tavy be!

81. tywa68 ( 29/06/2009 14:49)
maeva74:


Sakafon'ny tanana ? manjaitra tanana ve izany????


Zany hono ry Ratovoary mba valio rhf avy mikakakaka enao a :-D :-D zah tsy mahay fa mi :D no haiko :D
82. xxx ( 29/06/2009 15:19)
maeva74:

Sakafon'ny tanana ? manjaitra tanana ve izany????


Efa hoe mihinana koa hoe manjaitra ? Nareo ve mahay teny gasy sa tsia e :-D -D
83. maeva74 ( 29/06/2009 15:44)
xxx:

maeva74:

Sakafon'ny tanana ? manjaitra tanana ve izany????


Efa hoe mihinana koa hoe manjaitra ? Nareo ve mahay teny gasy sa tsia e :-D -D



Tsy fantara marina ny mahay teny gasy sy ny tsy mahay koa ny fahalalako aloha dia ny tanana tsy mahay mihinana fa mahay manjaitra kosa sa tsy izany ry zareo an???? ;-)
84. ni81 ( 29/06/2009 15:54)
Tsy fantara marina ny mahay teny gasy sy ny tsy mahay koa ny fahalalako aloha dia ny tanana tsy mahay mihinana fa mahay manjaitra kosa sa tsy izany ry zareo an????
:-D :-D :-D nareo reto koa an!
85. ari.malala ( 30/06/2009 05:55)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
86. maeva74 ( 30/06/2009 06:44)
ari.malala:

:-D :-D :-D :-D :-D :-D



Misy raha la tera ry Ari-malala an! mialatsiny amin' ilay hevitra tsy mitovy e! :-D :-D :-D :-D
87. xxx ( 30/06/2009 12:57)
fa angaha tsy mety mihitsy raha antonintonina? sady tsy matavy no tsy mahy ?
satria mora idiran;ny aretina daholo ireo???
88. RATOVOARY ( 30/06/2009 13:05)
maeva74:
Tsy fantara marina ny mahay teny gasy sy ny tsy mahay koa ny fahalalako aloha dia ny tanana tsy mahay mihinana fa mahay manjaitra kosa sa tsy izany ry zareo an????

Marina izany raha ny asany no zohina fa kosa fitenin-jatovo io sakafon-tanana io, izany no mampmé be ahy teo iny. Zah aloha tsy hanazava antsipirihany eto fa voafetra ihany ny azo soratana. nontanio mangingina an ambadika any fa ho hitanao eny foana ny tena heviny. ;-)
89. ikaretsaka ( 30/06/2009 17:54)
mahay mihinana ny tanana koa.. "maka menaka" hoy ny fiteninay azy fahiny :-P
90. Papoose ( 30/06/2009 21:18)
fijo:

hifidy inona indray hono ty zazakely e???


hifidy le mba tavitaviny sexiii reny!!!!
:D
91. ravonjison ( 01/07/2009 07:55)
Fa inona tokoa aloha ny dikan ' ilay hoe " mitsory menaka" araka ny voalaza atsy ambony atsy e ?
92. xxx ( 01/07/2009 09:00)
ravonjison:

Fa inona tokoa aloha ny dikan ' ilay hoe " mitsory menaka" araka ny voalaza atsy ambony atsy e ?

Maka menaka fa tsy mitsory menaka no hitako teo !!! samihafa mihintsy izany

93. ikaretsaka ( 06/07/2009 11:06)
Ravonjison..nareo angaha tsy mbola nitsory menaka...
Miaraha @ matavy de zahao e
94. ari.malala ( 07/07/2009 08:58)
:-D minana ny tanana, maka ny tanana in ian no tena marin e!=)) =))
95. gabidemony ( 07/07/2009 12:35)
ho an'izay ty ranon-dranony alo de aleo le matavy, sady SUPER FOAM ko eh!
fa ra tojo an'le tena mahy zay henonao mintsy le tòlana refa mihinan'azy :-D
96. ikaretsaka ( 07/07/2009 15:17)
Le kozatra kely reny kosa tsary anona le
97. ni81 ( 07/07/2009 17:55)
:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081