomehezan'ny tompony fotsiny ianao. Ao ve ?
2. saranga ( 29/06/2009 09:35)
Misy tena simban'ity resa-pianakaviana mahazo fitondrana ity ny maro amin'ny TGV. Aiza ve rangahy ka ny gardien an'ny HAT avy no mankeny Iavoloha. tsy lasa fa mahamenatra
3. essera ( 29/06/2009 09:40)
Ho an'ireo sahirana amin'ny fitadiavana seza moa izany ka tsy mahavita adidy intsony d mba misy kadoa kely ity omeko azy :

4. xxx ( 29/06/2009 09:41)
ka tsy gasy reny ry akama ah! education civique ve? hoy RAMORA FAVORI hoe :ampianaro izy, hampianaro manoratra sy miteny gasy klou!!hihii :-D :-D
5. essera ( 29/06/2009 09:43)
saranga:
Misy tena simban'ity resa-pianakaviana mahazo fitondrana ity ny maro amin'ny TGV. Aiza ve rangahy ka ny gardien an'ny HAT avy no mankeny Iavoloha. tsy lasa fa mahamenatra


Tsy mahagaga ianao satria efa zatra ory tsy havan'ny manana. Ny anao ny olona manan-katao ihany no atao hoe olona fa ny ankoatra an'izay tsy olona.

pffff
6. essera ( 29/06/2009 09:50)

saranga:
Misy tena simban'ity resa-pianakaviana mahazo fitondrana ity ny maro amin'ny TGV. Aiza ve rangahy ka ny gardien an'ny HAT avy no mankeny Iavoloha. tsy lasa fa mahamenatra


Ity izao misy RACE SUPERIEURE iray.



:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

7. pikatti ( 29/06/2009 09:58)
tsy raharahanay leity a!!!!
elah io mintsy no ,ratsy taiza tany ,ary hita @ dinika ao ambany ao :twisted:
8. essera ( 29/06/2009 10:00)
Rehefa ny définition -n'ny saina aza tsy kobon'lisany ry pikatti d miverena manao fanabeazana fototra aloha. Efa teneniko hoe hambo-po DEPLACE.

9. bozyboleta ( 30/06/2009 05:29)
Amafisiko tsara eto aloha fa tsy nisy mihits izany hoe FANERENA hanangatsaina teto Madagasikara izany tamin'ny fetim-pirenena fa tsy eto an-tanindrazana an


Education civique kely ho an'i Fijo sy ny toa azy rehetra :
Tsy an'i Tsiranana, na Ratsiraka, na Zafy, na Ravalo ny sainam-pirenena fa mariky ny fiandrianan'ny firenena malagasy. Adidinao ny manaja ny sainanao na tsy hanaja ny mpitondra aza ianao. Raha ohatra moa ianao diso mati-kambo d ny sainan'izay firenena any ivelany hitadiavanao no arangarangao fa ihomehezan'ny tompony fotsiny ianao. Ao ve ?


TENA NISY ny fanerena ny olona hanagan-tsaina tany @ fokontany sasany teto Antananarivo Renivohitra. Nirodorodo ny komitim-pokontany tgv nitety trano ary NIBAIKO ny tompontrano hanangan-tsaina.
Raha nisy ireo namaly fa tsy manana saina dia nomeny maimaim-poana ary izy mihitsy no nametraka izany. Nisy ireo tsy nety nanangana mihitsy ary dia nahazo rahom-bava. Efa fanaon'ny fanjakana foza moa io fandrahonana io.

Raha eto Tanà i essera dia mandehana mitety fokontany vitsy eny @ boriborintany V sy I fa nisy io nolazaiko io.

Tsy ny saina no olana ho an'ireo tsy nanangana fa ny foto-kevitra manodidina ny fananganan-tsaina ny 26 jona. Midika inona ny saina ary midika inona ny 26 jona? Raha izao zava-misy itantanan'ny mpanongam-panjakana miaraka @ mpanjanaka ny firenena izao ve dia misy antony hankalazana ny 26 jona sy hananganana ny saina fotsy mena maitso?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0651