ho avy ny fetimpirenena malagasy @ 14 juillet atsangano ny s
1. ndotofetsy
(
27/06/2009 21:11)
atsangano ny saina fa ho avy ny tena fetimpirenena malagasy @ 14 juillet ho faly sy ravo avokoa ny malagasy
merci beaucoup

ary tapahana ito saina ito amizay daty zay. Manomboka isao ny andro ra wiwi fa ianao no tena pro @ io

dia atombohy ny isaaaaa roaa..... :^) :^) :^) :^) :/ :/ :/ :/
merci beaucoup

ary tapahana ito saina ito amizay daty zay. Manomboka isao ny andro ra wiwi fa ianao no tena pro @ io

dia atombohy ny isaaaaa roaa..... :^) :^) :^) :^) :/ :/ :/ :/
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:27
2. Noue
(
27/06/2009 21:16)
sady mahay no tena maharaka tsara mahintsiny anie zany ndotofetsy zany eee ! fa dia nahoana aza no natao oe donto kosa ee ?? hay moa ?? fetsy :-w :-w :-w :-w :-w
3. xxx
(
28/06/2009 05:09)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) TENA NAREO TIM ZAO NO NANANGANA AN'IO SAINA FRANTSAY IO VOALOHANY TETO =)) =)) =)) =)) =)) AOKA LETSY FA =)) =)) =)) =)) =))
4. Noue
(
28/06/2009 09:54)
tsy hitako ny olana raha mba zay no mahafalifaly ny sainy eee ! zany no atao oe liberté
5. zaytinao
(
28/06/2009 12:06)
Hevitra tsy ratsy ilay izy ka!!!!!!!!!
marina izany!!!!!!!!!!!
saingy vetaveta no heritreritra taingina. :lol:
marina izany!!!!!!!!!!!
saingy vetaveta no heritreritra taingina. :lol:
6. xxx
(
28/06/2009 14:51)
ny hat no niandrandra mafy ny bleu blanc rouge kay daka no nahazo azy,d ny gasy no rahonana sy no terena tsy maintsy hanangan-tsaina!
