Zavatra tsapa !!!

1. essera ( 22/06/2009 08:21)
Sali daholo a !!!
Ny zavatra tsapa tato ho ato d efa manomboka tsy voafehin'ny zanaky Dada intsony ilay slogan-ny hoe LEGALISTE. Ny antony d efa miha-lany ny vatsy (kabary, fampiesonana, vola ampiasaina...).
Raha niresaka tamin'ny namako anankiray abonné ao am magro aho tam ity faran'ny herinandro ity d nolazainy tsotra mihitsy fa tsy handany andro akory no handanany eo fa mandray karama isam-bolana izy. Ho an'izay mino moa tsara, izay tsy mino azy ny azy.
Ny zava-doza mety hiseho atsy ho atsy dia ity :
onjakeli:
ny azo antoka de tsy maintsy hisy ny gidra atsy ho atsy fa io tsy vitan'ny oa mijanona fotsiny amzao.

Ary efa miseho moa izy izao fa taiza teto Mcar no mbola nisy nanamboatra bombe artisanale apetraka etsy sy eroa. Efa ela ihany moa ny tena no niteny hoe aza mandany andro eo am Magro intsony ry reto fa aleo mitady asa fa ny rano ao am-patsakana aza ange mety ritra e, saingy mbola resy lahatra foana amin'ny fampiesonana ataon'ny mpitarika.
Ka amiko ny fanafodiny raha mbola hitohy ny terrorisme ataon'ny zanaky Dada d mendrika ny mpitarika ao amin'io grevy io angamba ny ampanaovina vacances afahy kely. Eritrereto moa hoe ianao any anaty taxi be d misy mametraka entana misy bombe eo d inona no tombotsoa. Sahiko mihitsy ny milaza avec conviction fa tsy ny mouvance-n'ny TGV no handeha hanao fampihorohoroana amin'izao fa mazava be ilay izy.
Efa nanoratra dinika iray teto aho : "A qui profite le crime ?" fa d ny zanaky Dada sasany aza d mody fanina be mihitsy (!!!).
novalian'i essera ny 24/06/2009 13:18
2. hery ( 22/06/2009 08:42)
Ilay resaka bombe artisanale aloha dia fikan'antitra iny.

Efa nifezaka ny TGV hoe ho avy ny tafika SADC dia nasiana kely an'iny amin'izay taitra alohan'ny fotoana ny Frantsay dia tonga hoe hiaro ny olony... dia nefa sady hifanehitra @ SADC.

Ny fikan'ny légaliste dia fika hafa mihitsy fa aza maika. Ary anisan'ny zavatra tena légal ny self-défense... ka raha ilaina dia ny défense tsara indrindra dia ny fanafihana :-)

Tsy hiady @ samy gasy ny légaliste fa hiady amin'izay mpangalatra
3. benkintana ( 22/06/2009 08:47)
hoy Hery

Tsy hiady @ samy gasy ny légaliste fa hiady amin'izay mpangalatra


Tonga de amboariko tsara mintsy reo dahalo de haut niveau reo
petsa de ampy :lol:
4. essera ( 22/06/2009 08:53)
hery:
Ary anisan'ny zavatra tena légal ny self-défense... ka raha ilaina dia ny défense tsara indrindra dia ny fanafihana

Ary hono wa ry Hery, naninona no tsy nateriny tany an-tranon'ny mpikambana iray ao am HAT ilay baomba fa napetraka tery am leader price sy tery Akorondrano ?

benkintana:
Tonga de amboariko tsara mintsy reo dahalo de haut niveau reo

Dada no tena avo lenta amin'io ry ngah roa. Tsara be ny fi-camoufler-ny ny action-ny satria sady fitondrana, fivavahana ampiasainy miaraka d manaraka daholo ny zanany. Le zanany ange tsy omeko tsiny fa tena manaraka INNOCEMMENT mihitsy e.

5. benkintana ( 22/06/2009 08:55)
Aa mikotaba fotsiny lesy fa i tgv aza ao efa mifendro kou elah tsisy miraharaha io ndray ve no himenomenona eo klé :-D :-D :-D
6. essera ( 22/06/2009 09:03)
Ny mety2 kokoa d i TGV no tafihanareo fa tsy manao adin'ny kanosa ka olona tsy manan-tsiny no pehana. Mifangaro mihitsy ange ilay fanatisme sy extremisme am zao.
7. essera ( 22/06/2009 09:05)
hery:
Ilay resaka bombe artisanale aloha dia fikan'antitra iny.

Zao ange ilay mody fanina e, tsy misy mits na ny kodiny aza tombotsoa ho an'ny tgv hanapoaka baomba fa io ilay fika am le diversion efa noteneniko io.
8. xxx ( 22/06/2009 09:11)
tena tsy mety le mampiditra gidran ny mpifankatiha olona hafa ra hery aaa

samy gasy ve dia ilaina olona hafa hanasaraka azy. F&a mety ho marina ihany anefa io hoe asiana hafa ifoteran ny rihitra ihany koa

9. halloween ( 22/06/2009 09:15)
hery:

Ilay resaka bombe artisanale aloha dia fikan'antitra iny.

Efa nifezaka ny TGV hoe ho avy ny tafika SADC dia nasiana kely an'iny amin'izay taitra alohan'ny fotoana ny Frantsay dia tonga hoe hiaro ny olony... dia nefa sady hifanehitra @ SADC.

Ny fikan'ny légaliste dia fika hafa mihitsy fa aza maika. Ary anisan'ny zavatra tena légal ny self-défense... ka raha ilaina dia ny défense tsara indrindra dia ny fanafihana :-)

Tsy hiady @ samy gasy ny légaliste fa hiady amin'izay mpangalatra

ny hita alou amizao ry lé...ty d dadan'elah débouté a! il est victime de ses propres mensonges, lany ny resaka abobo, d efa lazaina kou elah fa miandry anlisany ny TGV ka tongava fa aza be reseka eo, mbola alimenter lisany ihany ny resaka fa mbola misy fanantenana ny hanakorontanana an'i Madagasikara kanefa d efa hita fa tsy misy manaraka na ny amerikanina na ONU na UA na SADC, hita mintsy ny maha dondrona an'elah, teo @ fitondrana aza less ny dadan'elah tsy nahita nafitsoka fa nipitsika ka maika fa efa any @ exil any lé, petsa elah ry mpanao hatsikana sandoka a!

10. benkintana ( 22/06/2009 09:22)
haingana elah f'efa hikatona ny cyber zao ry andrywui a,ha ha ha
petsa de ampy :lol:
11. essera ( 22/06/2009 09:29)
Fa resaka samy tsika ity fa zao wa, d'accord ah zany hoe tsy reconny ny hat hatreto, fa mba fanontaniana am hery sy ry benkintana , Noue sns.. wé : "Fa maninona wa Dada no tsy mpanao comment mits nefa efa betsaka ihany izay oul nolazaina niresahany izay hanampy aza hody".
12. benkintana ( 22/06/2009 09:32)
stratégique dôly zany ry bandy a
13. andrywui ( 22/06/2009 09:35)
hoy essera

: "Fa maninona wa Dada no tsy mpanao comment mits nefa efa betsaka ihany izay oul nolazaina niresahany izay hanampy aza hody".


hataon'ny pokn fakana S fotsiny lery any e
14. essera ( 22/06/2009 09:36)
Sao d kosa manao vacances lava b no stratégie tena tsara indrindra.
15. essera ( 22/06/2009 09:43)
Hatrao am magro akorondrano ange d sondriana d sondriana ery nefa le PAROTSAN'i Dada hatreto no ritina ao. Hay letié, misy diso, le bôla nataon'i Dada hatram zay io itazomana an'ilay toul atao matezateza io. Jereo tsara wa ny fivoaran'io fa hitanao hoe ho lany ilay vatsy ho antsika d mi-semer terrorisme sisa am zay eraky ny tanana.
16. xxx ( 22/06/2009 09:52)
Ny eau vive mada zany lasa any saoudi de ny rano avy any sud'af mankaty @tsika ,tssss tena tsy lasa zao é
17. general ( 22/06/2009 09:55)
merci ra- essera a! vizano amlé fika raha vao mbo; bevava eo ihany letsy a
18. benkintana ( 22/06/2009 09:57)
inona koa tony generaly miantso vonjy tony ,tena fopla klé
19. general ( 22/06/2009 09:58)
bekankana !! famindrampo farany ty ho anlah ! vo mbola be kozy be elah de aripako daholo ireo Magro ireo !! heverinlah fa tsy vitako ve zany ?? ha ha ha !! tsotra kely amiko !
20. essera ( 22/06/2009 10:01)
Jereo fa le resaka tamin'ny Hery resaka telo volana iny ange espérance de vie n'ny toul ao am Magro iny e. Efa ela b a no niteny hoe : aza sakatsakanana zé ataony rehefa tsy manakorontana fa lefy wazy eo io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3092