Vaovao mety ho tsara na ratsy koa !!!
1. essera
(
30/06/2009 06:51)
Misy vaovao mba hita ombieniombieny mety hahafaly ny sasany ary mety hifanohitra amin'izay ho an'ny sasany satria tamin'ny 25 juin dia :
1/ Momba ny Banque Mondiale :
D aleo isika samy hanamarina eny aloha fa izay hita d mba alefa hoseraseraina eo. Fanampin'io fotsiny angamba tao amin'ilay lahatsoratra dia :
2/ Momba ny fahavoazan'i Sarla :
Ny vaovao iray izay nahatonga ady hevitra be teto koa d hoe : hospitalisé ao am Girard na any La Réunion i Commandant Charles. Omaly anefa izy dia niteny tamin'ny tv teto am tanana nanazava ny momba ny antom-pisian'ny FIS ka d voamarina hatreto indray fa tsaho ilay niditra hopitaly.
3/ Les américains désavouent Ravalomanana !
Tsy izaho izao no niteny an'io fa samy mikaroka vaovao eny isika. Ka mila mivadika amerikana mihitsy aloha izany ny légaliste satria ny tsy an'ny tena no ezahina ahindrahindra. Efa tenenina foana hoe déplacé be le zavatra fa e e eeeeeeeeee.
Ka dia mbola very hevitra indray isika eto rehefa tsy nety ilay resaka RETOUR IMMINENT.
4/ Vonona hiara-miasa sy manana finiavana ny tenako :
Niditra tao amin'ny TV+ i Dada nanao discours kely momba ny intention amin'ny fahavononany hidinika sy hiara-hiasa. Fa maninona dada no ampiandrasana ela loatra izay vao mampiseho an'izany e. Lasa tsy mati2-kilolon'ny oul intsony ianao fa tsy tena mazava fo a.
Ny somary nanaitra kely ahy mantsy dia ny filazan'ny filoha teo aloha fa efa hatreny amin'ny Le Hintsy izy no vonona (sic...) fa izy nanao fitsidiham-paritra fotsiny.
1/ Momba ny Banque Mondiale :
Grâce à l’intervention du Ministre des finances et du budget Benja Razafimahaleo, actuellement à Washington aux Etats-Unis, la Banque Mondiale a décidé de continuer ses projets à Madagascar ! Ainsi, les trois grands projets, Le FID, Fonds d’Intervention pour le Développement, le Projet de lutte contre le SIDA ainsi que l’Office National de Nutrition vont reprendre et la Banque Mondiale est de nouveau préte à financer la continuation de ces projets !
D aleo isika samy hanamarina eny aloha fa izay hita d mba alefa hoseraseraina eo. Fanampin'io fotsiny angamba tao amin'ilay lahatsoratra dia :
Invitée officiellement à l’assemblée extraordinaire de l’ONU, une délégation malgache, composée essentiellement du Ministre de l’économie et de l’industrie ainsi que du ministre des finances et du budget séjourne actuellement dans la capitale américaine.
2/ Momba ny fahavoazan'i Sarla :
Ny vaovao iray izay nahatonga ady hevitra be teto koa d hoe : hospitalisé ao am Girard na any La Réunion i Commandant Charles. Omaly anefa izy dia niteny tamin'ny tv teto am tanana nanazava ny momba ny antom-pisian'ny FIS ka d voamarina hatreto indray fa tsaho ilay niditra hopitaly.
3/ Les américains désavouent Ravalomanana !
S’il y avait des prétendus soutiens sur lesquels Ravalomanana pensait pouvoir compter, les américains en faisaient certainement partie, pour ne pas dire qu’ils étaient pour lui les premiers ! La preuve, les manifestants de Magro Ankorondrano avaient reçu ordre de brandir les drapeaux américains, au détriment méme des drapeaux malgaches !
Tsy izaho izao no niteny an'io fa samy mikaroka vaovao eny isika. Ka mila mivadika amerikana mihitsy aloha izany ny légaliste satria ny tsy an'ny tena no ezahina ahindrahindra. Efa tenenina foana hoe déplacé be le zavatra fa e e eeeeeeeeee.
Mais l’ancien Président devrait encore déchanter ! De source bien informée, le Département d’Etat américain avait envoyé des émissaires rencontrer Ravalomanana et lui dire « qu’il ne devrait plus retourner à Madagascar et songer à se présenter encore aux élections présidentielles ! ». Cette information aurait été communiquée pendant la réunion de la SADC de samedi dernier en Afrique du Sud, ayant pesé lourd dans la prise de décision désavouant Marc Ravalomanana qui espérait une caution de la SADC sur son intention de revenir par la force à Madagascar et de faire entrer des mercenaires !
Ka dia mbola very hevitra indray isika eto rehefa tsy nety ilay resaka RETOUR IMMINENT.
4/ Vonona hiara-miasa sy manana finiavana ny tenako :
Niditra tao amin'ny TV+ i Dada nanao discours kely momba ny intention amin'ny fahavononany hidinika sy hiara-hiasa. Fa maninona dada no ampiandrasana ela loatra izay vao mampiseho an'izany e. Lasa tsy mati2-kilolon'ny oul intsony ianao fa tsy tena mazava fo a.
Ny somary nanaitra kely ahy mantsy dia ny filazan'ny filoha teo aloha fa efa hatreny amin'ny Le Hintsy izy no vonona (sic...) fa izy nanao fitsidiham-paritra fotsiny.
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 13:12
2. nytsiry
(
30/06/2009 07:37)
essera < asa tokoa re raha mba hitanao ity :
En conformité avec ses procédures opérationnelles standard, la Banque mondiale a récemment effectué une évaluation de son portefeuille à Madagascar, et ce en vue de saisir les effets de la situation existant depuis le 17 mars 2009 sur les projets en cours d’exécution. Les résultats de cette évaluation seront communiqués prochainement. Jusqu’à présent, il n’y a pas eu de contacts entre les membres du Gouvernement de Transition et la Direction exécutive de la Banque mondiale.
Bureau de la Banque mondiale
Madagascar
(jereo tribune nivoaka tamin'ny 209/06/2009)
midika ve io fa hoe vonona ny hamatsy vola ireo tetikasa lazainao ery ambony ery ireo ny Banky iraisam-pirenena nefa ry zareo aza tsy mbola nifanatrika na nifampiraharaha tamin'ny mpitondra ao amin'ny FAT/HAT
momba an i sarl ndray d efa ela aza aho no nahita aza nirenireny sy nadende eraky ny tanana fa tsy we niditra opitaly zany lery !
momba ny bekitana : efa niteny ny ambasadaorony eto fa tsy miandany amin'iza niza izy ireo zany hoe efa namany mamaly ilay tsy fiarahana amin' ingahy ravalomanana izany
momba an i dadan'i tim ravalomanana indray dia efa mikonokonona didy fampisamborana azy ny fitondrana HAT/FAT amizao ka ataoko fa tsy hiverina eto intsony izy raha tsy efa miova mihitsy ny fitondrana eo ka afaka hanome azy alalana hiditra tsisy romoromo eto fa raha izao aloha na vonona azy izy hifampidinika dia tsy izany no ao antsain' ny mpitondra amin izao fany fisamborana azy no maha maika azy ireo !

6. essera
(
30/06/2009 11:13)
Jereo zayu fandehany fatsy mitonatonana é
Ts'isy apoaka mihitsy ity oul iray ity fa d manaraka izay lazain'ny oul ato fotsiny.
7. pikatti
(
30/06/2009 12:14)
nimportekoa le essera ty marina zay de mamaly refa tairina kely aiza ary enao zany é :-D :-D
8. essera
(
30/06/2009 12:40)
Inona no dikan'ny oé "n'importe quoi" koa aloha sao d soratsoratana fotsiny.