faly be ry andrywui sy ny ankohonany fa ...

1. andrywui ( 22/06/2009 18:01)
noteren'i general izahay ankohonan'i andrywui hanohana an'i tgv ka dia tsy maintsy manohana izahay eto :* :* :*
ho ela velona anie tgv malalay mianakavy :@ :@ :@
2. xxx ( 22/06/2009 18:14)
andrywui:

noteren'i general izahay ankohonan'i andrywui hanohana an'i tgv ka dia tsy maintsy manohana izahay eto :* :* :*
ho ela velona anie tgv malalay mianakavy :@ :@ :@
qu'est-ce que j'en ai à cirer ? efa fantatra fa fomban'ny tgvendrana io manao didy jadona sy MANERY olona io ! Mahagaga koa ianareo sy ny fianakams zany fa toa miara-miditra daholo ? hay tokoa moa ao @ cyber ny fotoana ? gaga manko aho fa miditra Andrywui , manaraka general sahondra vady , manaraka koa ny reny KALACK , dia iny koa halloween ny ray sa ny rahalahy sa ny anabavy ? loza ity rey olona a !


3. ravalotgve ( 22/06/2009 18:30)
mbola hoteren olona hianinkazo koa ela de hitan ela zany misavoana holo lety ra wiwi aaa

sniff
tchroufff

tairo ny moly ee

=)) =)) =)) =)) :@ :@ :@ :@ :@ :@
4. andrywui ( 22/06/2009 19:23)
tsy i andrywui tena izy io andrywui fosika :@ :@ :@
5. locl ( 22/06/2009 20:25)
Ho anaore izay manana pseudo hiombonana hoatry i andrywi na xxx dia mba manana fo mandefitra manova izay mahita fa tratran'ny dedoublement
6. benkintana ( 22/06/2009 22:47)
efa mipika lery io ry locl a, nendasin'i cyril tao lery,de nivika marina
aza de asina mafy loatra lesy rawiwi a ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0802