Volan'iza indray no angalarina homena ny miaramila?

1. Onjakeli ( 22/06/2009 15:53)
De otran'ny mba manambola toy inona ery ry vendrana. hampanantenanaina avokoa izao atsanga tsy aman'orana. hampidinina ny vidim-piainana e, solika e, vary mora, menaka mora e, jiro sy rano e, aiza izany zao. zao indray 19 miliara homena ny miaramila. volan'iza indray izany no ho maivoka amin'ity. aleo kosa aloha homena fa sao de mivadika eo indray koa. maty ialahy debakely raha tsy manoma ny volan'ny miaramila eo. De tena vendrena tokoa le olona mbola fanatique. hita mihitsy hoe olona mandeha mitorona de tsy mahalala ny zava-misy eo alohany. RAha tsy tonga saina de efa tsy hay intsony ny hilazana azy.
Koa ra tsy vitan'ny vava fotsiny izy ity ry DJ koa, angaha ity otran'ny mampandihy amin'ny alina e!rehefa tsy mahavita oa miala fa sao de maty tampoka eo.

2. xxx ( 22/06/2009 15:58)
fa angaha tsy nahazo fanampina be ilay 50 million iny angaha ry zalahy e?
3. andrywui ( 22/06/2009 18:03)
efa nidina ny ppn ary ny arabie aoudite efa hoavy ny vary feno ambona rameva omena ny zanak'i dada :* :* :*
4. ravalotgve ( 22/06/2009 18:32)
faly be ra wiwi zany androany an avynihanika koa nga ela zany lety eee

sniff
tchroufff

omen ela moly koa ny rameva hangery vary an

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. benkintana ( 22/06/2009 22:43)
petsa ndray rawiwi klé
6. mihitsy ( 23/06/2009 10:07)
satria mangalatra foana vao mahita vola? zny ny fomban'ny dadanareo teo aloha de heverinareo ho zany daholo ny ataon'ny oul?
7. benkintana ( 23/06/2009 20:54)
miafy mintsy elah zany ry andrywui e
ny an'elah koa anie notadiavina é,hendré tsara fa de hitondran'i dada gatô :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0571