Zao ve sisa no niafaran'ity sehatra politika ity.

1. xxx ( 27/06/2009 10:02)
Fa nakaiza daholy ny TIM?????
sa alahelon'ny tsy nanao arendrina ve sa inona mihitsy??? no toa tsy hita intsony, sa kosa tonga saina amin'izay fa i Marc ange ka efa nivalona ho an'ny tantara sisa.

Mahereza ry reto a!

Izay fahadisonareo, fahadisonareo! fa aza ny kilonga no tsy avela hanao arendrina !
novalian'i Noue ny 27/06/2009 19:54
2. Noue ( 27/06/2009 10:07)
dia aza hadino fa Asabotsy isika androany ary be no tsy miasa indrindra fa ireo avy any M/car ka tsy manana internet.
Ao koa ny olona mandeha week ka tsy hanenjika cyber hamaliana dinika eto
3. gasmlay ( 27/06/2009 10:45)
leo an'le afisy fôpla sy lainga atao'ny sasany koa eh!!
4. sakaymena ( 27/06/2009 11:58)
ndao hatao hoe motif valable
5. fijo ( 27/06/2009 18:56)
izay izany
6. yuka ( 27/06/2009 19:35)
Mbola eto ihany zay e!
Tinay foana i Madagasikara :D :) :P
7. andrywui ( 27/06/2009 19:39)
ha ha ha !! aiza kou Yuka ze teo eo !! vao nahita kibay namely mafimafy io aza i Yuka vao mba nitsangana niditra fa nitazana teo foana kou !
8. Noue ( 27/06/2009 19:54)
tsy hitako mahintsiny oe inona no blèm-ny sasany raha tsy afaka miditra eto ny olona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0376