ianareo reny mpisera eto!
1. xxx
(
30/06/2009 13:17)
Zah dia bevoka (8mois), nahazo date anakiroa zah: hoy ny Dr-ko hoe mety 28aout no teraka, kanefa rehefa nanao ecografie zah de nahazo date hafa indray ka mety ho 23 aout no teraka. Fanontanianako. iza @'io no tena marina? marihiko fa zaza voalohany no haterako.Misaotr mialoha hoan'zay hamaly.
novalian'i vale ny 02/07/2009 21:52
2. xxx
(
30/06/2009 14:05)
Estimation daholo ireo
Ny an'ny Dr dia par rapport @ date dernières règles-nao
Ny an'ny écho dia par rapport @ sary
Ny an'ny echo no mety akaiky kokoa , fa na izany aza 5 andro fotsiny no elanelany, tsy misy olana, mety ho lasa aloha ny zaza , mety ho taraiky koa
3. Mirananirina
(
30/06/2009 15:15)
Tsy dia mifanalavitra ilay date dia tsy misy olona,mety entre ireo daty ireo ianao no teraka,io ilay ataotsika gasy hoe:miandry andro e;fa matetika ny date ny dernieres règles no tena izy.
4. booboo
(
01/07/2009 09:28)
ié, daty " vinavina" fotsiny ireo fa matetika izay omen'ny echo no tena manakaiky indrindra. Na izany aza dia mbola estimation koa ny an'ny echo.
Rehefa miditra ny 38 SA dia mety ho tonga @ fotoana zay tiany ilay zazakely fa tsy voatery ho pile poile @ DPA. Eo ilay efa " miandry andro "
Raha afaka manatrika préparation à la naissance ireny dia manatreha fa feno raha ilaina momba ny vohoka ( fanazavana ny DPA sy ny terme ) ary rehefa eo am-piterahana ary rehefa teraka...
Bonne grossesse.

5. sipagasy
(
02/07/2009 13:32)
Izaho moa tsy nahandry ny andro zoma hihih fa narotsako mialoha ny ahy, fa dia manaova mora rehefa tonga ny ora e!
6. vale
(
02/07/2009 21:52)
Bjr! ny ahy indray ilay date notenenin'ny Gygy iny mihintsy izy no teraka, na za aza mba nihaiky mihintsy hoe tena dadany le gygyako iny an!!!!! lol