mba saika anontany

1. xxx ( 30/06/2009 08:24)
firy taona no atao woe taraiky ny vehivavy (resaka fananana anaka io resahiko io ). 30 ans v taraiky loatra ? sa mbola amin' ny antonony tokony ananany anaka ?
novalian'i sipagasy ny 02/07/2009 13:34
2. xxx ( 30/06/2009 12:30)
xxx:

firy taona no atao woe taraiky ny vehivavy (resaka fananana anaka io resahiko io ). 30 ans v taraiky loatra ? sa mbola amin' ny antonony tokony ananany anaka ?

de natao 2 mihitsy ny fanontaniana sao tsy misy mpamaky ve?

3. mmmhh ( 30/06/2009 13:04)
ny fahitako azy aloha entre 25 a 34 ans antonony tsara e,

asa aloha, alohan'izay mety aloha loatra, taran'izay mety ho tara loatra rah voalohan'anaka
4. Mirananirina ( 30/06/2009 15:17)
30 ans v taraiky loatra ? sa mbola amin' ny antonony tokony ananany anaka ?

tsy taraiky izany io.
Misy aza anie 45 ans mbola miteraka ihany e.fa izany hoe ito no tena tsara
entre 25 a 34 ans
5. xxx ( 01/07/2009 04:28)
Tsy de le woe izy ind2 loatra , fa mba te hanontany idee an ' tsirairay aho .
Fa misaotra betsaka , mbola tsy tara aho izany , fa ho atomboko am'izay .Sady voaloananaka le izy .
Zako ti mamaky ny avis an ' olona kah
6. sipagasy ( 02/07/2009 13:34)
samy manana ny toe-batany ny tsirairay ary samy manana ny laharam-pahamehany ihany koa, ka à taona tianao dia eo ny dokotera sy ny siansa hanampy anao e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3423