Tazony n vidin'y MAKAMBA (crevette) ry TGvendrana b kabary a

1. penguin ( 30/06/2009 05:55)
Anisany mampiditra vola vahiny ary hatrany @ 10% ny miditra no vitan'ny Makamba na "Shrimp" na "crevette". Nidina ny vidiny satria nihena ny tinady nohon'ny fisian'ireo avy any Asia izay mora vidy. Misy ny efa noroahina ny mpiasa ary mihena 1/3 ny vokatra lafo sisa. MORA NY MANOME TSINY ARY NILAZA FA TSY FAHAIZAN'NY TEO ALOHA DAHOLO NY REHETRA MITRANGA. Koa mba ho hita eto kosa ary ny tgvendrana izay milaza mahay ny rehetra raha voatanan'i Lilison sy Charles nomena andraikitra ao @ FIS koa ny vidin'ny makamba eo amin'ny varotra iraisam-pirenena. Tandremo tsara fa efa nilaza ny tgvendrana fa tsy fahaiza-mitondra ny resaka vanille sy ny sisa ary tsy nisy afaka niteny ny resaka tsena iraisam-pirenena ny mpitondra teo aloha. Sao io indray koa no hialana. Mbola very asa hafa koa ireo an ?
novalian'i pikatti ny 30/06/2009 12:13
2. essera ( 30/06/2009 06:27)
Aleo omena cours kely i Penguin fa mampahonena :

penguin:
Anisany mampiditra vola vahiny ary hatrany @ 10% ny miditra no vitan'ny Makamba na "Shrimp" na "crevette". Nidina ny vidiny satria nihena ny tinady nohon'ny fisian'ireo avy any Asia izay mora vidy.

Marina dia marina mihitsy io fa ny tsy fantatrao fotsiny ry Penguin mahery fo d ny crise financière mondiale no facteur iray lehibe NAMPIHENA ny tinady. Ao ve ??? Mba manaraha ihany vaovao a. Tadidio fa vokatry io crise io d maro ny zavatra nampihenan'ny firenena lehibe ary miezaka mitady zavatra mora.

penguin:
Koa mba ho hita eto kosa ary ny tgvendrana izay milaza mahay ny rehetra raha voatanan'i Lilison sy Charles nomena andraikitra ao @ FIS koa ny vidin'ny makamba eo amin'ny varotra iraisam-pirenena.

Inona moa no hidiran'ny FIS amin'ny makamba ry Penguin. Eto dia tsapa mihitsy ny alahelon-toerana eo aminao ka mbola 70 ny éléments ao amin'ny FIS izao d mandrotsaha ianao demande. Kony a !!!


penguin:
Tandremo tsara fa efa nilaza ny tgvendrana fa tsy fahaiza-mitondra ny resaka vanille sy ny sisa ary tsy nisy afaka niteny ny resaka tsena iraisam-pirenena ny mpitondra teo aloha. Sao io indray koa no hialana. Mbola very asa hafa koa ireo an ?

Mety ve ny fitantanana vanille d ny fianakaviana Ravalomanana sy ny grope tiko no mibodo ny tsena rehetra ary tsy io irery fa hatrany amin'ny letchi, ny fanondranana hazo lafo vidy. Fahaiza-mitantana izany sa fahaizana mangoron-karena.
Tadidio tsara ity ry Penguin, eo amin'ny resaka varotra raha tena loyal ilay izy dia :

"Tokony samy miezaka ny mpandraharaha tsi-1-1 manao izay hahatsara ny azy amin'ny fomba MANARA-DALANA ka hitan'ny havany eo izay tsy afaka."

Fa tsy hoe : iry concurrent-ko eo am marché d andatsahako contrôle fiscal na gadraiko ny tompon'io fa manembatsembana ny ahy. Na koa hoe ; tonga d aleo raisintsika tanteraka ny vokatra izao fa bahano daholo ireo mahavidy ohatra antsika ireo. Kôpy am zay.


3. Noue ( 30/06/2009 07:58)
ny an'lah koa ry essera dia lava beeeeee foana ! :^) :^) :^) :-D :-D :-D
4. essera ( 30/06/2009 08:05)
Ka zah ange lti ry Noue tsy mirevy an lé oul mamely kely d mitsoaka ireny fa rehefa miresaka d miresaka. Efa ezahiko modérer-na mihitsy aza ny halavany fa tsy ataoko gazety tena gazety.
5. essera ( 30/06/2009 08:23)
Penguin, tazony am rambony lé makamba.

:-D :-D :-D :-D
6. pikatti ( 30/06/2009 09:58)
essera ty de kirevety
any @ lohany ny tainy :-D :-D :-D
tsy misaina fa resaka tsy mitombina
7. essera ( 30/06/2009 10:14)
pikatti:
essera ty de kirevety
any @ lohany ny tainy
tsy misaina fa resaka tsy mitombina

Voalohany aloha ry pikatti, mbola hely ianao ka mipetrah tsara. Raha tsy mandainga taona ianao d 1986 no teraka. Ka raha izao no fomba firesakao d rehefa lehibe ianao mi-gobs d ny gobs nao ihany no haninao. Raha tsy voafehinao ilay zavatra d ajanony. Zay ??? Raha mijery ny dinika rehetra nalefa tato aho dia dinika iray tsy misy dikany no mba zakan'ny lohanao dia hoe :

pikatti:
Lohateny : SAO MBA MISY DOKOTERA AFAKA MANAPY AN' ANDRYWUI !VIZAKA BE
Nandinika aho fa efa miteny irery sisa ny namana andrywui.
Manao antso avo ihany dieny mbola tsy marary tanteraka ny namantsika

Sujet + Verbe + complément (anankiroa no vitanao).

Ka manaova mihitsy aloha ezaka na any amin'ny rubrique ho an'ny vehivavy tsy ampy lahy na momba ny sakafo fa tsy zakanao sady tsy voafehinao ilay resaka ato amin'ny politika. Tsy mahavita mifandahatra amiko resaka 10 minitra akory enao ry Mlle Pikatti rah tena ilaina izany.



:-D :-D :-D
8. pikatti ( 30/06/2009 10:22)
Ary tonga de very sahady le dinika refa notairiko kely fotsiny le essera
Zay elah de tapa-doha sahady ,tsy mahazaka kôzy é
Toro-hevitra kely fotsiny :
zah tsy hamono anao akory fa aza de mikoropaka be :-D :-D :-D
9. essera ( 30/06/2009 11:20)
Ary tonga de very sahady le dinika refa notairiko kely fotsiny le essera

Inona no ifandraisan'ty amin'ilay lohahevitra. pfffffff

Zay elah de tapa-doha sahady ,tsy mahazaka kôzy é

Zao ny vavana kanosa izao, le manao hoe : dony ary ah mandrapaharivan'ny andro. 8O 8O

Toro-hevitra kely fotsiny :
zah tsy hamono anao akory fa aza de mikoropaka be

Fomba fiadin'ny tsy afaka koa izao.

SUJET + VERBE + COMPLEMENT (3). Izay ve no mba voaforon'lah lti lé.


Diso filière fa mivadia taranja mihitsy aloha.

10. pikatti ( 30/06/2009 12:13)
tena tonga de hita fa mety angidina ny lohan'io bandy io klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036