tavy be!
1. xxx
(
22/06/2009 10:29)
Rehefa mbola mince mince iny ny sipatsika na vadintsika dia faly ery isika miaraka aminy, fier. :)
Fa rehefa avy niteraka iny matetika, zany hoe lasa matavy be izy dia iny isika no sosotra. Aoka izay io sakafo io fa vao teo isika no nihinana.
Ka mipetraka ny fanontaniana hoe tena tia marina ve isika?? sa mba fomba fiteny fotsiny ilay hoe pour le meilleur et pour le pire.

novalian'i ni81 ny 07/07/2009 17:55
2. fahamarinana
(
22/06/2009 10:52)
:arrow: mety ho fomba fiteny ho an'ny sasany,ho an'ny hafa tena mitombona tanteraka ! Amiko manokana indray ,za io an,dia misy ny zavatra tsy azo ekena sy iafina raha ny pire no resahana !Misy ny mahavita miaritra !
Rahatoa resaka tavy indray dia tena mahatapa-tsinay ! hihi !raharaha ny azy zany kouh,ny olona miova hatrany na amin'ny toetrany na ny tarehiny indrindra moa ny toe-batany !Vitsiana ny lafatra hatrany na dia atao hoe misy aza izany ! :D (l)

3. endrika01
(
22/06/2009 14:26)
Ka matoa kosa izy miteny aminle fihinanana anizatsy na zaroa,tiny enao zay.Fa raha zah kalou no kofa de le viavy katavy sy mafonjafonja ireny no tiako e,hi hi,hafa le katavy malemilemy sy mora sepotra an,nefa refa io no nekena hiara-dalana eo am fiainana de tsy tokony asiana blem.She akory! ;-)
4. tess
(
22/06/2009 14:31)
ny lahy kou nge mba mora miova ny vatana e!
dia raha mila vaniny otran'izany kou ny vavy de aon sy aon ny fandehany! aleo misaraka izany de samy mitady zé mbola potable ndray :^)
dia raha mila vaniny otran'izany kou ny vavy de aon sy aon ny fandehany! aleo misaraka izany de samy mitady zé mbola potable ndray :^)
5. fahamarinana
(
22/06/2009 14:35)
:arrow: tess :potable moa ? :-D :-D :-D zay tokoa moa no filaza azy , :D (l)
7. ari.malala
(
23/06/2009 06:01)
ts marina tanteraka izany ko! misy miteny hoe reny ngeza ireny no tena tsara misy fihinina :^)
8. fahamarinana
(
23/06/2009 06:52)
:arrow: dia samy manana ny tiany tokoa ny tsirairay avy ,dia zany no hoe ny eo ampalatanana ahitana tsiny ary ny hafa ahitana fy,nefa rahavao mifindra amin'ny hafa dia ahitana tsiny ndray iny dia alahelovana ilay taloha !Dia tahak'izay hatrany ny fiodin'ny tany ve ry zareo ? .. :-w Ohatrany sarotra tokoa ilay izy an ! (l)
9. RATOVOARY
(
23/06/2009 07:05)
Ho ahy aloha tsy hitako izay mety ho olana raha mihamatavy izy .Tsarovy fa misy dikany be dia be ilay hoe : "Ny vady jerijery". Mihatsara iny, ianao vadiny no mahazo doka. Miha-mahazo aina izy, mbola ianao vadiny koa no voadoka. Tsy ho tokony ho rehareha ve izany ny manana vady mahazo aina, mba ianao amin'izay no mahazo dera fa tena mahakarakara vady.
Faha> Dia ahoana izany ilay voady teo @ alitara :"...Na tsara na ratsy, na miha-mahantra na mihamanakarena...sns...dia hijanona aminao irery ihany mandrapihavin'ny fahafatesana"
Faha> Dia ahoana izany ilay voady teo @ alitara :"...Na tsara na ratsy, na miha-mahantra na mihamanakarena...sns...dia hijanona aminao irery ihany mandrapihavin'ny fahafatesana"
10. RATOVOARY
(
23/06/2009 07:10)

12. RATOVOARY
(
23/06/2009 07:25)
tywa68> Misy an'izay tokoa moa fa toa tsy tadidiko intsony ilay izy. :roll: :roll:
Tokony hamerindesona kely aloha zany fa mitady hanadino izy zany :lol:
Tokony hamerindesona kely aloha zany fa mitady hanadino izy zany :lol:
14. fahamarinana
(
23/06/2009 08:33)
:arrow: Razandry Tovo : ka zay ilay olanareo lehilahy kouh,tsy dia misy kotiny zany ve ilay eo amin'ny alitara satria resaka tavy avao dia efa milatsaka ilay fatra nahitana any rafotsy !....raharaha fa aza matavy ihany na diso mahia koa,mety mbola ho olana rahateo ! :-P (l)
15. ni81
(
23/06/2009 08:38)
Razandry Tovo : ka zay ilay olanareo lehilahy kouh,tsy dia misy kotiny zany ve ilay eo amin'ny alitara satria resaka tavy avao dia efa milatsaka ilay fatra nahitana any rafotsy !....raharaha fa aza matavy ihany na diso mahia koa,mety mbola ho olana rahateo !:-D :-D Mahita lazaina ange ireny zareo lehilahy ireny rehefa hiteny izay e! rehefa mahia loatra dia lazaina fa toy ny contre plaqué, azo ipasohana domy, rehefa matavy dia lazaina fa toy ny barika mikodia na mandehandeha, aiza no misy ny tena LAFATRA e! :^)
16. fahamarinana
(
23/06/2009 10:11)
:arrow: karaha tsary misy lafatra avao !...za manko tsa lahy ka tsa mahavaly anjy ry ni an ! :lol: (l)
18. ni81
(
23/06/2009 10:51)
karaha tsary misy lafatra avao !...za manko tsa lahy ka tsa mahavaly anjy ry ni an !aleo hilaza izay ho lazainy eo aloha ho hita eo e! :lol:
fa iza no milaza fa rehefa matavy dia ratsy?ry zareo lehilahy no hamaly an'io @ izay tiany ho lazaina eo e! :D
19. ikaretsaka
(
23/06/2009 11:08)
ari.malala:
ts marina tanteraka izany ko! misy miteny hoe reny ngeza ireny no tena tsara misy fihinina :^)
@ le Nitsory menaka mihitsy ve ry ari...tsssssletie e
20. ari.malala
(
23/06/2009 11:35)
ika, :-D :-D haiko ndray hoe in no anaovanao illusion eo io ;) fa zà kosa nga niteny anizany e! :-P