fananganan-tsaina

1. xxx ( 23/06/2009 09:54)
be ny tsy mahalala akory ny atony hananganatsaina, eny fa na ato aminy serasera aza, ny fananganatsaina dia midika fa mahaleo tena ny malagasy, tsy voazanaka intsony, nefa aminizao dia miverina ny fanjanahana ataony frantsay, ka izany no tsy hananganany olona saina!
novalian'i essera ny 24/06/2009 13:15
2. Noue ( 23/06/2009 10:03)
xxx:
be ny tsy mahalala akory ny atony hananganatsaina, eny fa na ato aminy serasera aza,
satria ny eto dia misy dia misy no manao fanahiniana tsy mahita an'io ! fa ao koa ny voahorohoro oe tsy mahazo an'zao raha tsy manangana sns


3. essera ( 23/06/2009 10:08)
Noue:
fa ao koa ny voahorohoro oe tsy mahazo an'zao raha tsy manangana sns

Zah mbola tsy naheno an'io fa ny tena henoko aloha d hoe tsy manazo mananga-tsaina raha tsy tonga i Dada. D nénay nataonay anaky3 mits ltia manodidina ny trano ny saina ry Noue. Fa sônjo be le razoky zanaky dada eo akaikinay. =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. hery ( 23/06/2009 10:27)
Rehefa tsy misy fifanerena dia ok... sinon miverina t@ andron'ny AREMA.

Avelao ny olona tsy hanangantsaina na hanangantsaina araka izay maharesy lahatra azy.
5. Noue ( 23/06/2009 10:43)
essera a !! ity jerena
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a3f85616bf95
6. essera ( 23/06/2009 11:46)
hery:

Rehefa tsy misy fifanerena dia ok... sinon miverina t@ andron'ny AREMA.

Avelao ny olona tsy hanangantsaina na hanangantsaina araka izay maharesy lahatra azy.


Tena tsara mihitsy ilay resaka fa ampiako kely fotsiny hoe : "ny anao aza tsy hajainao ka maninona raha ny sainan'i Italie sy Frantsa no atsanganao sad nareo toa ohatran'ny velona any kno".
7. hery ( 23/06/2009 11:48)
Hajaiko ny ahy ka.

Navaloko tsara iandrasako ny tena fahafahana
8. essera ( 23/06/2009 11:59)
sao d manao affirmation gratuite le jereo eto, fa mbola tsy naheno an'izany aho satria ny tena mipetraka eto an-tanindrazana fa tsy any an-tanin'oul.
Ny mahavariana kely ahy koa d ireto ry noue : rehefa tsy mety ny tan am ady politika d : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a40c33b0d3e3 .
9. benkintana ( 23/06/2009 21:55)
Zao ve no hananganana saina Malagasy tsy hotran'ny manompa sady zay ndray ny mpanjanaka no sponsa :roll: :roll: :roll:
10. xxx ( 23/06/2009 22:27)

Itony atsangana rangahy a !! efa samy hitondra ny mafaitra ihany .
11. xxx ( 23/06/2009 22:32)
12. essera ( 24/06/2009 13:15)
benkintana:
Zao ve no hananganana saina Malagasy tsy hotran'ny manompa sady zay ndray ny mpanjanaka no sponsa

Ka avoay aza zé anépôsin'i benkintana. io ndray le manao fanahin-jaza d avéo hiady hoe zay frantsay frantsay eraky ny champs élysées rehetra iny.

oups


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0894