ARABAINA TRATRY NY 26 JIONA DAHOLO E!!!!
1. xxx
(
26/06/2009 06:32)
Miarahaba antsika Malagasy tsy an-kanavaka, na eto an-toerana na any ivelany, na mbola velona na efa maty, na lahy na vavy, na antitra na tanora,.na cotier na tanivo....na tgv na tim
TRATRY 26 ABY EEEE!!!! MANAOVA FETY ARAKA IZAY HITANAO FA METY @NAO, AZA MANAO ADALANA BE LOATRA,
NY TANTARA DIA MBOLA MITOHY EEEE!!!!
TRATRY 26 ABY EEEE!!!! MANAOVA FETY ARAKA IZAY HITANAO FA METY @NAO, AZA MANAO ADALANA BE LOATRA,
NY TANTARA DIA MBOLA MITOHY EEEE!!!!
novalian'i benkintana ny 28/06/2009 21:56
2. xxx
(
26/06/2009 06:47)
de samy ho tratriny 27 e! izay hitohizany tolona e, ary tsy hijanona intsony raha tsy mikorotana ambony ambany ny HAT e, ho ela velona ny malagasy( tia tanindrazana) fa tsy ny mpivarotra tanindrazana an! :-D :-D
4. halloween
(
26/06/2009 12:18)
d arabaina ihany koa ny mpiandry ny osy na d maro aza ny osy nitsoaka handaharana ary tsy hisy hohita intsony aorian'ny 27 hahahahahaha....
6. benkintana
(
28/06/2009 21:56)
tsy fetin'ny maro an'isa @ Malagasy intsony ny 26 jiona leisy fa dia maika ny hitady ny sakafo ny olona zao de elah rery ve niarahaba teo klé :-D :-D :-D
