hivarotra rano ho an'ny arabo isika malagasy
1. nytsiry
(
30/06/2009 07:19)
rehefa nenjehin'i Andry Rajoelina mafy ny fivarotana na fampanofana tany amin'ny koreanina tatsimo dia izao indray ry zareo izany dia hanome sy hivarotra rano amin'ny saodianina !
raha nanao valandresaka ny antoko vaovao iray izay mitonona ho mpiaro ny tontolo iainana dia nilaza fa tokony ampidirina ao amin'ny lalapanorenana mihitsy hoe tsy azo amisy ny rano satira AINA NY RANO .
Mifanipaka ny fijeriko azy aloha hatreto satria na ny tany na ny rano dia samy miantoka ny ain'ny firenena avokoa ; sa v ny rano tsy mety ritra nefa jereo tsara ny reniranon'i Mandrare ao antsimo ao io fa tena ritra tanteraka nohon'ny fisian'ny fasika ary izany no mahatonga ny kere any antsimo any
Asa anefa fa reefa ny HAT moa no manao ny raharaha dia mety fa raha ny teo aloha no manao izany dia azo enjehina .

novalian'i pikatti ny 30/06/2009 12:37
2. Noue
(
30/06/2009 07:57)
sao dia tara i nytsiry fa efa nisy dia nisy ny tany namidin'ny FAT(Y) t@ frantsay zay nambolena sapin !! iray zay
efa nisy koa tany hafa efa namidy t@ iza indray moa ?? aleo aloha tadiavina
zao ny rano indray no hamidy @ arabie saoudite pour l'arrosage !! grave eee ! moa mba nitsidika sy nahatsapa ny fahorian'ny olona any @ sud ve ny FAT(Y) momba ny tsy fahampian'ny rany any @ io farotra io ???
Mila vola ny FAT(Y) ? inona no nahamaika t@ fampiakarana ny karaman'ny miaramila tampoko teo ?? satria ve natahotra ny FAT(Y) sao dia tsy ho eny Mahamasina ny miaramila hilahatra mba hampisehoana ny firenen-kafa oe zao zany ny miaramila gasy ?? aiza re zany eee !!!
Ny rano fototry ny aina , donc sahin'ny FAT(Y ) ny mivarotra azy ! mahavita ry zareo ka !!

3. ainaheri
(
30/06/2009 10:38)
Io resaka rano amidy io ve tsy efa projet-ndra8 ee??,efa henoko io resaka io t@ fitondran-dra8,d iny izy voapitsoka iny mou d tsisy tohiny!!
4. pikatti
(
30/06/2009 12:37)
non !!!zavatra vao natao takalo io fa tsy arakareo le izy ry ainaheri
naika nindram-bola tany ry tgv de voatery najanpna ,nibetroka be ry tandrefana mantsy
Lany lesy ny tahiry de hivao-janaka ny hiafaran'ireo tgv reo a