Qui nous renvoie 5 siècles en arrière?

1. Noue ( 24/06/2009 07:17)
http://gasikarasahy.blogvie.com/2009/06/16/les-photos-qui-parlent/

aleo ianareo milaza fa oe iza no mpanavakavaka no hitsara eto
novalian'i Noue ny 24/06/2009 15:43
2. essera ( 24/06/2009 07:37)
Tena mapmé mits Noue ity. Ary naninona i Andry nitafy ny fomba fitafin'zareo tany eo am sary voalohany. Tena atao fotsiny izay hifanandrifian'ny zavatra tsy mitovy. Io chef de région-n'i Menabe io d te hanaporofo ny fitiavany an'i zandry kely.
Zao no zavatra tena saika nisy raha tsy voarodana :

3. Noue ( 24/06/2009 07:56)
essera:
Tena mapmé mits Noue ity. Ary naninona i Andry nitafy ny fomba fitafin'zareo tany eo am sary voalohany.
tena tsy azon'lah ilay resaka ry essera aa! avereno vakiana tsara ny voalaza ao dia ho hitan'lah oe inona marina ity miakanjo orange sns ao ity !!


4. ravalotgve ( 24/06/2009 09:44)
la révolution orange




sniff
tchroufff

samy maboly môly
:@ :@ :@ :@ :@ :@
5. Noue ( 24/06/2009 10:24)
ravalotgve aloha dia mahazo tsara ilay resaka ee ! misaotra t@ ilay sary ee
6. essera ( 24/06/2009 11:11)
Tsy nasain'i Andry nanao an'io leti iz fa izy no nanao an'io a. Ny mpanoratra koa moa efa hita fa tsy mahay afa-tsy thèse ohatra'n manao tononkalo, lé mampiady rima les a.
7. Noue ( 24/06/2009 15:43)
ka ny marina no voalaza ao leisy aa ! aza odian'lah tsy hita io aa!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0692