MIARAMILA = ANTOKIN'NY TGV

1. TEGEVE ( 22/06/2009 23:03)
Anaka isany
Miaramila aloha no homena vola be zay vao mijery anareo vahoaka ny tenako ,miankina @ reo ny finananay ato
asiko sainam-pirenena frantsay ny mercedes-ko e,misaotra fa dia nahazo fitaovana avy any @ renimalala hankalazaina ny fahaleovantena
(l) (l)
2. benkintana ( 23/06/2009 05:58)
Fanaonareo io mividy miaramila io :twisted: :twisted: :twisted:
Fanjakana novidina t@ ny miaramila
3. xxx ( 23/06/2009 06:05)
mila asorina daholo ny devolin'ireo tgv serasera reo fa manala-baraka ny TGV :lol:
4. benkintana ( 23/06/2009 06:09)
efa mitehaaka ny kanotra ny devoliny fa midina ety enao pasy a
5. max2 ( 23/06/2009 11:27)
ny miaramila no any mitana ainy ny tgv ary ravao mivadika ireo de hizay no vita ny @ radomelina .izay no mahatonga azy anome vola be ireo de lazaina fa apekarina ny karama nefa iny no sandany coup d'etat natao ny ary la frantsa no sponsa @zany fa ra i radomelina tsy possible anana miliara afafy @ rasil zany na ande tany ambaniny lohany aza .ny azo lazaina de izao ny rasil pamadika tanindrazana no any mitazona ny fitondrana alatra izay nataony radomelina tsiriritiny panao ranomena ka ravao ny rasil no miala @ de vitany @ de le foza @ mitanatana vava fotsiny efa vita ny ilaivana anazy de firana fotsiny ra misy saina ny foza tokony hitaky ny anjarany any @ rapersiliazo fa ny rasil izay efa manana ny isambolana fona no tovanana fa ny foza nanampy teo de vongata y fotsiny :-D :-D
6. benkintana ( 23/06/2009 20:57)
sandany coup d'etat natao ny ary la frantsa no sponsa @zany fa ra i radomelina :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0334