Hiverina ve sa tsia Ravalomanana?
1. Radomy
(
23/06/2009 18:34)
Faly hiaraka hisera amintsika rehetra:
http://gasikarasahy.blogvie.com
Fandalinana. Tsy misy hena-maso. Ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy.
http://gasikarasahy.blogvie.com
Fandalinana. Tsy misy hena-maso. Ao anatin'ny mangidy no ahitana ny mamy.
novalian'i fijo ny 24/06/2009 21:16
2. xxx
(
23/06/2009 18:55)
tena tsy hay tsony raha mety mihinana ze zavatra tiany hampinanan ireo mpanao poltika na i ra8 na i tgv ve ny vahoaka dia mety hiova tampoka eo ny fandehany arakarak izay miaraka @ capsat sy ze afaka misolo akanjo ihany io eee
i jaky syllah aza efa tsy hita intsony fa mihinana ze afany ao sisa sady tsy nahazo toerana tao @ hat
i jaky syllah aza efa tsy hita intsony fa mihinana ze afany ao sisa sady tsy nahazo toerana tao @ hat
3. rakaroka
(
23/06/2009 19:24)
Ka eto no ahatsapana ny maha "ridicule" ny fomba firesak´ireo ´zay ninono taminy hono e, nilaza impirimpiry akory rizareo fa ho avy izy , dia samy niandry daholo ! inn akory no teo?... :roll: :roll: 8O 8O 8O , .forenina daholo izao atsanga tsy @ orana impossible rehetra izao, ho avy
hiaraka @ miaramila vahiny izy hanafika ! dia heverin-drizareo fa tsy manana ny satany mantsy ilay Nosy ! sns...TENA hoe némportekoa.
henjehina tahaka ny inn ny Frantsay, ny TGV, ny tsy TGV akory aza,
manana aina atotona fa tohizo e. Ny ahy aloha tsitsiako ny aiko e,
´za bandy kely tsy ampy sokay tsy ampy sakafo !
Ka io aza ny "blem" efa nahiako hoe raha mikiry biby anie ireo Gtt @ famerenana an-dRa8 dia hiafara fa rizareo no ho "identifie hazain´ny olona! 8O 8O 8O 8O

4. benkintana
(
23/06/2009 21:35)
Mitohy foana io fa inona ny olana !!!!
zay vizaka de soloina de raikitra ny kombaka :-D :-D
zay vizaka de soloina de raikitra ny kombaka :-D :-D
5. rakaroka
(
24/06/2009 04:39)
ie, mitohy tokoa ny fiainana na eo na tsia ilay Ra-8 :-P :-D :-D :-D
6. sakaymena
(
24/06/2009 04:51)
eto atsika mahita ananjy de alao ho avy de hita eo ko ny adiny rah ho sahy marina e
7. rakaroka
(
24/06/2009 05:05)
Miandry azy anie hono ny 4 ans de prison any Dago, dia tahaka ny nanaovany an-dry Pierrot ihany ka tongava soa e :D :D :D
8. sakaymena
(
24/06/2009 05:11)
nanao andratsiraka nilakanilaka ko ataon ny andry vo hilaka hihohoka.
valin ny tsipaka daka rangah
valin'ny totondry fetrika
valin ny tsipaka daka rangah
valin'ny totondry fetrika
9. essera
(
24/06/2009 05:59)
Asaivo miverina iz fa jerena izay sahirana kokoa na
TGV na RAVALOMANANA.
Mbola tsy ho fotoanany mihitsy wa zao fa mahareta kely* aloha.
* eo am 2 ans eo ho eo.
TGV na RAVALOMANANA.
Mbola tsy ho fotoanany mihitsy wa zao fa mahareta kely* aloha.
* eo am 2 ans eo ho eo.