ra8 e tgv en francais

1. xxx ( 25/06/2009 22:29)
mino ve nareo fa raha i ra8 no natao intervew t@ rfi de mahay mamaly otran ireny nefa lazaina i tgv fa boaikely nefa nahavaly ny fanontaniana rehetra

ngaba lasa niteny gasy tao lery na naka mpandikateny
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tokony ovaina site tgv i serasera
novalian'i xxx ny 26/06/2009 07:49
2. Rafahafahana ( 26/06/2009 07:36)
tsy zay basivava anie no mahay fa izay manana raisonnement é, ny teny frantsay tahaka ny teny rehetra ny fahazarana miteny no hahaizana azy.
3. Rafahafahana ( 26/06/2009 07:38)
xxx:

mino ve nareo fa raha i ra8 no natao intervew t@ rfi de mahay mamaly otran ireny nefa lazaina i tgv fa boaikely nefa nahavaly ny fanontaniana rehetra

ngaba lasa niteny gasy tao lery na naka mpandikateny
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tokony ovaina site tgv i serasera




Mahagaga fa lazaina fa tsy mahay ra8 nefa nareo nanaiky nambakainy dia iza zany no tena VENDRANA :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 26/06/2009 07:49)
Mahagaga fa lazaina fa tsy mahay ra8 nefa nareo nanaiky nambakainy dia iza zany no tena VENDRANA

Mbola vendrana sy nanaja azy izahay tamin'izany fotoana androny :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0565