2ème VAOVAO MAHAFALY HO AN'NY TIM TY E

1. andrywui ( 22/06/2009 09:21)

politika
Vondrona SADC

Handefa mpanelanelana

Haniraka an’Ing. Joachim Chissano, Filoham-pirenena Mozambikanina teo aloha indray ny Vondrona SADC hitarika ny fanelanelanana amin’ny fitadiavam-bahaolana ivoahana amin’ny krizy politika eto amintsika. Izay no tapaka nandritra ny fivoriana tsy ara-potoana nataon’ity Vondrona ity, tamin’ny asabotsy, tany Johannesburg, any Afrika Atsimo, Ho an’ny SADC manokana dia tsy mbola manana eritreritra ny handefa tafika ho eto Madagascar .
Tsy nomarihina tao amin’ny fehin-kevitra tokoa raha ny hita ny mety ho fandefasan’ny SADC miaramila hampandry tany eto na tsia. Tsy nomena fitenenana hanazava ny fandehany i «Dada», tamin’ity fivoriana ity na nanatrika izany aza. Tsy nasaina ihany koa ny Filohan’ny HAT Andry Rajoelina mba hialana amin’ny mety ho fitongilanana, raha ny nambaran’ny Filohan’i Afrika Atsimo, Jacob Juma.
Ny Tahiry R.



TSY HITAKO INTSONY IZAY HANALAN DRAVALOMANANA BARAKA NY TENANY SY NY FIRENENA ANY AMPANDOSIRANA ANY RA HERY A

EFA TSY ASIN'NY OLONA MITENY TEO AMLE FIVORIANA ANIE IZY ZANY FA MIJERY FOTSINY DE MIHAINO E


-----------------------------------------------------------------------------------------------------------

Hetsiky ny mpanohana ny « ara-dalàna »

Nitifitra ny mpitandro filaminana, olona roa naratra

{mosimage}Tovolahy roa naratra rehefa nifanehatra teo Antanimena ny mpiaro ny ara-dalana sy ny mpitandro ny filaminana ny sabotsy lasa teo. Nifanjevo be ihany moa fa raha ny filazan'ny miaramila dia nisy andian-tanora hoe saika ho eny amin'ny Magro, nitondra « sifflet » sy hazo. ary hoe nanangom-bato saika hitoraka azy ireo, koa dia nanao tifi-danitra izy ireo hanaparitahana azy. Raikitra ny fitsoahana ka roa lahy 18 taona sy 19 taona no naratra izay notsaboina teny amin'ny hopitaly. Araka ny filazan'ireo mpanao fihetsiketsehana kosa anefa dia nitifitra an-dry zareo mihitsy ireo miaramila ka izay no namparatra an'ireo roalahy ireo. Nisy koa nilaza fa miaramila tao anaty fiara 4X4 nandalo no nitifitra. Tsy hay intsony izay tena fandehany, araka izany.
Fa nisy poa-basy koa teny Ankorondrano tamin'io antoandron'ny sabotsy io ihany. Nisy andian'olona eo amin'ny 30 isa eo nandalo teo amin'ny biraon'ny fokontany izay nisy famorana faobe. Asa izay fandehany fa nisy sahotaka ihany koa ka dia niditra an-tsehatra ny mpitandro ny filaminana nanaparitaka tamin'ny alalan'ny tifi-danitra sy ny grenady mandatsa-dranomaso. Fitaintainana kosa no betsaka tamin'io fa tsy nisy naninona.
T.H


TY NDRAY DE NY HAGEGEN'NY TIM NO NAHAVOATIFITRA AZY MTSMY REO ! HIADY AMIN BASY VE NY NOFO AMAN DRA ?

DE VAKIO ANIE FA REHEFA AVY NIGAFY TAM MIARAMILA RY TIM DE LASA NDRAY NANDROBA SY NANAKOROTANA OLONA MANAO FETY TENY ANKORONDRANO



2. Noue ( 22/06/2009 09:23)
"halloween":
Nitifitra ny mpitandro filaminana, olona roa naratra
tena vaovao mahafaly anao marina zany :evil: :evil: :evil: :^) :^) :^)
3. benkintana ( 22/06/2009 09:25)
fangaha elah mametaka affiche klé :?: :?: :?:
nefa zay fanompan'elah an'i Noue teto zay :?: :?: :?:
Zany anie le teneniko foana hoe mba diniho zay lazaina
4. andrywui ( 22/06/2009 09:28)
Noue ! aiza Halloween zany ? aiza i Noue mahita an'i Hallow zany ? natory tsara ve i Noue halina ?


1. Mpandefa : Noue [ Valio ] 22-06-2009 11:23:54
Lohateny : Re : 2ème VAOVAO MAHAFALY HO AN'NY TIM TY E
Hoy i halloween:
Nitifitra ny mpitandro filaminana, olona roa naratra

tena vaovao mahafaly anao marina zany



mahafaly satria ankoatra anle nandrangitra miaramila de mbola nandrava fetin'olontsotra kou !!
mahafaly anao izany ?
5. Noue ( 22/06/2009 09:30)
ny fitifirana olona ve dia tokony atao mahafaly na inona mitranga na inona ???
6. andrywui ( 22/06/2009 09:32)
Misy lalàna ny Firenena ry Noue fa raha tsy zany de baranahiny a ! tsy ny sentiment no hitondrana ny firenena fa ny lalàna velona ! = tifitra rehefa tsy azo tenenina !
7. benkintana ( 22/06/2009 09:34)
ny serasera koa misy lalàna kah raha be vinany eto elah dia petsa de ampy :lol:
8. andrywui ( 22/06/2009 09:36)
petsa de ampy ??

tsy lalàna letsy no eto fa didiko fe lehibe ah !! zahay kou mahatanty sady ampy tsara anareo TIM na de vitsivitsy aza !


tsisy tsiky ho anlah !
9. rabaradaka ( 22/06/2009 09:39)
10. andrywui ( 22/06/2009 09:41)
ty kou kozy kely ho an'ny bekankana ! ny vinany de tsy maintsy ataon'ny tgv fa zahay ndray de tsy miteny ratsy sy mpandefa porno otranareo TIM mianakavy ato
11. benkintana ( 22/06/2009 09:42)
manao tournage ao @ cyber ve nareo mianakavy ry andrywui :-D :-D :-D
12. andrywui ( 22/06/2009 09:45)
elah no ndao ho tourné na ato ary e!
--mahafinaritra anie letsy ny manala anlaisany TIM reto ry bekankana e !

ny mampalahelo fotsiny indraindray de tsy mahatanty ny lehibe anlaisany de manaoanao foana manala ny fo am TGV
13. cyril ( 22/06/2009 09:48)
Andraso aloha leranay kely ndray io ry zalahy fa efa nitady kilalao mintsy zah teo kay ato le kialalaoko ,andrywui aiza ny bôfin'elah teo aloha e
14. benkintana ( 22/06/2009 09:49)
efa petsa lesy io andrywui io zao a ,tsy any ntsony ny dinika fa lalaovin-dry lerony ato fotsiny sisa
15. halloween ( 22/06/2009 09:51)
manaraka tsara ny lalàna misy eto léty zahay ry be kintana a, lisany no tsy mahazaka d manaonao fona, t@ zah nanangatsaina iny zao d tsy nisy nanompa tao na niteny ratsy fa tsy zakan'i hery ilay izy satria minitra vitsy d efa niredona ny ry tanindrazanay malala ny malagasy mpisera, d otrany zazakely i hery @ ilay pretexte nilazany fa tsy nifanaraka taminy zany i halloween @ hananganana sainampirenena eto @ serasera, d raha mba oul misaina kely ve i hery d zavatra otran'izany no hamafana lohahevitra lé, efa nokoziko moa nareo fa zah mahataty voa fa lisany no tsy mahazaka refa atao fa mipitsapitsa, manao zavatra tsy voahevitra, hita mintsy hoe mpangalataka ny fanaon'i lé8, aiza ve ka oul miady hevitra no aleha eto d tsy mahazaka lisany d atao daholo izay hahakivy anay sahala @ ilay bandy kely manao baolina d refa resy ilay tompon'ny baolina d manao hoe elah tsy mahazo milalao satria mafy be, jereo ny nataon'ny sobika é d ampitovio @ TopMada fa zao é zahay ndray zanaka miaramila less tsy miamboho adidy ary tsy miala @ lah zany a, fa d petsa elah aloha amizao!
16. general ( 22/06/2009 09:53)
slt sokr ! hay ve niafina tao ndry e ! aiza i ndaty be letsy ry socr ? fa innnn marn letsy no ten dikan'io fiantsoan'ny ndaty be anlah io a? raha ny fahafantarako azy letsy de tena lat.....'omby mihitsy io !! sa tsy zay ve ra cyril ? tena ory ah mieritreritr anlah le
17. benkintana ( 22/06/2009 09:55)
ELh ary anie efa nanongana serasera fa tsy tafa e
Mbola vao eto de mikolay kou inona zay zanaka rasily @ zany
Sao de taizan'i masera ary ty elah ty :-D :-D :-D
18. general ( 22/06/2009 09:56)
aza be teniteny oul eo bekankana fa ndeha mihinana supo alou laisany hienan'io kibobenlah io
19. benkintana ( 22/06/2009 09:57)
aza be taraina lesy refa resy a,
20. general ( 22/06/2009 10:01)
elah kosa no mikonetaka am cyril mitad vonj eo fa tsy wui e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0519