tavy be!

41. ravonjison ( 24/06/2009 08:49)
ikaretsaka:

fa tena gravy ve le milaza hoe lasa izany kibonao iznay raha tena hita fa lasa tokoa?




Misy effet psychologique be mantsy io phrase io ry ikaretska a . Raha vao enonao mantsy izy io dia mipotra ao antsainao ao daholo ny fanontaniana hoe : inona no tian\' ilay malako ho lazaina ? Fa maninona no androany fa tsy t@ volana lasa ? Sao dia misy antony hafa fa io no mody resahina eo? Fa dia tena ratsy tokoa ve ny bikako rehefa matavy aho ? Ary maninona raha mba mijery ny tenany izy zay vao mijery ahy ?
Noho izany manaitra ihany ilay izy .Raha vao miteny an\' iny izany ny olona iray dia tokony ampiarahany @ fanazavana tsotsotra sy malefaka ilay izy, mba tsy hampisy ahiahy.


Fa ny fomba fijeriko indray aloha dia izao : misy tokoa ny mankafia ny somary matavitavy, ary misy koa ny mankafia ny somary mahiahiha. Tena miankina @ lehilahy tsirairay tokoa io.

Amiko indray dia ny vehivavy tsy dia matavy type \" sportive\" no mba
azoazoko. Izaho koa mantsy somary tsy dia matavy ihany, ka raha mihamatavy ilay olotiako, dia miaraka aminy direct aho manao fanazaran-tena. Izany hoe izaho no miaraka aminy, no sady mitandro koa ny tenako, izay roa samy mikotrana daholo. Ary izay zavatra fantako fa vitako sy azoko hatao ihany no angatahako aminy. Fa tsy ataoko raha ( ohatra) samy matavy izahay kanefa izy ihany no tokony hihena. Moramora mantsy ny miteny hoe : tokony hanao an\'izao ianao na hanao an\' izao.
Izany hoe :
- raha mieritreritra aho fa tokony hiakanjo tsara izy, dia izao aloha no tsy maintsy miakanjo tsara, avy eo vao taritiko izy.
- raha tokony hihena ny taviny, dia izao aloha no tsy mainty tsy matavy, avy eo vao hazavaiko aminy hoe: fa maninona no tiako tsy ho matavy ny tenako. Dia raha mahatsapa izy fa matavy ary tapa-tevitra dia miara-mihetsika izahay.

Sarotra ihany io kanefa tsy maintsy jereko foana ilay hoe : izay azoko takina @ tenako ihany no takiko aminy.
42. fahamarinana ( 24/06/2009 09:00)
ravonjison:
izay azoko takina @ tenako ihany no takiko aminy.

:arrow: =D> =D> ekeko zato isan-jato !! ....Ilay eritreritra hanova olona no tsy mety amiko koa satria izay no hitako mety amiko sy aminy nefa mety tsy mety aminy ihany koa !Fa ahy iny an ,za koa aza tsy lafatra kouh ! Sady mety mi-blabla eto fa hafa ny fanaoko ! :D
tywa : ka tsa mety vita ilay resaka fa misy mamaly foana kouh !Dia lasa mamaly sy miezaka manazava foana ny hevitro efa voasoratro aho ! (l)
43. ni81 ( 24/06/2009 09:05)
FAHA> azavao hatrany fa tsy misy blocage eto na mitovy hevitra na tsia rehefa tsy miteny ratsy na manaratsy ilay ps sy manompa olona e! :-D :-D :-D
44. fahamarinana ( 24/06/2009 09:10)
:arrow: ni81 : :-w :-w ....kay tokoa moa ? mety tsy ho vaodaka tahaka ny tarokatra za ve ?
Ihomehezanjy aho nefa tena narary ahy iny kouh,za efa tampenam-bava ity ,zao lasa maimbo ny vavako fa tsy ampy olona hiresahan ! :-P (l)
45. ravonjison ( 24/06/2009 09:17)
Voalazan' i fahamarinana.
" Ilay eritreritra hanova olona no tsy mety amiko koa satria izay no hitako mety amiko sy aminy nefa mety tsy mety aminy ihany koa !Fa ahy iny an ,za koa aza tsy lafatra kouh ! Sady mety mi-blabla eto fa hafa ny fanaoko ! "


Marina tokoa io fa tsy mety ny hanova olona : Ny manome "exemple" no azo atao, ka raha azo atao dia ny tenanao mihitsy no tokony ho atao "exepmle", mba tsy ho resa-drivotra fotsiny ilay izy ( Mitory teny rano anefa misotro dovay ).
Avy eo na izy tonga saina na izy tsy tonga saina, ary izy ihany koa no mahalala na mety na tsy mety aminy izany.
46. ravatorano ( 24/06/2009 09:31)
amiko na matavy fa tsy izy na mahia fa tsy kozatra ah ( sady vadiko tsy mahia kozatra ) d tiko foana zalah ah tsary nampiova ny fitiavako azy ny toe batany na dia eo aza ilay hoe "vady jerijery" sady ny maso koa anie na mijery any ivelany aza tsy mitondra mody fa miserana sy mandalo fotsiny ihany izay e !
:wink:
47. tess ( 24/06/2009 09:34)
He !zany tsy midika fa ho samy vorokitsay kosa an,samy manana ny fikolokoloiny ny vata-tenany !....


NEVERIKO FA hiteny indry hoe na samy vorotsiloza kosa :-D :-D :-D
ny ahy zao ny kobon'ny ankilany me lasa satria tia misotro bex nedala, fa mba tsy ho lasa antônô kosa lay kibony de miteny aho hoe tandremo ihany.... :-D
48. ni81 ( 24/06/2009 09:36)
amiko na matavy fa tsy izy na mahia fa tsy kozatra ah ( sady vadiko tsy mahia kozatra ) d tiko foana zalah ah tsary nampiova ny fitiavako azy ny toe batany na dia eo aza ilay hoe "vady jerijery" sady ny maso koa anie na mijery any ivelany aza tsy mitondra mody fa miserana sy mandalo fotsiny ihany izay e !
hein! zany zao ny olona mitazona ny tena heviny mazava sy matotra ato! Misehoa indray ny lehilahy manaraka hilaza ny mba heviny! ilay xxx nampiditra mantsy toa tsy nipoitra fa nanao sambo milentika fa angamba izy efa tsy tamana t@ ilay an'azy tao an-trano intsony :?: :( SA... :lol:
49. tess ( 24/06/2009 09:40)
Misy effet psychologique be mantsy io phrase io ry ikaretska a . Raha vao enonao mantsy izy io dia mipotra ao antsainao ao daholo ny fanontaniana hoe : inona no tian' ilay malako ho lazaina ? Fa maninona no androany fa tsy t@ volana lasa ? Sao dia misy antony hafa fa io no mody resahina eo? Fa dia tena ratsy tokoa ve ny bikako rehefa matavy aho ? Ary maninona raha mba mijery ny tenany izy zay vao mijery ahy ?
Noho izany manaitra ihany ilay izy .Raha vao miteny an' iny izany ny olona iray dia tokony ampiarahany @ fanazavana tsotsotra sy malefaka ilay izy, mba tsy hampisy ahiahy.


MAZAVA HO AZY FA MANaitra sy maha lasa saina ilay izy!
fa raha mba fitiavany anao no ilazàna izany dia miezaka aho
manamboatra ny vatako, satria tiko izy de ataoko izay mba mafnaritra azy,
raha tsy de tiny aho mahia fa zao dongadonga kely zao de mijanona amzao aho raha toa ka tsy tiany aho amzao dongadonga zao de miezaka aho mihena kely! mi sy fitiavana mi jouer rôle ao fa tsy raisina ho coté negativa lay fanairana kely.... :-P
50. ni81 ( 24/06/2009 09:40)
ni81 : ....kay tokoa moa ? mety tsy ho vaodaka tahaka ny tarokatra za ve ?
Ihomehezanjy aho nefa tena narary ahy iny kouh,za efa tampenam-bava ity ,zao lasa maimbo ny vavako fa tsy ampy olona hiresahan !
tsy ilay fahavoazan-dry akia no hihomehezako a! ntsoooo :-* :-* fa ilay isika mamoaka dia mamoaka ny hevitra tian-kambara fatratra, dia avy eo ndry sady manampy ihany etsy an-daniny hoe: hevitro manokana iny ...na koa hoe: aoka hiverina raha toa tsy azoazo... :-D :-D
51. tess ( 24/06/2009 09:44)
Amiko indray dia ny vehivavy tsy dia matavy type " sportive" no mba
azoazoko. Izaho koa mantsy somary tsy dia matavy ihany, ka raha mihamatavy ilay olotiako, dia miaraka aminy direct aho manao fanazaran-tena. Izany hoe izaho no miaraka aminy, no sady mitandro koa ny tenako, izay roa samy mikotrana daholo. Ary izay zavatra fantako fa vitako sy azoko hatao ihany no angatahako aminy. Fa tsy ataoko raha ( ohatra) samy matavy izahay kanefa izy ihany no tokony hihena.


RAHA OHATRA ZAO KA ianao no vadiko satria ianao tsy tia sipa matavy fa sportive dia vitako ny mitandro ny vatako tsy hatavy ary hazoto hanao sport hiaraka aminao, satria izay no tinao , satria olona tiako ianao dia ataoko izay hampifanojo ilay izy! fitiavana no tena mitondra azy
ohatra io fa tsy hoe ho sahirana eo i vonjison amin'ny zvtr nosoratako an :-D
52. tess ( 24/06/2009 09:46)
otran'ny ahy zao ny ankilany tsy sarotiny mitsy ka hiteny hoe mahia enao no tiko na matavy enao no tiko fa hitako fotsiny refa mahita sipa mince tsara bika be de miteny izy hoe c'est 'une belle femme hahahahaè
de lasa ny yo yo yo am resaka regime, grrrrrr :{
53. endrika01 ( 24/06/2009 13:18)
Nafanafana tato zany an! :P
54. ikaretsaka ( 24/06/2009 15:40)
le kozatra aloha tsary ann ka.. aleo le misy horaisiona fa tsy le mampitsory menaka be ireny koa anefa
55. ni81 ( 24/06/2009 15:46)
le kozatra aloha tsary ann ka.. aleo le misy horaisiona fa tsy le mampitsory menaka be ireny koa anefa
=)) tahaka ny ahoana izany mitsory menaka be izany koa?
56. vale ( 24/06/2009 15:52)
[quote=xxx]
Rehefa mbola mince mince iny ny sipatsika na vadintsika dia faly ery isika miaraka aminy, fier. :)

Fa rehefa avy niteraka iny matetika, zany hoe lasa matavy be izy dia iny isika no sosotra. Aoka izay io sakafo io fa vao teo isika no nihinana.

Ka mipetraka ny fanontaniana hoe tena tia marina ve isika?? sa mba fomba fiteny fotsiny ilay hoe pour le meilleur et pour le pire.


___________________________________________________
Ka raha sosotra aminy ianao dia lasa tsy tia azy izany koa! Raha mampitandrina tsy am-pahatezerana indray dia mbola tia.
Mila tenenina azy kosa izay tinao momba azy, izay tianao hataony mba hahafantarany ny sentiment-nao satria raha tsy miteny ianao fa tonga dia mankahala azy fotsiny dia tena ratsy satria tsy mba misy handraisany fe-petra akory.
Raha toa kosa ka tsy firarahiana fa efa hita fa matavy dia mbola misesika mihinana ihany fa tsy mba mitandrina dia rariny raha ho tezitra ianao satria IZY INDRAY amin'izay fotoana izay no TSY TIA anao satria tsy MBA miezaka manao izay mahafaly anao(à condition oà oe efa nampitandremanao izy a!! :-D)



57. soanja ( 24/06/2009 15:53)
Ny olana mipetraka eto dia ny hoe mahatanty zavamisy na realite tokony hatrehana ve ny tsirairay ao anaty fanambadiana rehefa miteny sy miresaka faniriana isan-karazany momba ny ankilany avy. Ny fahaizana mamoaka ny tiana hambara sady ampitiavana no anorenana ny fototra dia milamina. Fantaro ny vadinao fa na dia hifampivazavaza aza raha toa ka mifankahalala dia tsy hisy ny olana raha fantratra fa fifankatiavana no iriariavan'izany eo.



58. ravonjison ( 24/06/2009 17:25)
tess:

Amiko indray dia ny vehivavy tsy dia matavy type " sportive" no mba
azoazoko. Izaho koa mantsy somary tsy dia matavy ihany, ka raha mihamatavy ilay olotiako, dia miaraka aminy direct aho manao fanazaran-tena. Izany hoe izaho no miaraka aminy, no sady mitandro koa ny tenako, izay roa samy mikotrana daholo. Ary izay zavatra fantako fa vitako sy azoko hatao ihany no angatahako aminy. Fa tsy ataoko raha ( ohatra) samy matavy izahay kanefa izy ihany no tokony hihena.


RAHA OHATRA ZAO KA ianao no vadiko satria ianao tsy tia sipa matavy fa sportive dia vitako ny mitandro ny vatako tsy hatavy ary hazoto hanao sport hiaraka aminao, satria izay no tinao , satria olona tiako ianao dia ataoko izay hampifanojo ilay izy! fitiavana no tena mitondra azy
ohatra io fa tsy hoe ho sahirana eo i vonjison amin'ny zvtr nosoratako an :-D




Tena efa sahirana mihitsy ny saiko ry tess a !!! ha ha ha

Marina ireo voalazanao e . Tsy manintsy lazaina @ ankilany ny fanirian' ny tena, izay koa mantsy dia " motif " ho azy mba hihezahany hampifanojo ilay izy ( araka ny voalazanao ), fa ny fomba hampahafantarana azy no betsaka sy samihafa arakaraka ilay " relation" sy ny " personalité " n' ilay vehivavy ( ao ny milaza direct, ao no manome ohatra , ao ny mijery vehivavy hafa dia manome commentaire mba hahataitra ilay eo ankilany( io angamba ilay cas -nao )....
Izany rehetra izany anefa dia tsy maintsy atao ampitiavana daholo.
59. tess ( 24/06/2009 17:50)
Tena efa sahirana mihitsy ny saiko ry tess a !!! ha ha ha


io ary lay efa nolazaiko :-D :-D :^)

Izany rehetra izany anefa dia tsy maintsy atao ampitiavana daholo

atao ampitiavana mitsy fa tsy ankasiahana no tena mety KA, :-P
60. ari.malala ( 25/06/2009 06:07)
tandremo zany ry tess fa manahirana oul ndriko :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089