Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo
(
24/06/2009 21:22)
varotra rano
efa tamin'ny andron'i ravalo no efa nisy io tanjona hivaritra rano io,fa tamin'izany moa dia ry tgv no nilaza fa varotra tanindrazana io,izao nefa toa hivarotra ihany koa ry zalahy.
amiko dia tsy oal...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:42
endrika01
(
24/06/2009 21:19)
FITIAVANA VE SA FIGAFIANA!
Akory Aby o ! Tranga nianjady tamina namana iray izany ity e.Nifanoratsoratra tamina namana iray izy,nilaza io namany io [b] fa lehilahy[/b] dia nifampiantso an-taroby de lhl tokou lay feo tao,de nito...
tohiny
novalian'i endrika01 ny 01/07/2009 01:32
sitlo
(
24/06/2009 18:17)
mavomavo lela
Inona kay no mahatonga ny lela ho mavomavo?
Ilay izy tsy misy fofona fa tsy mahafinaritra ny mijery azy. Kesehina fotsiny ilay izy dia afaka. Fa mahalasa ny saiko fotsiny hoe ohatra ny tsy normal iza...
tohiny
novalian'i sitlo ny 19/07/2009 22:24
maeva74
(
24/06/2009 18:09)
FAHALEOVANTENA
(l) (l) (l) Miarahaba antsika Malagasy tsy vaky volo!
Ny Fahaleovantena dia tsy natao mihitsy
hoenti-kahasambatra fiainan'olom-bitsy.
fa Fahaleovantena tsy manam-piangarana
hampigoka mamy ny...
tohiny
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:41
Onjakeli
(
24/06/2009 17:06)
Tonga rahampitso Ravalo
Tonga rahampitso Ravalo. De hitifitra sa hanapoaka ny TGV, nita eo izay mhavita azy....
tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:16
locl
(
24/06/2009 16:00)
ho an'reo mpandainga
Amin'izao fetim-pirenena ho an'ny Malagasy mitady fahafahana izao dia tokony hanao fanovà na isika eto @ serasera, ka ireo izay mpandainga toa an'i "essera", "andrwi" sy ny sisa dia tokony hahatsapa t...
tohiny
novalian'i essera ny 25/06/2009 05:26
Noue
(
24/06/2009 15:39)
Tena marina io ee ! hoy Obama oe
[size=70][color=red][b]A l'occasion du 26 Juin, Barack Obama vient d'adresser un message au "peuple malagasy" . Le message dit que les Etats Unis espèrent " voir le jour où Madagascar pourra célÃ...
tohiny
novalian'i zandikely ny 24/06/2009 21:19
diamondra27
(
24/06/2009 15:39)
26 juin 2009
iza no hahazo an'i mahamasina?
eo ve zany no ahitana hoe: iza no manana pouvoir
sa sambany amin'ty taona ty no hisy defilE 2 ao Tana: ao am kianja 13 mai sy any mahamasina...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2009 20:18
Onjakeli
(
24/06/2009 15:32)
Variana mangalatra de tsy mahavita n'inon'inona
Aleo ihany Ravalo fa na lazaina nangalatra aza izy nahavita zavatra be dia be. Mba takona izany ilay lazaina fa halatra satria misongadina ny zava-bita.
Zao ve rangahy, variana mangalatra sy mameno...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/06/2009 07:58
essera
(
24/06/2009 11:31)
Mba hialana amin'ny tsaho d mila confirmation !!!
[quote=Noue]-[u] [b][i][color=red]10h30[/color][/i][/b][/u] - Après une première enquéte diligentée par la cellule "Investigation & Control" du GTT, rossy avec la complicité de rinah rakotomanga ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2009 20:27
Noue
(
24/06/2009 10:21)
Miainga any indray ny terorista ee
[size=70][color=red][b]- 10h30 - Après une première enquéte diligentée par la cellule "Investigation & Control" du GTT, rossy avec la complicité de rinah rakotomanga ont payé trois ex-RESEP en p...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:18
essera
(
24/06/2009 07:45)
Ho fahatsiarovana ilay mahery fo !!!
[img]http://img200.imageshack.us/img200/3936/ravalohitler2.th.jpg[/img]
No comment !!!
:-D :-D :-D ...
tohiny
Noue
(
24/06/2009 07:17)
Qui nous renvoie 5 siècles en arrière?
http://gasikarasahy.blogvie.com/2009/06/16/les-photos-qui-parlent/
[b]aleo ianareo milaza fa oe iza no mpanavakavaka no hitsara eto[/b]...
tohiny
novalian'i Noue ny 24/06/2009 15:43
penguin
(
24/06/2009 06:27)
Lasantsy miakatra,Ratsivalaka mitaraina, menaka 12.500F/l
Tsy nahita ny menaka 12.500 fr hono ny akama nefa feno eran'ny rehetra ny menaka 12.500 fmg ny 1/2 litre. Kay atsasany. Mofodipaina sarany kely nolazaina 200 ariary avy eo niverina 1.500 fr nefa mbola...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/06/2009 08:26
essera
(
24/06/2009 05:45)
Ny namana GTT tsy gasy nefa koa tsy vazah !?!
Ka Rahery moa izany efa nafarako hoe itadiavo sary bobabobaka am le GTT d hitako mbola sahirana izy d ireto aloha ny hitako tam le GTT :
[img]http://img341.imageshack.us/img341/5829/terro08.th.jp...
tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 11:57
sakaymena
(
24/06/2009 04:35)
mandidy ny gtt sy ny piaradia aminy zahay kotier
miagna helihely vavanareo f'aza ny racenay no tognotognonina fa sao de tsy ho zakanareo valiny afarafara ao eh
moramora anao papany sao ho may lamasine nao io!!!!!.
zahay cotier tia tanindrazana di...
tohiny
novalian'i xxx ny 25/06/2009 14:16
andrywui
(
24/06/2009 03:32)
tsy mila gtt mpanavakavaka izahay gasy aty dago
http://gasikarasahy.blogvie.com/2009/06/19/les-tsalo-de-paris-la-race-de-cro-magnon-daltonien-aigu-en-photos/#more-125
tonga masiaka eto aloha,tonga dia petsa eto ireo gasy tia tena ato :-D :-D :...
tohiny
novalian'i xxx ny 24/06/2009 11:35
Rajakoo
(
23/06/2009 21:39)
IZA NO TE HO PRESIDENT???
AFAKA MIFANARAKA TSIKA ZAY MAHATSINDRY NY VOLA NOMEN'I ANDRY TGV DE TENDRENAY HO FILOHAN'NY MADAKASIKARA E...
tohiny
novalian'i desirelyaime ny 24/06/2009 19:23
Radomy
(
23/06/2009 18:34)
Hiverina ve sa tsia Ravalomanana?
Faly hiaraka hisera amintsika rehetra:
http://gasikarasahy.blogvie.com
Fandalinana. Tsy misy hena-maso. Ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy. ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2009 21:16
andrywui
(
23/06/2009 18:23)
Raha maharary ny voatifitra basy de mijanona any atrano
Andrywui2 ihany ty tompoko ! ha ha ha ! efa misy ho lasa adala ato am forum ato fa kely sisa e!
tsy fantatra intsony izay rainy sy zanany fa fianakam's raimanotolo ry lerony no tafiditra mampiesona ...
tohiny
novalian'i general ny 26/06/2009 11:55
