Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
andrywui ( 22/06/2009 18:01)
faly be ry andrywui sy ny ankohonany fa ...
noteren'i general izahay ankohonan'i andrywui hanohana an'i tgv ka dia tsy maintsy manohana izahay eto :* :* :* ho ela velona anie tgv malalay mianakavy :@ :@ :@ ... tohiny
halloween ( 22/06/2009 17:43)
da fety be da fety be ny ao @ tanana fa tsy tafa fampediana.
d fety be ndray zany é, faly be daolo ny Malagasy fa masabary mainty kitoza satria sady fetimpirenena no vitaketsa ihany koa lé8 sy ny mpanompony ka d raikitra ny fety ééééééééééééééé... tohiny
Onjakeli ( 22/06/2009 15:53)
Volan'iza indray no angalarina homena ny miaramila?
De otran'ny mba manambola toy inona ery ry vendrana. hampanantenanaina avokoa izao atsanga tsy aman'orana. hampidinina ny vidim-piainana e, solika e, vary mora, menaka mora e, jiro sy rano e, aiza iz... tohiny
karavasy ( 22/06/2009 13:21)
Tsy ahazo taratasy @ fokontany izay tsy manangantsaina hono
Izay ilay hoe fahafahana ary fampahafantarana ny tena andraikitry ny olom-pirenena hono ka dia ho faizina izay tsy manangan-tsaina satria mitady hanaraka ny mpnohana ny ara-dàlana. Ny namana eny Anka... tohiny
penguin ( 22/06/2009 13:11)
Mampanankarena vé ny kabary ry tgvendrana a ?
Manao kabary ambony vavahady ndray ny tgvendrana fa hoe "na ny mpitarika posy, na ny mpitondra fiaramanidina, na ny filohampirenena sahala ahy sns ..." dia samy sahirana sy milofo mitady ka asa na ten... tohiny
rabaradaka ( 22/06/2009 12:39)
Gidragidra ao amin'ny HAT
Tsy manaiky dadatoa Monja Roindefo sy ny ekipany fa tsy maintsy esorina ho HAT ry dadatoa Alain Ramaroson, Lahiniriko, Daniel Ramaromisa sy ireo goaika anti-mola politika. Namaly bontana ry Alain (iza... tohiny
novalian'i fijo ny 24/06/2009 21:24
hery ( 22/06/2009 11:56)
Namidy koa ny Rano :-(
Satria tsy manam-bola hanaovana ny asany ny HAT fa tsy omen'ny firenena rehetra tsy mankato vola, dia nanapa-kevitra fa hamidy indray ny Rano. Ny reniranon'i Faraony no alaina dia hamidy amin'i Arabie... tohiny
novalian'i xxx ny 24/06/2009 19:57
Tazana ( 22/06/2009 11:55)
Iza no mampiasa pass taloha tafiditra France sy Canada ve?
Fantatro fa miverimberina foana fa nony efa handeha zao vao tena matahotra aho sao dia efa eny amin'ny frontiere vao tsy tafiditra ka hoe mila mody Madagascar manao passeport...Ilay vola handoavana bi... tohiny
novalian'i Tazana ny 22/07/2009 21:36
MAMICHOU ( 22/06/2009 10:54)
ahoana ny fomba ahitako reo namana nandefa msg anà h@ zay
Hery ah! Ahoana ny fomba ahitako reo namana nandefa msg anà h@ zay fa l vofafa l izy d tsitako tsony nefa ilaiko fa nisy oul nandefa mail anà nefa tsy fantatro sur nefa zà fa l teto @ sera2 fa tsy... tohiny
novalian'i hery ny 22/06/2009 11:42
xxx ( 22/06/2009 10:29)
tavy be!
Rehefa mbola mince mince iny ny sipatsika na vadintsika dia faly ery isika miaraka aminy, fier. :) Fa rehefa avy niteraka iny matetika, zany hoe lasa matavy be izy dia iny isika no sosotra. Aoka i... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/07/2009 17:55
bazylou ( 22/06/2009 10:26)
avant 26 juin, hono de izao de avant 6-7 juillet
hoy i ambroise indray dia avy eo koa izany avant la fin du monde, !!! lloolll maninoa ary raha tsorina hoe tsy hoa vy intsony izy fa voky cox any amin'ny zoma de vita!! :-D :-D :-D :-D :-D ... tohiny
halloween ( 22/06/2009 10:11)
tompo baolina tezitra refa resy d tsy avela milalao ny .....
nareo ve tsy mahatsiaro fa t@ mbola boykely isika d milalao bol eo an-tokontany be, d ilay tompo bol no misafidy zay tiany hilalao miaraka aminy, d mbola miverina zany refa lehibe isika, d jereo ity a... tohiny
general ( 22/06/2009 09:48)
MAHAFINARITRA NY SERASERA E !
Tena mahafinaritra aloha le serasera ra-hery na de nihevitra ary i Hery fa niala le IP ko -mahafinaritra metsy ry Locl , cyril , noue , bekintana , mirana , zoam , rabaradaka , peng's izy ity fa i... tohiny
andrywui ( 22/06/2009 09:21)
2ème VAOVAO MAHAFALY HO AN'NY TIM TY E
politika Vondrona SADC Handefa mpanelanelana Haniraka an’Ing. Joachim Chissano, Filoham-pirenena Mozambikanina teo aloha indray ny Vondrona SADC hitarika ny fanelanelanana amin’ny fitad... tohiny
bor2lais ( 22/06/2009 09:19)
Manajà ny rainao sy ny reninao ...
http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=EKSODOSY&toko=20&andininy=12-12&dika= Teny nipoitra tato ho ato eto amin'ny dinika io voalaza ao amin'ny didy 10 nomen'Andriamanitra an'i Mosesy ho an'ny zanak'... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/07/2009 18:35
general ( 22/06/2009 09:08)
VAOVAO MAHAFALY HO AN''NY TIM ITY !
samihafa Fanondranana rano Ho avy amin’ny volana jolay ny saodiana Amin’ny herinandro voalohan’ny volana jolay izao no ho avy hanasonia ny fifanarahana mikasika ny fividianan-drano eto M... tohiny
TEGEVE ( 22/06/2009 08:37)
NAVELAKO ANY NY SAOUDIEN FA ALEKO VOAZAKA FRANTSAY E
Nampanantenaiko mafy ianareo fa ahazao vola be tsika avy @ talliban saoudien,fetsy be kay ry lerony tony fa ny eau douce tsika ndray no ketrehiny , Aleo ihany klou misolelaka frantsay de asiko sainam... tohiny
essera ( 22/06/2009 08:21)
Zavatra tsapa !!!
Sali daholo a !!! Ny zavatra tsapa tato ho ato d efa manomboka tsy voafehin'ny zanaky Dada intsony ilay slogan-ny hoe LEGALISTE. Ny antony d efa miha-lany ny vatsy (kabary, fampiesonana, vola ampiasa... tohiny
novalian'i essera ny 24/06/2009 13:18
hery ( 22/06/2009 07:51)
Mila anao ny tononkira
Ny takelaka [url=http://tononkira.serasera.org]tononkira.serasera.org[/url] no horesahiko aminareo androany. Betsaka isika no efa nila tononkira ka nahita izany tononkira nilaintsika izany tao amin\'... tohiny
andry44 ( 22/06/2009 07:28)
Aiza ny marina @ty resaka sabata ity???
Manahona daholo e! Manaolohana ny zava-misy eto Madagscar izao de lasa ihany nys aina hoe aiza ny marina? Na iza no ten amitory ny fahamarianana @ ireto fiangonana sy antokom-pinoana toa mihamaro sy ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 16/08/2009 09:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.6256