problème

1. boubounezy ( 22/06/2009 22:03)
za za refa miditra @ reny site misy clip reny ka manokatra hijery lé vidéo d tsy mety misokatra mintsy lé vidéo tsy misy soratra manazava @ko ny antony a ny zavatra tokony ataoko. Inn zany no mba azonareo namana anah atao mba toroévitra?
misôtra anareo mélou! :?:
novalian'i xxx ny 26/06/2009 14:32
2. xxx ( 26/06/2009 14:32)
salut boubou!!
manana lecteur windows media ve ?raha tsy misy de asio aloha , installer-o adobe flash player koa satria misy karazany ny lecteur mamaky ireny site ireny, ataovy mise à jour ny windows ! IE 7 ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0944