ireo tsy tim voasakana eto @ politika serasera
1. xxx
(
26/06/2009 12:42)
ravalotgv
tgvravalo
ravalotgve
Oay
kidoropamba
tafondro
andrywui (mbola ho avy koa)
halloween (mbola ho avy koa)
antony : SATRIA TSY TIM MITOVY @ RA HERY
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
tgvravalo
ravalotgve
Oay
kidoropamba
tafondro
andrywui (mbola ho avy koa)
halloween (mbola ho avy koa)
antony : SATRIA TSY TIM MITOVY @ RA HERY
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:27
2. sakaymena
(
26/06/2009 12:58)
zany hany ngeh no tena manimba ny politika any amtsika satria refa tsy miotovy firehana aminy ny ankilany de ailika nefa zao no tsarovy
ny heviry nby maro hoy ny taolo mahataka-davitra ko io toetra ratsy iray io no tokony ho fafana @ politikantsika malagasy fa tokony hatambatra ny hery
zany hoe samy midinika mitambatra zay mety hahasoa ny firenena ary de miara miasa eny fa misy ny hevitra tsy itovizana koa tokony ho ezahina mandrakariva ny fitadiavana vy marimaritra iraisana hahasoa ny tanitsika
toy ny tokaztrano hany io
ny mpivady de olona 2 tsy nitofy fiaina na titezana ary tena tsy mitovy toe-tsaina hany ko fa refa tinao ny tokatranonao de hita hiany ny marimaritra iraisana na koa ezahina ny mampitovy ny fomba fijery amin ny alaln'ny FIFANDEFERANA

3. xxx
(
26/06/2009 13:25)
Aza mody hendry ianao ry sakaymena fa ianao io indrindra no panalabaraka olona rehefa tsy mitovy eritreritra aminao , fahavalonao avy hatrany izy ireo rehefa tsy manaiky anao, dia sahinao mihitsy ny manangana ekipa hanohitra amin' ny habibina sy toetra tsy menfrika raha mila porofo ianao dia ho hitanao tsy ho ela eto amin' ny serasera hoe " IZA MARINA I SAKAYMENA" ???????
4. xxx
(
26/06/2009 13:54)
Kely loha, domax koa tony foza tony, aiza koa no ahita baomba mipoka atsy na aroa, nefa tsisy olona maty, na naratra, @zay mbola azo camera koa, sy hoe noraisim-potsiny.Ny tena mapme, lay bomba teny Ankorondrano, dia avy moka2 le miaramila nahita, ni-desamorçe hono, nefa tsy hay akory hoe inona ny qualitén'lay bomba, mety ho puissance,sy ny mode de desamorçage, mba jereo ny fikan'ny any an-dafy, sy ny moyen entina hanaovana izany, ary ny fiarovana ny olona hi-desamorce azy. Ny olona ange tsy venax ôtran'lisany,asian'le be fika mpamitaka vahoaka pile siped + la farine+ téléphone efa maty,dia mody antsoina ny journaliste miraka @ le officier fôpla,dia hoe"zany bomba mitsipa2 erakin'ny arabe", doma, mba alalino ny adaln'ireo nasaina mamono tena eny ambohitsirohitra,fitaka daolo ny revy entin'ny fitondrana fozaorana.
5. sakaymena
(
26/06/2009 17:50)
izao no ataoko anao ry xxx zay miseho mahalala any sakaymena tsy mba manan fahavalo ny tenako ary tsy mbola nanalabaraka oul kz ze filazanao tsy raharahako fa fantantro zay ataoko ary rah hoe ekipa ndray zah tsy manana ekipa voalazanao fa namana de ananako ary tsy hoe akory voafehina na lalana na ekipa akory na hoe tahina araky ny filazanao
ARY ALEFASO NY POROFONAO DE HO HITAKO EO ZANY ARY HO HAINAO KO HOE IZA MARINA NY TENAKO E ZAH TSY MATAHOTRA
FA ZAY MANAO NY TSY RARINY KOSA AMIKO DE TSY MAINTSY AHITSY NA NY TENAKO AZA
FA SAO DE MBA NAMAMAN'ILAY MPISOLOKO RAINDAHINY SY BAIBOLIROVITRA KO IANAO IOA.zay hany no fahavaloko mandrapikipin'ny masoko
ary sao diso adres ianao

6. xxx
(
26/06/2009 17:55)
Hiditra
Tafiditra: ravalotgve
Hanova tenimiafina
Hivoaka
Fanoroam-pejy
FandraisanaFitsipi-pifehezanaFitadiavanaHanoratraStatistikaEndri-tsoratraNy dinika
Ny dinika rehetraDinika manokanaHamorona dinikaHandray emailSerasera.org
Namana SeraseraTononkiraTononkaloBizna seraseraLalao seraseraOhabolanaWikianja (wiki)Resaka mivantanaRadio Vazo GasyLisitraTahiry seraseraTakelaka hafaNy dinika rehetra
Antson'ny foArtista sy HiraDiasporaEritreritra mandaloFahasalamanaFanabeazanaFanatanjahantenaFety sy fihaonanaFiaraha-moninaFiarakodiaFirariantsoa, FankaherezanaFitiavanaFivavahana, finoanaHatsikana sy lalaoHoy ny gazetyHoy ny lal�naInformatikaKolotsainaMomba ny seraseraPolitikaResa-behivavyResa-dehilahySakafoSarimihetsikaSoso-kevitraTakelaka mahalianaTetikasa sy vinavinaToekarenaTontolo iainana!!Tsetsatsetsa tsy aritraVaovao tselatraVavolombelonavetso.serasera.orgZaridainaTe handray ny hafatra farany?
Ampidiro ny adiresy:
Delivered by FeedBurner
boxleft2 Voasakana ianao
Manahoana, nosakanan'ny mpandrindra ity takelaka ity ianao. Jereo eto ambany ny antony.
Nosakanan'i : hery
Tamin'ny : 26/06/2009
Antony : Tsy TIM

7. sakaymena
(
26/06/2009 17:58)
ARY APIDIRO AM DINIKA ZE APIDIRANAO AZY RY XXX FA TY ZAH ARY ZAH MATATY TSARA AFAKA MAMALY TSARA NA VAVA ARY RAH SAH ZANY LAZAINAO FA FAHAVALOKO ZANY ASAIVO MANATONA IZY FA ZAH TSY MILA EKIPA OK ZAH HANY DE AMPY FA AZA MANENDRIKENDRIKA NY HAFA MAZAVA.ary ianao ry XXX pandray 10%@lay pisoky iny ngah ko efa malaza lotra ny asaratsiny satri bsakaymena nitabataba de naheno daholy nkil de tsy navoa tsony ny bizna
KOA MBA VOA
KOA MBA VOA
8. sakaymena
(
26/06/2009 18:23)
O RY XXX AH HAIKO TSARA NGEH IANAO IO NA MIAFINA AO AMBADIKY NY XXX E AR TY ENAO MISITRIBELONA NO RATSY TOETRA MATO TSY TIN4NY ANKIZY
ZAO NY ATAOKO ANAO MARARY NGAH NY FONAO SATRI RAH VO SAKAYMENA ZANY NO MIANTSO FIVORINA ETO DE TONGA DAHOLO NY ANKIZY FA REF NAREO PIVAROTRA BAIBOLYROVITRA DE TSYS KIL KLE
AZA MIALONA NY VITAKO FA MANAOVA MBA HO HITAKO EEEEEEEEEE

9. xxx
(
26/06/2009 19:06)
sakaymena:
ARY APIDIRO AM DINIKA ZE APIDIRANAO AZY RY XXX FA TY ZAH ARY ZAH MATATY TSARA AFAKA MAMALY TSARA NA VAVA ARY RAH SAH ZANY LAZAINAO FA FAHAVALOKO ZANY ASAIVO MANATONA IZY FA ZAH TSY MILA EKIPA OK ZAH HANY DE AMPY FA AZA MANENDRIKENDRIKA NY HAFA MAZAVA.ary ianao ry XXX pandray 10%@lay pisoky iny ngah ko efa malaza lotra ny asaratsiny satri bsakaymena nitabataba de naheno daholy nkil de tsy navoa tsony ny bizna
KOA MBA VOA
(l) (l) Aiza ngeh izany fandeferana dradradradrainao izany ry sakaymena e!aza mora tezitra ohatr' izao fa sao tapaka eo ny lalandrà, ary ato amin' ny sehatra politika tsy misy hidiran' ny fiaina-tokatranonao e! regleo manokana any ivelany any ny aferanao , ary ny soratra aza atao mivandravandra fa maha- menat' olona ilay toetra , hita taratyra eto fa toetra amboarina ny fahatsarampanahy harosonao eto satria hita mivandravandra izao ny tena ianao marina, nefa na dia izany aza aza mankahala be ohatr' izao e! :-* :-*
10. fijo
(
26/06/2009 19:19)
ny anareo sy sakay mena afera manokana ka tsy hidiranay,
fa le hoe fisakanana tsy mino izanyaho.raha tsy hoe nisy ompa sy fandikana fitsipika ngambany
fa le hoe fisakanana tsy mino izanyaho.raha tsy hoe nisy ompa sy fandikana fitsipika ngambany
11. Noue
(
26/06/2009 19:48)
miainga any indray rasakaymena @ fanoratana ngodabe io :^) :^) :^) :evil: :evil:
13. Noue
(
26/06/2009 19:55)
de toute façon , matoa nisy ny voasakana dia nanao ny tsy nety zany eee ! inona moa no anton'ny tsy hanaovan'ny sasany ratsy eto ? mba tsy ho voasakana !! mazava ho azy ! dia rehefa voasakana dia aza be taraina fa oatran'ny zazakey tsy nahazo bonbon :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. xxx
(
26/06/2009 20:10)
sakaymena:
O RY XXX AH HAIKO TSARA NGEH IANAO IO NA MIAFINA AO AMBADIKY NY XXX E AR TY ENAO MISITRIBELONA NO RATSY TOETRA MATO TSY TIN4NY ANKIZY
ZAO NY ATAOKO ANAO MARARY NGAH NY FONAO SATRI RAH VO SAKAYMENA ZANY NO MIANTSO FIVORINA ETO DE TONGA DAHOLO NY ANKIZY FA REF NAREO PIVAROTRA BAIBOLYROVITRA DE TSYS KIL KLE
AZA MIALONA NY VITAKO FA MANAOVA MBA HO HITAKO EEEEEEEEEE
Mba hendry ry sakaymena fa mahamenatr'olona ilay resaka sady hors sujet foana ianao io, ovay ilay fomba fiteny e! ny resahana eto resaka PS fa tsy ady lava toy ny anao ary ny XXX eto bedabe fa tsy tokana monja, mianara ilay atao hoe : Toneho ny fo sy hajao ny fomba fiteny, fa ianao dia miovaova be mantsy ndraindray te hanome morale nefa ianao tsy manaiky critik, jereo fa misy difference be ilay fanoratan'ilay XXX tsy tinao izy toa calme be fa ianao misavomboana be, may ny sakay angah izato izy????
:-* :-*
16. fijo
(
26/06/2009 20:16)
ka maninona koa nefa ianareo rah amba tsy manao xxx fa sahy mijjoro amin'ny hevitrareo e.na tia aradalana io na tia tgv,sahia mijoro amin'ny hevitra fa tsy fahotana izany akory
17. sakaymena
(
26/06/2009 20:44)
zao no ataoko anao mato ah namaly an'io de misy resaka eo ambony ary misendaotra ah akory fa manana zo hamaly ary rah to ka ttsikerao am zava misy marina ah fa aza avadika ny resaka rah ratsy eo imason'ny malagasy 3000 aty aminay zah de miaiky rah nisy tsy nety nataoko
fa le xxx noteneniko teo koa dia nofaritako mazava f fa enao nga ko ampy anao ny valiny de avilivily. tsy niteny aho hoe ny xxx rehetra akory
ary ny hoe dinika politika no ato marina zany fa eto ah de mialatsiny fa matetika ny oul misarotava @xxx no manova ny dinika eto

18. sakaymena
(
26/06/2009 20:59)
aza mody hendry ry sakaymena fa ianao io indrndra no panalabaraka olona rehefa tsy mitovy eritreritra aminao,fa fahavalonao avy hatrany izy ireo rehefa tsy manaiky anao.dia sahinao mihitsy ny manangana ekipa hanohitra amin'ny habibiana sy toetra tsy menfrika raha mila porofo ianao dia ho hitanao eto amin'ny serasera hoe"IZA MARINA SAKAYMENA"???????
io no novaliako ampahatsorana ka zay xxx voakasikio no mamaly azy ary mazava ny teniko fa afaka mapiditra ny porofo ananany zay xxx nilaza an'io fa fantatro ny ataoko ary tsy mbol nanangana ekipa na tsotra na politika taty andafy ny tenako
fa manan zo kosa hanohana ze reveko