Madagasikara tanindrazany tany sarobidy masina tokoa...

1. andrywui ( 26/06/2009 04:20)
Madagasikara tanindrazanay,
Tany sarobidy masina tokoa,
Lova soa nomen'ny razana...
Maty ho anao no tena lazanay
Mitsangana ry Tanora malaGasy Vonona
Mijoro sahia ho tena lehilahy...

Malagasy ô andeha hifankatia,
mazava fa d faly zahay mianakavy kely miaraka @ mpandrindra TIM ka d velonkira maraindraina é! Manampy izany d mikopakopaka isan-tokatrano ny saina, d nenay aty @ misy anay aty, na d aty ivelany aza d natsangana ny saina!

2. Noue ( 26/06/2009 05:20)
dia aza ovaina ny tonon'ilay hira fa lasa FOSIKA tsy ianareo no tompon'io hira io dia mba hajao eee
3. general ( 26/06/2009 11:40)
Mitsangana ry Tanora malaGasy Vonona
Mijoro sahia ho tena lehilahy...
:-D :-D :-D :-D

mapmé letsy laisany reto kah
4. AndriambyII ( 26/06/2009 12:40)
andrywui:

Madagasikara tanindrazanay,
Tany sarobidy masina tokoa,
Lova soa nomen'ny razana...
Maty ho anao no tena lazanay
Mitsangana ry Tanora malaGasy Vonona
Mijoro sahia ho tena lehilahy...

Malagasy ô andeha hifankatia,
mazava fa d faly zahay mianakavy kely miaraka @ mpandrindra TIM ka d velonkira maraindraina é! Manampy izany d mikopakopaka isan-tokatrano ny saina, d nenay aty @ misy anay aty, na d aty ivelany aza d natsangana ny saina!



Ra wui wuiska !on n' a une terre mdrrrr ,faut pas l' hypothequer .

5. benkintana ( 28/06/2009 21:49)
petsa le wiwi klé
aza dia asiana mafy lery é
aleo klou lalaovina ato ry zalahy a :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0584