tavy be!

61. xxx ( 25/06/2009 06:22)
Ny ahy izao rams no mikarakara mba tsy hatavy aho : andao hihazakazaka ,, andao hilomano, aleo ovaina ny fomba fisakafo, andao hividy ilay machine manala cellulite ... etc , azo atao miaraka fa mahasoa ny ankiroa e
62. ravonjison ( 25/06/2009 06:47)
xxx:

Ny ahy izao rams no mikarakara mba tsy hatavy aho : andao hihazakazaka ,, andao hilomano, aleo ovaina ny fomba fisakafo, andao hividy ilay machine manala cellulite ... etc , azo atao miaraka fa mahasoa ny ankiroa e



Izay mihitsy ilay tiako ho lazaina e . Izay manana faniriana dia mba tokony mba handray anjara @ ilay vahaolana.
63. xxx ( 25/06/2009 08:16)
ikaretsaka:

le kozatra aloha tsary ann ka.. aleo le misy horaisiona fa tsy le mampitsory menaka be ireny koa anefa



Ny mahia hono sakafon'ny maso, ny matavy sakafon'ny tanana :-D
64. ni81 ( 25/06/2009 08:38)
:lol:
65. tess ( 25/06/2009 09:35)
ari.malala:

tandremo zany ry tess fa manahirana oul ndriko :-D

ka zà anie efa nampiomana kosa e!

:-D
66. max2 ( 25/06/2009 16:02)
za alo vômitady sipa fa tsy mbola manana na somary gezangeza aza tsy maninona mihintsy @zay mba mafantatra hoe aona kay izany miaraka @ olona ngeza izany
67. Papoose ( 25/06/2009 19:54)
:^)
68. ravonjison ( 26/06/2009 07:27)
tess:

ari.malala:

tandremo zany ry tess fa manahirana oul ndriko :-D

ka zà anie efa nampiomana kosa e!

:-D



Mba efa niomana ihany ny tena t@ ampinga , kanefa naranitra dia naranitra ilay tsipika, ka nitsatoka avy hatrany.
69. fahamarinana ( 26/06/2009 07:32)
:arrow: ho sahirana ise androany ry Ravonjison :-D :-D :-D (l)
70. xxx ( 26/06/2009 11:55)
aleo kosa hisy taviny kely amizay azo lazaina hoemiadana ampanambadiana satria raha mahia loatra fosain ny sasany hoe voan ny sida sady tsy ampy sakafo

71. tess ( 26/06/2009 12:36)
Mba efa niomana ihany ny tena t@ ampinga , kanefa naranitra dia naranitra ilay tsipika, ka nitsatoka avy hatrany.



ho sahirana ise androany ry Ravonjison


ka inona ary no azoko ho atao indray hafaka izany fahasahiranana tampoka nitsatoka tampoka zany e!???? :-D :-D :-D
72. ravonjison ( 26/06/2009 16:02)
tess:

Mba efa niomana ihany ny tena t@ ampinga , kanefa naranitra dia naranitra ilay tsipika, ka nitsatoka avy hatrany.



ho sahirana ise androany ry Ravonjison


ka inona ary no azoko ho atao indray hafaka izany fahasahiranana tampoka nitsatoka tampoka zany e!???? :-D :-D :-D



Mba mila tsotsofina kely ilay ratra fa tena mangirifiry.
73. fijo ( 26/06/2009 20:42)
hoanay mahiahia itony aloha tsy olna izany e.hihihihi
74. Papoose ( 26/06/2009 20:54)
za aloha mbola hifidy kty!
75. fijo ( 27/06/2009 19:34)
hifidy inona indray hono ty zazakely e???
76. ikaretsaka ( 28/06/2009 00:33)
Le sportive aloha na ngeza aza tsy de maninona fa ny an'ireny muscle fa tsy jabora e
77. ari.malala ( 29/06/2009 13:07)
fijo, enao v no mahia? :-D :-D ôkmarina! :-D :-D :-D
78. RATOVOARY ( 29/06/2009 13:44)
Ny mahia hono sakafon'ny maso, ny matavy sakafon'ny tanana

Sakafon-tànana =)) =)) =)) =)) =))
79. maeva74 ( 29/06/2009 14:36)
RATOVOARY:

Ny mahia hono sakafon'ny maso, ny matavy sakafon'ny tanana

Sakafon-tànana =)) =)) =)) =)) =))



Sakafon'ny tanana ? manjaitra tanana ve izany????
80. tywa68 ( 29/06/2009 14:46)
ari.malala:

fijo, enao v no mahia? :-D :-D ôkmarina! :-D :-D :-D


Musclé ozy Ika tsy maninn :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0508