BAOMBA N'IMPORTE QUOI MITOVY @ FATY
1. tsimatimanota
(
26/06/2009 13:52)
Kely loha, domax koa tony foza tony, aiza koa no ahita baomba mipoka atsy na aroa, nefa tsisy olona maty, na naratra, @zay mbola azo camera koa, sy hoe noraisim-potsiny.Ny tena mapme, lay bomba teny Ankorondrano, dia avy moka2 le miaramila nahita, ni-desamorçe hono, nefa tsy hay akory hoe inona ny qualitén'lay bomba, mety ho puissance,sy ny mode de desamorçage, mba jereo ny fikan'ny any an-dafy, sy ny moyen entina hanaovana izany, ary ny fiarovana ny olona hi-desamorce azy. Ny olona ange tsy venax ôtran'lisany,asian'le be fika mpamitaka vahoaka pile siped + la farine+ téléphone efa maty,dia mody antsoina ny journaliste miraka @ le officier fôpla,dia hoe"zany bomba mitsipa2 erakin'ny arabe", doma, mba alalino ny adaln'ireo nasaina mamono tena eny ambohitsirohitra,fitaka daolo ny revy entin'ny fitondrana fozaorana.
novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:17
2. locl
(
26/06/2009 14:40)
izany no atao hoe hat aminy e! lainga, fitaka, halatra no fomba fanao.
TENA DOMABE ARAKY NY TENINAO TOKOA ZAREO
TENA DOMABE ARAKY NY TENINAO TOKOA ZAREO
3. halloween
(
26/06/2009 15:37)
manao hatsikana ndray ny TIMiondana mba hampirevena ny osy mainty izay niparitaka fa sady tsy hita ny dadany no nirefodrefotra in-21 ny tafondro androany ka nitsoaka ny osy mainty, elisany zao ry lity no lany bala rora @ fivarotana abobo a, d hohitan'elah fa rava ny momba an'elah fa kobo fa maimbo be ilay rononon'osy nentina nampesonana vahoaka ka nankarary kibo,d io fa manao hatsikana, hita mintsy ny mahadondrona an'elah ry mpiandry osy mainty, sao everen'elah fa manana aterineto daholo aza ny malagasy ka ahita izao hatsikana ataon'elah izao, ny malagasy any madagasikara less efa leo ny laingan'i dadan'elah a! d lazao indray hoe @ independance day ndray no ho avy dadan'elah d hiandry eo ihany ny osy mainty, elah oa petsa tanteraka d jereo fa mitady hanapoka bomba hamotika ny PSnay TGV satri zay ndray zao ny balan'elah!
4. xxx
(
26/06/2009 17:27)
reto tgvendrana reto wa tsy mahita hatokona firy intsony é, na miresaka aza d resaka tsisy ilaina azy fa efa manao resaky ny miala aina, ny olona rehetra d tsy misy tia an'io FAT io, mba miresaha @ ny olona any dago d ho hitany lisany, efa miandry hetsika fotsiny sisa ny olona.
HAHAHA!!!!d mbola nabaribariny zao tontolo zao ny tsy fankatoavana ity FAT ty fa d tsy nisy ambasadeur nanatrika ny fetiny mpamadika tanindrazana na iary aza!!!
HAHAHA!!!!d mbola nabaribariny zao tontolo zao ny tsy fankatoavana ity FAT ty fa d tsy nisy ambasadeur nanatrika ny fetiny mpamadika tanindrazana na iary aza!!!
5. sakaymena
(
26/06/2009 18:48)
tsy ny oul rehetra kosa alouh e ny vitsivitsy de ekeko fa mbola be lavitra ny tsy tia an'ny ra8 any dago toy zay ny tsy tia FAT ary vao avy niantso faritany 3 zah zao fa aleo FAT toy zay R8. ny efa lasa hono tsy azo averina intsony fa ny vitany aza honpo nanaenenana
6. fijo
(
26/06/2009 19:12)
mba hazavao tokoa hoe ry zalahy,hoe ahoana no avy dia nahalalan'ny polisy fa iry fiara iry,dia misy baomba ao anatiny?????????
mba tena mila fanazavana fa tsy maharaka e
mba tena mila fanazavana fa tsy maharaka e
8. fijo
(
26/06/2009 19:52)
araka ny itako tany mada koa ,dia feno harona sase kely ireny ny tanana (fako )ka ahoana no ahalalna hoe (iry sase iry misy baomba???)aza manadala olona ry zalahy fa mba hazavao ny sain'ny tsy mahalala an
9. Noue
(
26/06/2009 19:56)
ka io saina io mahintsiny no tokony hovaina kely fa tena manahirana sady io ihany no mahatonga ny disadisa rehetra
10. fijo
(
26/06/2009 19:59)
mandeha mantsy ny resaka izao ,fa ramaroson indray no mandefa olona hanao io fihetsika ratsy io,ka tsar ahofantatra izay tena maniraka azy ireny.
11. zandikely
(
26/06/2009 21:06)
AU NOM DE LA LÉGALITÉ :
1- Par des actes terroristes, on tue des innocents
2- Par l'Amour de la patrie, on refuse de lever le drapeu national
OH LÉGALITÉ, QUE DE CRIME QU'ON COMMET EN TON NOM!
OH LÉGALITÉ, QUE DE FOLIE QU'ON FAIT EN TON NOM !
OH LÉGALITÉ, QUE J'AI VRAIMENT PEUR DE TOI!
12. andrywui
(
26/06/2009 21:30)
http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Efacebook%2Ecom%2Fhome%2Ephp&feature=player_embedded
