Ampidiro aloha ny tenimiafina
Iza kay no anaran'i Tiana?
1. sitlo
(
26/06/2009 06:45)
Iza no anarany (tsy fanampian'anarana) fa mba tiako ho fantatra. Ilay mpihira an'ilay hoe:
e e e e aiza reeeeeeee
ilay atao hoe mita be eh?
andao isika hifandray tanana
2. ni81
(
26/06/2009 07:04)
RANDRIANARISOA no anarany
3. sitlo
(
26/06/2009 08:35)
Tsy mandeha :}
Tsy haiko na diso. Sa iza no anaran'ny vadiny?
4. ni81
(
26/06/2009 08:42)
Tsy mandeha
Tsy haiko na diso. Sa iza no anaran'ny vadiny? inona no tsy mandeha? dia inona koa no diso? :roll:
5. sitlo
(
26/06/2009 08:59)
fandraisana ho namana
http://www.myspace.com/tianademada
6. mmmhh
(
29/06/2009 14:10)
Ary marina tkou ve fa i Tiana sy Ninie (kiaka) mpianadahy??