NAVELAKO ANY NY SAOUDIEN FA ALEKO VOAZAKA FRANTSAY E
1. TEGEVE
(
22/06/2009 08:37)
Nampanantenaiko mafy ianareo fa ahazao vola be tsika avy @ talliban saoudien,fetsy be kay ry lerony tony fa ny eau douce tsika ndray no ketrehiny ,
Aleo ihany klou misolelaka frantsay de asiko sainam-pirenena frantsay ny merco blindé-ko é
(l) (l)

novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:23
2. benkintana
(
22/06/2009 08:44)
Zany sisa ny 26jiona ,maty aho capsat kely,nisolelaka ihany ty ny FAT(y)
Mitohy ny tolona é,mirodana enao ry mpandroba :-D :-D :-D :-D
Misaotra an'elah lesy tgv fa tena zao avoakanao zao mintsy ny toe-tsainan'ny MARARY H'ATY tony

3. Noue
(
22/06/2009 09:22)
tena voa kosa aloha ny FAT(Y) t@ iny resaké iny eee ! sady efa nanaovany saoudien promesse d'ivrogne dia mbola misehoseho hanampy an'zareo ihany ??? :evil: :evil: :evil:
5. Noue
(
22/06/2009 09:26)
ka hita mahintsiny kosa anie fa tena tsy misy na dia pitiny aza mba zavatra tsara ataon'ireo FAT(Y) eee ! zao ka ny rano malagasy indray no tadiaviny ahondrana nefa ny antsika aza efa be ny faritra mampalahelo fa ritra ny rano !!!
6. max28
(
22/06/2009 09:33)
Salut ry gasy kely namana,
Heverin'ny olona fa tena shanana aby isika ry zalahy fa mba jereo ihany a. Ampanatenaina demokrasia sy fialana @ Jadona de zao fa very asa, simba fanana, hiaran'ny fiakaran'ny vidin'entana. Ny an'ny firenenkafa atao izay hanalefahana ny crise economique mondiale, fa ny an'ny gasy kosa mbola nampiana crise interne koa izany hoe CRISE MULTIPLE zany le revy eto. de mbola sahy mandainga koa hoe tsy ilaina ny fanelanelanan'ny vahiny nefa 80% n'ny budget ny vahiny no miantoka. mody tsy asiana resaka mihitsy ny ho fampihatoana ny AGOA, izay mety hitarika fahaverezana asa 100.000 empois; sy ny tourisme mihena ho 10% n'ny t@ herintaona... Fa ry lerony zao efa matavy be, nahazo seza de parachutena daholo ny akama sy ny zanakanabavy rehetra. IZAY HONO NO FITAKIAN'NY VAHOAKA MALAGASY KO; Mazotoa ry zalahy fa ho mafy ty taona ity a. Afaka 5 taona indray manongana e . soso-kevitra @ constitution vaovao: aleo mba tsy hasiana fifidianana intsony fa mandany andro izany.
Rakoto Botretra

7. andrywui
(
22/06/2009 09:34)
be rano i M/car ry Noue fa alavitra fotsiny ny faritra atsimo no maha karakaina azy a ! efa misty tetikasa mandé any amin fanomezanan rano ny sud !! ny vola kou mila ny fanjakana de mifameno eo reo e!
8. xxx
(
22/06/2009 09:40)
be rano koa maninona raha nomena paompy daholo ny ndaty fa tsy ahondrana sahady ty izy ;tsy azoko reto FATY reto é
hoy i Max28
Zany le tgvendrane
hoy i Max28
mbola nampiana crise interne koa izany hoe CRISE MULTIPLE zany le revy eto. de mbola sahy mandainga koa hoe tsy ilaina ny fanelanelanan'ny vahiny nefa 80% n'ny budget ny vahiny no miantoka. mody tsy asiana resaka mihitsy ny ho fampihatoana ny AGOA, izay mety hitarika fahaverezana asa 100.000 empois; sy ny tourisme mihena ho 10% n'ny t@ herintaona
Zany le tgvendrane
9. xxx
(
22/06/2009 20:33)
Raha efa niaina tamin'iny faritra atsimo iny ianao de ho hitanao ny hasarobidin'ny rano any ka nahoana no haondrana koa ny kely ananana?
Efa mivadika aditoha raha nanaiky io , soa ihany fa nalaky tonga saina. Mba tahaka ny misaina ihany ange TGV izany raha nahay niverin-dalana tamin'ny fifanarahana t@ Soudiane.
Kely sisa de hiteny izy hoe"Tsy vitako intsony ity ry Charles fa ento ny tolona â"

10. benkintana
(
22/06/2009 22:23)
hivaro-janaka no hiafaran'ireto tgv reto
ny an'i andrywui aloha dia ny fianakaviany no mitourne film x ao @ cyber =)) =)) =))