Gidragidra ao amin'ny HAT
1. rabaradaka
(
22/06/2009 12:39)
Tsy manaiky dadatoa Monja Roindefo sy ny ekipany fa tsy maintsy esorina ho HAT ry dadatoa Alain Ramaroson, Lahiniriko, Daniel Ramaromisa sy ireo goaika anti-mola politika. Namaly bontana ry Alain (izay tsy mifehy ny CAPSAT fa efa adversaire-n'ny CAPSAT zao) fa aina no fetra ka na mijanona na miala ka maty. Ity zany vao tena ady mahatsiravika. Tsy hisy tafika vahiny izany eo fa ny samy gasy no hiady. Araho io dadatoa fa tena henjana
novalian'i fijo ny 24/06/2009 21:24
2. Noue
(
22/06/2009 13:09)
aleo samy hifandrapaka ao ireo FAT(Y) ireo eee !! efa tsy ho ela dia ho rava !!
3. penguin
(
22/06/2009 13:14)
Hahaha izay vé vao tena FATY BE ? =)) =)) =)) Tandremo koa variana mijery ny mody adiny eo fa ny saosy laniny ihany ary ny vahoaka tsy mahazo tombontsoa araka ny kabariny akory. Soloy tanora DJ daholo izy rehefa antitrabe é =)) =)) =))
4. patrick2002
(
22/06/2009 13:48)
Rabaradaka : fa ianao angaha no mpanolo-tsaina ny Alain Ramarosaona ,
5. Noue
(
22/06/2009 14:25)
penguin:tsy efa nasolo ilay dj iny ve ratsivalaka ?? efa valaka sy goaika be loatra koa iny ka tsy mahavita azy
Hahaha izay vé vao tena FATY BE ? =)) =)) =)) Tandremo koa variana mijery ny mody adiny eo fa ny saosy laniny ihany ary ny vahoaka tsy mahazo tombontsoa araka ny kabariny akory. Soloy tanora DJ daholo izy rehefa antitrabe é =)) =)) =))
:-D :-D :-D :-D :-D
6. Onjakeli
(
22/06/2009 15:26)
Tsy vao izao ne no nahitana ady an-trano tao e!efa hatramin'ny voalohany. olona tsy misy ilana azy avokoa.
8. benkintana
(
22/06/2009 22:38)
aleo hapokako @ zay refa tsy mahay mihany :twisted: :twisted: :twisted:
9. fijo
(
24/06/2009 21:24)
kay le,ngah atsy akama sahady ny sasany,sa mihena ny saosy de misy hankanilika be???