Fa maninona ho'aho no ...
1. essera
(
23/06/2009 11:57)
Plan A : Saika maty raha nijanona 15 mn, sira eraky ny firenena any ivelany. (tsy nahomby loatra d...)
Plan B : nahelin'i DADA sy ny mpitarika ny "Retour imminent et triompal". D rehefa tsy nety indray ny plan B d naroso indray hoe
Plan C : Frantsay no manohana an'io HAT io. (Dada ko aza nanizingizina. Enao ko ange no te hila ady am frantsay ry dada e, maninona no roasinao ny solontenany teto. Tandremo am sisa. D rehefa tsy nasian'ny Frantsay comment sy sira ilay resaka d ...
Plan D indray : ny menace-terrorisme.
Plan E : rehefa tsy mahomby indray iny d any amin'ny saina avelatra eo am tanana indray no tsy maintsy asiana hoe : tsy azo atao raha tsy tonga i Dada.
Ianareo ve d mbola tsy convaincu hoe tena aleo maka saina toy izay hamita ny lettres rehetra ao am alphabet (hatran am Z).
Jereo fotsiny ilay fivoriana tany ivelany omaly, iza no nanisy resaka an'ilay retour dada8 sy ny resaka miaramila ???? Ts'isy e ??? Aleo, miakatra ambony latabatra d manaiky izay fifampidinihana tapaka eo fa efa dépassé ilay retour é, miaramila sadeky e, etc etc...

novalian'i essera ny 24/06/2009 06:27
4. vaninna
(
23/06/2009 14:58)
essera:

Marina izany ééé!! Araho amin'izay izay lazainy ONU sy SADC fa aza manao zaza maditra toa io ianareo roa lahy ; maika hiadana ny malagasy fa tsy ho pion de jeux d'echec nareo eto !!!
6. essera
(
24/06/2009 06:27)
benkintana:
Aleo hajedako any de samy mila é
Rehefa tsy zaka ilay zavatra d aleo ajanona aaaa.