tavy be!
21. soanja
(
23/06/2009 13:23)
xxx:
Rehefa mbola mince mince iny ny sipatsika na vadintsika dia faly ery isika miaraka aminy, fier. :)
Fa rehefa avy niteraka iny matetika, zany hoe lasa matavy be izy dia iny isika no sosotra. Aoka izay io sakafo io fa vao teo isika no nihinana.
Ka mipetraka ny fanontaniana hoe tena tia marina ve isika?? sa mba fomba fiteny fotsiny ilay hoe pour le meilleur et pour le pire.
Miankina amin'ny tsirairay izay vady eo io ka. Misy ny lehilahy/ vehivavy sasany manaiky izay ho fivadibadihan'ny toetrandro sy ny toebatana eo ary manaraka ny lalan'ny natiora tsy voatery hanaovana ezaka isan-karazany. Fa ao koa ny lehilahy/ vehivavy izay manana tanjona amin'ny tiany ahitana ny vadiny satria ny nahitany sy nitiavany azy ohatra dia izy kelikely sy fisapisaka na ilay nahazo aina fenofeno sns.... Ny fifampiresahana ao an-tokatrano no tena zavadehibe na ny hoe ny communication atao mba tsy handratra ny tsirairay izay te ahita fiovana na tsy te hiova raha nahazo aina na nihena ampitoerana ny vady. Ny fifanohanana amin'ny ezaka atao raha misy izany : ara-batana ary ara-moraly.
Amiko aloha raha sanatria ka mahita ny vadiko aho ho kibotaina ka tsy mifandanja ny tratra sy ny kibo ary ny fe dia tsy misalasala aho miresaka hoe ahoana no ataonao hanenana io kibo io toa somary lasa anie izany Malalako? mahasalama anie ny toe-batana mifandanja. Dia hitako eo izay havaliny. Raha sorena izy dia manova taktika aho sady miala tsiny, raha manaiky izy dia hafa koa ny fivoakany. Fa jamais ny tena hiteny hoe "ratsy ianao izany fa matavy na mahia loatra." Na hoe "tsy tiako ianao matavy na mahia!"
Ny fanohanana ara-batana moa izany dia ny hoe ndeha isika sy ianao hanao paompy/ abs etsy ambany etsy. Firy ny vitanao androany?? Oviana isika no hanao jogging kely miaraka?? De raha kamo izy dia manoro lalana hafa indray hoe mila ovana ve ny sakafontsika??? Manao ezaka in-3 raha be indrindra manoro. Raha tsy vonona ilay olona dia eo ianareo vao afaka mifampizara hoe ny mahia/ matavy ihany no mety amiko sns... raha tsy vady ilay olona. Raha vady kosa defa izay ilay anjara masoandroko ka isaorako Atra fa izy aza mbola velon'aina sy mahakarakara ahy sy ny fianakaviana. Ny mitia azy toy izay indray no ezaka ataonao!
Ezaka lalandava ny fianana avy amin'ny andaniny sy ny ankilany fa tsy tokony handeha ila. Fahatsapana avy amin'ny tsirairay fa ny fo sy ny saina ary ny fanahy no mampitambatra ho iray!
22. fahamarinana
(
23/06/2009 13:33)
:arrow: soanja :tapaka ny tsinaiko amin'ilay hoe :somary lasa kely ny kibo ry malalako !
Asa aloha fa za angaha no somary sembana ao an-tsaiko fa za ndraika aloha toa tsy hiteny izany ny olo-tiko hoe be kibo na fisaka na tsy haiko ! Ka efa iny ary kouh sady raha izay no mahamety ny fiainany ? Hfa indray rahatoa ka sahirana ka mangataka toro-hevitra izy !
Dia reciproquement koa,tsy olana raha manao allusion amin'ny hangedako,hataviko,sy ny ambiny tsy lafatra ! zà hiràrà ?...draiss, za tompony aza tsy sahirana,sa ahoana ? Raha atao hoe resaka fahasalamana dia tsy misy maty amin'ny tsy androny hono e ! :D fa zà zay an,Fahamarinana !! :-D :-D (l)

23. soanja
(
23/06/2009 14:07)
Faha> Miankina amin'ny tsirairay io ka.
Raha mihalehibe ny ranjoko dia mety tsy hahatazana azy aho fa ny hafa no hahatazana azy kokoa. Satria ny saintsika mahavita tokoa manalefaka izay misy eo mba hampilamina azy satria izay no nanaovan'ny natiora azy. Fact na zavamisy no resahina fa tsy fihevitry ny hafa mitsara momba izany. Amin;ny samy mpivady ihany anefa no teneniko eto na samy mpisipa fa raha olon-kafa dia anjarany ny manontany raha tiany izany.
Amiko mantsy dia toy ny tenako ihany ny sila-panahiko. Ny tiako hita eny amiko dia ezahiko hampitoviana aminy fa raha toa ka tsy izay anefa no mahaolombelona azy dia manaja izany aho.
Saingy amiko aloha tsy hanambady olona tsy afaka ny hifampiresaka sy mazoto handray ny hevitra tsy misy fifampitsarana aho. Ny fifampitokisana no zavadehibe ary ny fifandraisana manoloana izany. Ny tsy firaharahiana ny ankilany dia milaza zavatra be dia be tokoa amin'ny fiarahana eo. Ampitiavana hatrany ny zavadrehetra.

24. soanja
(
23/06/2009 14:14)
fahamarinana:
Ka efa iny ary kouh sady raha izay no mahamety ny fiainany ?
Io mahamety io no mahirana mantsy ny fandraisan'ny tsirairay azy. Raha hitsinjo fahasalamana/ fahavitrihana inona no mahamety. Raha hitsinjo ny ho avy amin'ny asa sy izay atao mifandraika amin'ny vatana. Inona no mahamety? Ao an-tokatrano ao ve izay mety amiko sy mahatsaratsara ny foko no ataoko sa hoe izay mahamety ny fiainam-pianakaviana iray manontolo itsinjovana ny ho avy?
Samy manana ny azy tokoa io.
25. fahamarinana
(
23/06/2009 14:27)
soanja:
Ny fifampitokisana no zavadehibe ary ny fifandraisana manoloana izany. Ny tsy firaharahiana ny ankilany dia milaza zavatra be dia be tokoa amin'ny fiarahana eo
:arrow: iraisako hevitra njy eto ! Fa ny tsy filazana tsy voatery mandrakariva ho tsy firaharahina fa mety ary indrindra fanekena tanteraka ilay olo-tina !Raha za no resahako eto fa mety tsy hitovy hvtr amiko ny hafa an !
soanja:
Saingy amiko aloha tsy hanambady olona tsy afaka ny hifampiresaka sy mazoto handray ny hevitra tsy misy fifampitsarana aho.
:arrow: Ny fomba fijeriko indray dia izao ,tiako ny ankilako dia ekeko na ny mety ho faharatsiany na ny fiovana mety hisy !Tsy izaho no hanova azy fa ekeko tanteraka daholo raha ny momba azy ! Fa kosa raha tsapako fa mijaly izy amin'ny fijereny ny tenany sy ny faniriana hiova dia afaka manampy azy ihany koa aho !Ary raha resaka fahasalamana indrindra indrindra no resahako eto an !
Tsy voatery raisina ho fifampitsarana ny reska atao anatin'ny fanambadiana ,raha ny amiko satria olo-tiana iny ary efa nekena sy nankasitrahana tanteraka !Hafa indray rehefa tonga eo amin'ilay efa lefilefy sy folapolaka dia mazava ho azy fa ny teny ifanaovana mety mivadika ho fifampitsarana avokoa ,ny hamorona ady aza moa mety ho atao anie rehefa tonga amin'izay e !! !Mazana tonga amin'izay rehefa elaela niarahana ka tsy manao efforts intsony fa miaina araka ny hita eo !
soanja:
Ezaka lalandava ny fianana avy amin'ny andaniny sy ny ankilany fa tsy tokony handeha ila.
:arrow: eto koa dia iraisako hevitra fa amiko matoa misy fandehanana ila dia ao raha !sa ahoana hoy njy ? Dia anjaran'ny tsirairay sisa no manamboatra azy na tiany iny na tsy tiany hiova ! Eo manko tena mety ho samihafa tanteraka ny fomba fiijery ny natao hoe mpivady !
Fa hevitro monja ireo an,mety tsy mifanaraka amin'ny tanjon'ny hafa ! :) (l)
26. vaninna
(
23/06/2009 15:43)
ho any matavitavy dia ity misy site mahafinaritra: mahafinaritra ary tsara hono ny matavy raha manaiky ny saina aman'eritreritra, manamanjamanja tena sy vatana toy ny tsara bika na matavy aza, ary tena mahasoa
Raha tsy mahatanty ny esoeso koa noho ny tavy dia misy toro hevitra maro ao mety mahasoa anao mandrapazoto hanao régime
http://www.vivelesrondes.com/

27. fahamarinana
(
23/06/2009 15:46)
:arrow: vanina : :-D :-D tena vahaolana amin'ny lalana karazany roa ! Ka ilay olana akia tsy ilay olona matavy fa ilay olona tia azy no tsy mahazaka !
Misaotra aloha na izany aza :wink: :-* (l)

28. vaninna
(
23/06/2009 16:15)
fahamarinana:
:arrow: vanina : :-D :-D tena vahaolana amin'ny lalana karazany roa ! Ka ilay olana akia tsy ilay olona matavy fa ilay olona tia azy no tsy mahazaka !
Misaotra aloha na izany aza :wink: :-* (l)
tsy azonao ny antony nanomezako io site io:mba ho any olona justement mahatsapa fa tsy tiany olontiany satria matavy; misy astuces betsaka hanamboarana saina , sy hanatsaratsara vatana ao raha mi-assume tavy ianao,na miaina ilay "rejet de l'obèse "
ary misy toroevitra koa itarihana ny olona hi-apprécier anao @maha izy anao fa tsy hoe matavy ianao dia tsy tiana sy tsy zaka : misy mahasoa betsaka ao
Ny hevitra dia izao:
-matavy ianao dia tsy mahatanty ny vadinao? Asehoy azy fa na matavy aza ianao dia maha te ho tia: resaka "existence personnelle " ilay izy:ny fiakanjonao hanafenana ny tavy, ny maquillage sns... ny "esprit" sns...
hanaitra azy mihitsy !andramo kely !! ao @ io site io ohatra, misy torohevitra mahasoa
torohevitra ihany io ka izay mahasoa raiso fa izay tsy mahasoa ario
Mazotoa
http://www.vivelesrondes.com
29. fahamarinana
(
23/06/2009 16:32)
:arrow: :-D :-D :-D ka tsy za ary ilay izy kouh ! Aza manahy fa azoko ny tinao ahatongavana fa mino aho fa mety misy mila azy aloha any ho any !
Ny fomba fijeriko indray dia izao ! Tsy voatery ilay vehivahy na lehilahy matavy ,ohatra no tokony hanao efforts sns rahatoa ka ankasitrahany sy ekeny ary mety aminy ny hatavany !Tsy izay ve no tanjona hoe mi-accepter ny tenany ? Izany no tena lafatra anie e! zany hoe tsy ananana complexe !
Fa kosa ilay raika tsy milamina no mila fanamboarana kely !
Fa samy manana ny fomba fiheviny tokoa ! Amiko izay ilay mpivady e,mazana manko ary mitombina ilay loha-dinika ,ny vehivavy foana no mahazo tsiny sy tokony hanamboatra ny tenany !Tsy dia mifanaraka amiko ilay vehivavy mila atao an'izao sy izao fa raha toa ka safidiny indray dia hafa iny !
hazavaiko : ilay hoe mila miakanjo tsara ra-vehivavy ,mila mikarakara tena ra-vehivavy,mila manala saron-doha ra-vehivavy ,mipozy sns sns dia ireo rehetra ireo atao ho fahafinaretan-dralehilahy !! eo no tsy ekeko ! Fa ahy iny kah ,mety tsy an'ny hafa oah ! :D
Ialako tsiny ny mpanolotra dinika fa mety nihitatra izy ity ! :) (l)

30. soanja
(
23/06/2009 20:35)
fahamarinana:
soanja:
Ny fifampitokisana no zavadehibe ary ny fifandraisana manoloana izany. Ny tsy firaharahiana ny ankilany dia milaza zavatra be dia be tokoa amin'ny fiarahana eo
:arrow: iraisako hevitra njy eto ! Fa ny tsy filazana tsy voatery mandrakariva ho tsy firaharahina fa mety ary indrindra fanekena tanteraka ilay olo-tina !Raha za no resahako eto fa mety tsy hitovy hvtr amiko ny hafa an !
soanja:
Saingy amiko aloha tsy hanambady olona tsy afaka ny hifampiresaka sy mazoto handray ny hevitra tsy misy fifampitsarana aho.
:arrow: Ny fomba fijeriko indray dia izao ,tiako ny ankilako dia ekeko na ny mety ho faharatsiany na ny fiovana mety hisy !Tsy izaho no hanova azy fa ekeko tanteraka daholo raha ny momba azy ! Fa kosa raha tsapako fa mijaly izy amin'ny fijereny ny tenany sy ny faniriana hiova dia afaka manampy azy ihany koa aho !Ary raha resaka fahasalamana indrindra indrindra no resahako eto an !
Tsy voatery raisina ho fifampitsarana ny reska atao anatin'ny fanambadiana ,raha ny amiko satria olo-tiana iny ary efa nekena sy nankasitrahana tanteraka !Hafa indray rehefa tonga eo amin'ilay efa lefilefy sy folapolaka dia mazava ho azy fa ny teny ifanaovana mety mivadika ho fifampitsarana avokoa ,ny hamorona ady aza moa mety ho atao anie rehefa tonga amin'izay e !! !Mazana tonga amin'izay rehefa elaela niarahana ka tsy manao efforts intsony fa miaina araka ny hita eo !
soanja:
Ezaka lalandava ny fianana avy amin'ny andaniny sy ny ankilany fa tsy tokony handeha ila.
:arrow: eto koa dia iraisako hevitra fa amiko matoa misy fandehanana ila dia ao raha !sa ahoana hoy njy ? Dia anjaran'ny tsirairay sisa no manamboatra azy na tiany iny na tsy tiany hiova ! Eo manko tena mety ho samihafa tanteraka ny fomba fiijery ny natao hoe mpivady !
Fa hevitro monja ireo an,mety tsy mifanaraka amin'ny tanjon'ny hafa ! :) (l)
Ka ny fazahoako ny hevitran-dry aloha ery ambony dia tsy afaka hilaza mihitsy ny ankilany mahita ny vatanao miova hoe nihena ianao izany na nihangeza ianao izany? Satria amin-dry dia ny filazana izany dia mety handreraka ilay manana ny vatana nefa izy tompony aza tsy taitra.
Nefa hoy aho hoe aza gaga tokoa raha misy lehilahy any na vehivavy vady tsy mety manao amin'ny vadiny na tsy te hiara-mivoaka amin'ny vadiny na lasa mihitsy aza mampirafy noho io antony iray io. Tsy hitany intsony ilay "hakantoana" tsapany taloha tamin'ny vadiny ary izy miezaka miteny ampitiavana ny tokony atao ny iray tsy mety miova na hoe midrikina tsy hanao ezaka.
Fa kosa raha eo amin'ny fifampiresahana eo no milaza ny ankilany izay niova toe-batana hoe " izao mihitsy ny mahamety ahy ka! Na hoe kamo aho fa aleo zah mba toy izao ihany, na hoe io mihitsy no tanjona tiako ahatongavana" dia tokony hanaja izany ny vady satria izay no zavamisy amin'ilay olon-tiana. Fa raha mbola midrikina ny iray hoe miova fa izao sy izao dia efa fitakiana tsy ho hita fototra izany.
Misy tokoa mantsy ny olona miova toe-batana mila fanampiana izy saingy tsy fantany zany raha tsy efa miteny ny iray hoe raha manary 10 kg amzao ianao manja be na mifanohitra amin'izany. Fifampihainoana sy fifampitokisana ihany no manjaka ny fitiavana.
31. fahamarinana
(
23/06/2009 20:52)
:arrow: soanja : marina na olo-tiana aza ka afaka ho tampenam-bava raha te hiteny izy !!! tokoa moa ! Za no tsy mba hanao remarques,rahatoa resaka details tahaka ny toe-batana no resahako eto an satria izay rahateo ny loha-dinika raha tsy diso aho !Hafa indray rahatoa ka idirana resaka hafa ary miova ny resaka eo ! !
Amiko indray dia tsy misy varany ny hanaovako izao rehetra izao ho an'olona iray raha tsy tiko ny manao azy ,ohatra (ho fahoriana sy tahotra ihany rahatoa tsy vitako iny ),fa rehefa tena tsy tiany anie na hihosotra hosodoko iray tonne ka tsy hety e ,eny na hihena 10 kg aza ,ho lasa foana ranamana satria ilay fitiavana no tsy misy intsony !!!Aspect exterieur daholo izany ,amiko aloha ary eto no tsy hitovizantsika ! Tsy ho ataoko ho zava-dehibe ny hanao izay tian'olona fa ny ahy aloha ,raha sambatra aho dia sambatra miaraka amiko koa izy ! Izay no lafatra amiko fa samy manana ny fomba fijery ! (l)

32. soanja
(
23/06/2009 22:47)

Misy aspect interieur io ka. Ilay ianareo na ny samy mpivady mifampiresaka ary ny fahaizana mahafantatra hoe ahoana ny fomba hanomezako fahafaham-po ny vadiko sy ny fahafantarako fa hatreto no azoko azahoana fahafaham-po avy aminy. Ilay fetra no fitiavana. Tsy ny amin'ilay hoe iray mila miova vatana ihany akory fa na ny iray mila mahay mandray ny zavamisy tenenin'ny iray hoe "Izao aho no hitako fa mety ary mahatsapa fa en forme kokoa " ohatra.
Ny zavamisy aloha dia tsy ny mahamatavy/ mahia anao akory ohatra no hialan'ilay iray anao raha sanatria ka misy izany fa ny tsy fihainoana ny hetahetam-pon'ny tsirairay ka ahitany fa misy ny ezaka avy amin'ny tsirairay mifanohana.
Tsy resaka vatana ivelany no mampisaraka olona raha mpivady fa ny fifandraisana ao anaty miatrika izany olana rehetra izany. Ny olan'ny mpivady mantsy indrindra aty an-dafy amin'ny fisarahana dia io fifanajana ny hevitry ny tsirairay io ary ny fiezahana tsy hanitsaka ny fetran'ny fahafahan'ny tsirairay. Maniry/ hetaheta ny iray, ny iray mihevitra fa didy io raha tsy izay, ny iray mihevitra fa mba nilaza ny fiheviny momba izany, ny iray midrikina fa tsy nifamaly ny fifampihainoana. Eo foana ny olana. Ka raha samy afaka mandin-tena avy ny roa tonta amin'ny faniriany fa tsy samy midrikina dia amin'ny heviny dia mety ahita mahiratra ihany. Tsy ny fahanginana velively anefa no hanome izany vahaolana izany na ny fiaretana trefla fa ny fahatokisana fa raha mamoaka hevitra aho dia hisy sofina hiaino ary raha mamaly aho dia misy fo handray. Eo ny fitiavana no miseho fa tsy tahotra velively. Raha misy ny tahotra dia ao raha. Hevitro koa ireo fa tsy voatery miasa amin'ny tsirairay avy aza.
33. ikaretsaka
(
24/06/2009 04:49)
fa tena gravy ve le milaza hoe lasa izany kibonao iznay raha tena hita fa lasa tokoa?
34. tess
(
24/06/2009 05:23)
ikaretsaka:
fa tena gravy ve le milaza hoe lasa izany kibonao iznay raha tena hita fa lasa tokoa?
zà aloha sahy miteny raha olona akaiky ahy e! ampitiavana be no ilazàko azy ....
35. tess
(
24/06/2009 05:29)
Ny fomba fijeriko indray dia izao ,tiako ny ankilako dia ekeko na ny mety ho faharatsiany na ny fiovana mety hisy !Tsy izaho no hanova azy fa ekeko tanteraka daholo raha ny momba azy !
MARINA MINTSY IO
36. tess
(
24/06/2009 05:33)
MATOA NIVADY nifanaiky dia efa vonona sy hiatrika sy hiady ny zavatra mety hiseho rehetra na positive na negative.....
tsy misy olona tonga lafatra izany, iny toetra keliny mafy loha tsy mihaino iny
iny toetra kely mamaly fa hoe ny azy ny marina , c rien .....
NY FAHAizana miaraka miana no zava dehibe.... ny ady ady misy foana fa rehefa tsy misy ny fankahalàna entre les 2 defa ça va, toy ny fianakaviana ihany io, misy ny fifandonana entra ny samy mpiray tampo eny na ny mpianaka .....TSY mila atao resaka lava be, faut pas compliké la vie :^)

37. fahamarinana
(
24/06/2009 05:51)
:arrow: tess : eka ozy ! Iraisako hevitra tanteraka !
Fehiny :Samy manana ny fomba fitondrany ny azy tokoa ary samy manana ny maha-tsara sy maha-ratsy azy ! Izay tokoa ilay olombelona e ! Ny fiainana efa compliqué rahateo anie e ka mbola ankasarotintsika amin'ny ezaka etsy sy eroa ! Lasa ohatrany ny quete d'amour foana ve ohatra ? Misy zavatra hafa ankoatrany fanomezana fahafaham-po andrakoto sy rabe na rasoa sy raketaka ,amiko irery izay !Rahatoa ka io no atao fiainana dia toa sanatria tokatrano misy olana ka mila amboarina sy ovaina ary kokoloina fatratra sao lasa na rava ! Ilaina ny fikolokoloina fa ,amiko manokana,raha mbola aspect exterieur dia tsy dia miady ! He !zany tsy midika fa ho samy vorokitsay kosa an,samy manana ny fikolokoloiny ny vata-tenany !....:-D :-D
Hevitro monja iny dia aoka hiverina amiko rahatoa ka tsy azoazo an ! :D
Dia vita ny anjarako fa dia mirary soa anreo e ! (l)

38. tywa68
(
24/06/2009 06:45)
Fahamarinana > izy nametraka dinika aza tsy hita intsony d vita ho azy ty resaka ty e (mazava aminy ny resaka natao teto) :lol: :-*
39. ni81
(
24/06/2009 06:52)
Rehefa mbola mince mince iny ny sipatsika na vadintsika dia faly ery isika miaraka aminy, fier.Mety tsy tena tia ianao angamba, fa raha tia dia nataonao izay hifandaminanareo. Misy mantsy nihatsara nony nahazoazo aina noho izy ilay mahia, misy kosa miharatsiratsy rehefa mihangeza. Ary raha toa ka lasa 150kg izy dia ento ho tsaboina fa misy aretina manjo azy ao :-P
Fa rehefa avy niteraka iny matetika, zany hoe lasa matavy be izy dia iny isika no sosotra. Aoka izay io sakafo io fa vao teo isika no nihinana.
Ka mipetraka ny fanontaniana hoe tena tia marina ve isika?? sa mba fomba fiteny fotsiny ilay hoe pour le meilleur et pour le pire.
40. zageom
(
24/06/2009 07:23)
tsy aiko lo nareo fa ny anà le izy ssshht matavitavy iny no tena tikobe e! :-P :-P iny no tena mampite.... ra misy mo @nereo madama mahatsiaro oe tsy de jereny vadinareo makanesa aty @ko fa o karakaraiko :-D :-D