Lalà na vaovao navoakan'i essera admi fopla HA HA HA
1. pikatti
(
01/07/2009 08:05)
Ny mpiforum politika dia tsy mahazo mizongle ps afa tsy iray ihany ,Nihazakazaka tany @ Hery lery ametrahana lay fitsipika fa tonga de
fin de non recevoir :-D
Aza mbola mamono tena aloha less a
fin de non recevoir :-D
Aza mbola mamono tena aloha less a
novalian'i Noue ny 01/07/2009 17:39
3. xxx
(
01/07/2009 08:09)
ZAY anie le olona hoe ambadiky sahondra é,
hiady @ olona ve no atao sa hiady heitra ry le bado lahy ty a :D
sonia pikatti
hiady @ olona ve no atao sa hiady heitra ry le bado lahy ty a :D
sonia pikatti
5. Noue
(
01/07/2009 08:15)
sali less pikatti aaa :-* :-* :-* zaho aloha ato dia tena =)) =)) =)) =))
6. pikatti
(
01/07/2009 08:23)
ka le bandy tgv reto anie ry Noue natao himehezana fotsiny ,sady ny TGV aza anie tsy mila an'ireo bandy mitomany lava reo e ,de eto miaritra trefle fotsiny eto ha ha ha
8. Noue
(
01/07/2009 08:32)
pikatti:sady be taraina ve less ?,
ka le bandy tgv reto anie ry Noue natao himehezana fotsiny ,sady ny TGV aza anie tsy mila an'ireo bandy mitomany lava reo e ,de eto miaritra trefle fotsiny eto ha ha ha
:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. pikatti
(
01/07/2009 08:35)
hita hoa ,maraina mandra-paharivan'ny andro dia taraina foana
i andrywui
zao ndray essera
i patrick2002 moa iny dia nanompa de lasa nitomany any @ Andry any fa mbola voadaka de hiverina eo ndray ha ha ha
i andrywui
zao ndray essera
i patrick2002 moa iny dia nanompa de lasa nitomany any @ Andry any fa mbola voadaka de hiverina eo ndray ha ha ha
10. Noue
(
01/07/2009 08:38)
:-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) iofarany io kosa aloha tena tsisy afitsoka mahintsiny ee :-D :-D :-D
11. essera
(
01/07/2009 09:07)
Ny mpiforum politika dia tsy mahazo mizongle ps afa tsy iray ihany
Avereno eto ny andalan-teny nilazako an'io. Asio quote milay b. Fa manin ary lery no manidintsindina foana fa tsy mba mety ho pieds sur terre.
Nihazakazaka tany @ Hery lery ametrahana lay fitsipika fa tonga de
Anontanio ihany izy aloha sao d efa zatra manao intox elah ry pikatti.
12. pikatti
(
01/07/2009 10:07)
le patrick2002 marina ry Noue tena tsy izy mintsy an,iny na reo "namany" reo aza tsy te halala azy de nanoratra taty amiko taty hoe ;mba omeo téléfonina hono ,fa nameko ny daka tsy hita ha ha ha
13. essera
(
01/07/2009 10:14)
voadonan'i patrick2002 lavitra le pikatti. Tena tsy hoe tsy afaka fotsiny fa tena miaka-piakarana atosika, midim-pidinana ifampitazomana, mandeha plat mihisaka.
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
14. pikatti
(
01/07/2009 10:18)
patrick mba nisaina ihany taloha fa refa niakatra be iny lery de nanompa ny afarany ,elah koa ty ry essera kely sisa dia lasa midega fa aleo lalaovina kely eto aloha :-D
