Bomba hono mba hanaitra ny International community
1. xxx
(
25/06/2009 15:32)
Tena hita mihintsy no maha ambany saina ireto mpiasan'i TIKO saika hanapoaka baomba tetsy Analakely.
Mba hanaitra ny International community hono fa very asa no antony saika hanaovany io teti-dratsiny io.
Hita fa fitiavan-tena no be ao amin'ireto mpanohana an-Dravalo ireto satria vao 3 volana no tsy an'asa dia mitady hanao attentat nefa firifiry ireo very tany sy harena ary tsy mba nahazo rirany na dia kely aza nandritry ny andron-dravalo fa tsy mba nanana saina hanao ny toy izao.
Ny olona tahaka itony no tokony hanaovana lalana vaovao mba hovonoina satria dia fanetry be ny firenena ka mihevitra ny handripaka ny tsy manan-tsiny nohon'ny fitiavan-tenany samy irery.

novalian'i fijo ny 27/06/2009 19:31
2. Noue
(
25/06/2009 16:07)
tena voaporofo ve aloha oe mpiasan'ny TIM marina no nanao an'zany ?? tsy oe momba an'ireny olona ireny akory aho saingy efa be loatra ny fanenjehina , fisamborana , fanagadrana t@ tsisy antony natao ka mampiheritreritra ihany ilay izy ee
ao koa possible oe atao fanahiniana ireny mba hanasoketaina ny olona fotsiny !

3. xxx
(
25/06/2009 16:21)
No:

Ohatr'izao ny hevitra voaposaka rehefa borné ny olona iray.
4. Noue
(
25/06/2009 16:33)
tsy question oe borné na tsy borné re io eee ! fa mandalina ny zava-miseho
5. xxx
(
25/06/2009 16:39)
Ka efa io manasoketa olona io no fomban'ny tim sy ra8 ka mihevitra izy ireo fa toa izay ihany koa no fomba fisainan'ny hafa.
Satria ve nosaroman'i dadanareo t@ teny tao @ baiboly sy ny fandangolangona ianareo ka tsy mino fa avy aminy no nahatonga izao???
Dinio lalina rehefa handinika ny zava-miseho ihany.

6. xxx
(
25/06/2009 17:39)
ho anareo tgvendrana wa tsy misy nininona ataonareo afa tsy ny manenjika sy ny manaratsy ny tim sy ra8 io foana no mba hevitra haposaky ny kely loha isany, tsy mandalina sy tsy mahita porofo fa miteny fotsiny hoe t@ andron-dra8,mba asivo porofo mazava!
7. xxx
(
25/06/2009 18:58)
Mampé oa nareo reto ry pomba an'i Ra8 sy Tgv, eo de mifanaratsy isanandro eo, maninona raha mba tena misaina tokoa e, ohatra oe ajanona tanteraka ny resaka fandrangitana ka avela hanao ny asany ny panao polika. Fa roviana tokoa no ho tonga ny dadan'i Noue? Sa rendrika ao mozambika ve? Ny tsy azo lavina ry Noue de ny nataon'i Ra no tsy nety voalohany ka hitan'ny be sy ny maro ankoatry ny manakipy maso manoloana ny tsy nety nataony, fa noho i Tgv nandray ankeriny ny fiondrana de mivovo avokoa ny manampeo rehetra. Nefa moa ve nandray ankeriny ny fitondrana i Tgv sa i dada no nametrapielana ka natolotry ny miaramila azy ny fitondrana. Milaza nareo fa manaraka ny zava-misy nefa toa tsy misy misaina na ny 1. Mahereza ry reto a, hirao ny hirampirenena rampitso na aiza na aiza ny misy antsika.
8. Noue
(
25/06/2009 19:29)
xxx:aza ampidirina @ zany ny raiko !! tsy manana RAY afatsy ny RAIKO aho eeee ary tsarovy fa tsy dadako mandrikizay Ravalomanana !! manana ny ahy aho dia ampy ahy ny ahy !!! ny anareo manko raha tsy mpomba ny tgvendrana dia avy dia oe mpomba an'i Ravalomanana !! Aza hadino fa tena misy dia misy ny pro-Ravalomanana , ary misy dia misy ny atao oe LEGALISTE !!!
Mampé oa nareo reto ry pomba an'i Ra8 sy Tgv, eo de mifanaratsy isanandro eo, maninona raha mba tena misaina tokoa e, ohatra oe ajanona tanteraka ny resaka fandrangitana ka avela hanao ny asany ny panao polika. Fa roviana tokoa no ho tonga ny dadan'i Noue? Sa rendrika ao mozambika ve? Ny tsy azo lavina ry Noue de ny nataon'i Ra no tsy nety voalohany ka hitan'ny be sy ny maro ankoatry ny manakipy maso manoloana ny tsy nety nataony, fa noho i Tgv nandray ankeriny ny fiondrana de mivovo avokoa ny manampeo rehetra. Nefa moa ve nandray ankeriny ny fitondrana i Tgv sa i dada no nametrapielana ka natolotry ny miaramila azy ny fitondrana. Milaza nareo fa manaraka ny zava-misy nefa toa tsy misy misaina na ny 1. Mahereza ry reto a, hirao ny hirampirenena rampitso na aiza na aiza ny misy antsika.
9. fijo
(
25/06/2009 20:30)
mety hoe ten ampiasan'ny tiko sy mbs ireo,fa tsy voatery hoe hiraky ny aradalana.
za manokan aaloha ,dia manohitra ny zavatra toa izany ,na inona antony na inona.

10. xxx
(
26/06/2009 04:49)
izay no mba moyen hitany entiny hanairana ny rehetra,tsy mentalité gasy izany fampihorohoroana izany saingy efa miditra amin'ny stade hafa izao resaka politika izao,anjaran'ny mpanao politika no mitady solution si non il y aura encore des chose grave mbola personnel mety hitranga .
11. andrywui
(
26/06/2009 21:36)
http://www.youtube.com/watch?v=6JSeopcA2L8&eurl=http%3A%2F%2Fwww%2Efacebook%2Ecom%2Fhome%2Ephp&feature=player_embedded
12. fijo
(
27/06/2009 19:31)
an an,le baomba io anie ry zalahy ,ka tsy ilay mpanao politika tsy tianao no voany fa gasy tsy maninona ery e,ka izay no tsy hitiavako azy.raha ny tranon'i sarla no asiany an'io,mba mety leferiko ngamba,fa tsy atao ery anivon'ny vahoaka ery