Iza kay no anaran'i Tiana?
1. sitlo
(
26/06/2009 06:45)
Iza no anarany (tsy fanampian'anarana) fa mba tiako ho fantatra. Ilay mpihira an'ilay hoe:
e e e e aiza reeeeeeee
ilay atao hoe mita be eh?
andao isika hifandray tanana
e e e e aiza reeeeeeee
ilay atao hoe mita be eh?
andao isika hifandray tanana
novalian'i mmmhh ny 29/06/2009 14:10
4. ni81
(
26/06/2009 08:42)
Tsy mandehainona no tsy mandeha? dia inona koa no diso? :roll:
Tsy haiko na diso. Sa iza no anaran'ny vadiny?
