tokony ho foanana tokoa ny fidirana ps xxx
1. kartera
(
26/06/2009 21:22)
araky ny tsapa tokoa ane less dia tsy vitsy reo zay mitonona xxx ato no miteniteny foana na mandrangitra na mihatsy ady
nefa araky ny tsapa de ny oul tsy manakazon-damosina no miafina ao ambadik'reny xxx reny ka io no lalana iray hahafahany maneho ny talenta ratsy oh:eo ihany de sady tgv no tim
fa rah tsy mijery an'io ny topon'andraikitra ato de ry zareo ko zany less miditra xxx ref tsy te ho silaka.

novalian'i Noue ny 27/06/2009 19:55
3. halloween
(
27/06/2009 04:12)
marina ny an'elah ry bob, fa ny mpandrindra mintsy anie no tsy manaiky ny hanafoanana ny fanaovana xxx é! d revena manja le izy d refa tehiteniteny fona d manao xxx d milay be, fa rah ny tokony ho izy d tokony foanana ny fanaovana xxx, sady @ zay kou fictivement mitombo ny isan'ny mpisera satria mitombo ny PS!
4. sakaymena
(
27/06/2009 04:48)
tsy tsika eto hany no mangataka io fanafoanan ny xxx io fa hatrany @ dinika hafa ko a.
ka noho izany rah tsy foanan ny piandraikitra io dia midika fa mbola ela ry zareo vao hahay tena hitondra vahoaka izany.
ary marina io fa tsy vitsy ny ankizy ni mihataka ity serasera ity noho io.

5. hery
(
27/06/2009 06:59)
:-) olona vaovao indray izany mangataka fanafoanana xxx izany.
Efa naverimberina imbetsaka foana hoe maninona no tsy nofoanana ny xxx, tsy resaka vao izao ity ary tsy hevitro irery, raha ny tena tiako koa dia tsy misy xxx amin'izay fay daholo ireo tgv manao xxx ireo... koa http://hery.blaogy.com/post/4/6397 ny antony

6. Noue
(
27/06/2009 07:35)
Fantatro fa mbola hisy hanontany indray ity afaka 2 na 3 taona any ka tehiriziko eto ity dia copier-coller fotsiny :-)klet'ieee ! dia tsy mba niandry an'ilay 2na 3 taona akory ry zalah dia nametraka io fanontaniana io :-D :-D :-D :-D nefa anie ry zalah ihany no tena miditra @ io eee :-D :-D :-D :-D :-D
7. halloween
(
27/06/2009 07:58)
hery:
:-) olona vaovao indray izany mangataka fanafoanana xxx izany.
Efa naverimberina imbetsaka foana hoe maninona no tsy nofoanana ny xxx, tsy resaka vao izao ity ary tsy hevitro irery, raha ny tena tiako koa dia tsy misy xxx amin'izay fay daholo ireo tgv manao xxx ireo... koa http://hery.blaogy.com/post/4/6397 ny antony
ka anareo ny serasera ka d raiso ny fanapahan-kevitra d aza avela manao xxx tsony ny oul eto @ politika fa ny fahitanay anazy d maro @ mpisera politika no tsy mankasitraka an'io é! moramora ilay milaza fa ny TGV no mpanao xxx fa jereo fa refa hita fa resy ny TIM d ny TIM no bdb manao xxx, marina fa misy TGV manao xxx fa kifkif ilay izy fa tsy hoe TGV na TIM ihany, d aza mijery vilana enao fa mba mahintsy fijery fa mpandrindra, d ny koziko anao kou d zao, refa tehiresaka politika enao fa mba manana ny hevitrao d aza atao @ anaranao @ mahampandrindra anao le izy fa mba ataovy PS hafa!ampesao ilay hery refa misy manao ny tsy mety fa aza entina hanohanana hevitra na hitsipahana hevitra le izy!
9. sakaymena
(
27/06/2009 09:35)
hery a jereo @ fo tsy miangatra kosa rahery a f\'aza avily hoe vaovao!!!!!!!!!
eny ary ndao hatao hoe vaovao ny mangataka ny fanafoanana!
avy aiza ary ny fandrosoana misy @ fiainan\'ny za,nak\'olombelona tsy vvao foana.ary raha mahatsara zavatra ny hevitra na vavao de tsitako ny antony tsy anarahana azy.
tsy fisian\'ny xxx akory no tsy ananan\'ny oul ps2eto fa tsy vitsy ngeh hery ny manao zany eto hatr@ zany ela lazainao zany e.
asa anefa fa anareo no topon\'ny fanapahakevitra fa hevitra naroso iny neritreretinay hahatsara zavatra raha tsy mety de avereno aminay
nandroso azy

10. hery
(
27/06/2009 09:55)
Efa novakianao ve aloha ilay http://hery.blaogy.com/post/4/6397 napetrako io?
Dia teneno ary hoe inona no antony hanafoanana ilay xxx dia hovaliako tsirairay.

11. andrywui
(
27/06/2009 10:51)
resabe io sefo be a, raha tena oul matotra marina ilay oul d tsy manao resaka tsy mifanaraka @ fahamatorany, jereo zao ny anay mianakavy é! ny PS-nay d samy manana ny taranja manavanana anazy d tafita ny resaka tianay hampitana, jereo ohatra i halloween fa ny manavanana anazy d le mampiditra resaka mandrangitra , d general tonga d matotra be, d andrywui ndray ilay malefadefaka kanefa tonga d miatra any @ farahatoka ny resany! hahahahaha
[size=13px]ka amiko d raha tiana homatotra sy tiana hifanakalozan-kevitra avo lenta momba ny politika marina ity dinika ity d tsy misy hafa tsy ny fanalana ny fanaovana xxx amizay d mba misy fahamatorana fa tsy hanaonao fantany jiaby izao bodo sy adala izao[/size]!

12. sakaymena
(
27/06/2009 12:24)
efa novakianay tsy latsaky ny in5 io rahery fa fangatahana ny anay fa tsy zah irery akory ka tsy hitako ny valiny betsaka angatahanay eny sa tsia .
tsotra = tsiky de ampy
tsotra = tsiky de ampy
13. fijo
(
27/06/2009 19:04)
za koa tsy mankasitraka ity fampiasana xxx ity,saingy misy moa fotoana,azo anekena azy ,ohatra olona marary nefa te hitady hevitra.
ny olana dia araraotinn'y tsy manana hazondamosina le izy.
fa raha azo fidiana kosa,maninona moa raha ekena ny xxx any amin'ny fahasalamana sy ny dinika manokana,de tsy ekena kosa ami'ny dinika toa ity sy ny finoana sns