MIARAMILA TSY VOAHOFANA

1. Rajakoo ( 28/06/2009 21:33)
Noraisina daholo na dia zao olona tsy mahay manao jery hatrika
Namenoina laharana fotsiny na dia reo jeneraly aza dia nihomehy fotsiny ,ny mena sofina tsisy resaka akory fa dia nijery alika mivouvou fotsiny ,
aiza anefa zany t@ andron'i deba, miverena enao mon amis pierrot de ampalalaho ny anaranao ry tgvendrana reto é(aza adino fotsiny le sôsy e)
novalian'i xxx ny 30/06/2009 10:15
2. benkintana ( 28/06/2009 21:52)
Efa nakambana ao ny bado (capsat )sy ny moana (hemmo nat) de lasa fisaka(fis)
de kôlera sy pesta ,ho matin'ny aretina ao daholo ny tgv :-D :-D :-D :-D
3. pikatti ( 29/06/2009 07:18)
aleo hinana any daholo e ,
tsy miraharahà :-D :-D
4. diloo ( 30/06/2009 00:08)
Mahery ianao ry benkintana an! :-D :-D :-D
5. xxx ( 30/06/2009 10:15)
diloo :* :*
aleo fafazan'i lery ao é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2259