Madagasikara manja bé !
1. xxx
(
23/06/2009 00:27)
Izao ry reto a! tena maninona moa raha ahodina tanteraka ny tafa ?
dé atao hoe :
- ireo politisiana malagasy dia anisan\' ny mahiratra indrindra eran\' izao tontolo izao .hi hi !
-ireo mpikaroka malagasy dia anisan\' ny sangany indrindra koa eran\' izao tontolo izao .Tsara kosa !
-ny teknolojia malagasy no tena avo lenta indrindra eran\' izao tontolo izao .
-ny dokotera malagasy no anisan\' ny tena manana fahaizana ambony indrindra eran- tany .Milay é!
-ny malagasy rehetra dia mpanankarena be daholo .Efa izy !
-Mada no isan\' ny firenena tsiriritin\' ny rehetra eto @ ity globy ity .
-ny 99% ny malagasy rehetra dia manana soucoupe volante daholo .
-i mada ihany no mbola manana planeta colonia ivelan\' ireo firenena hafa any an- danitra any .Taiky nandroso be an !!
-fa ankoatr\' ireo dia :
-ny sinoa no tena mahantra velona indrindra eto ambonin\' ny tany ,efa mihinana ahitra ny ankabeazan\' ny mponina any chine @ izao fotoana hiresahantsika izao fa tsy misy intsony tany azo ambolena ,efa feno trano ny velarantany rehetra .Ninan\'nem vao mafana !!
-ny karana dia efa ekena ny fivarotana ny ankizy vao teraka hamidy hatao sakafo . Tsy ampy intsony ny rano , sy ny PPN , sns ,efa ngazana sy maina ny tany .Zany no izy rehefa miavon- kanina lotra , omby aza atahorana hohanina ..
-ny arabo rehetra dia efa maty taranaka fa lasa tany efitra tanteraka ny moyen orient sy extreme orient ary afrique du nord magrebhin .Nahery nihinana osy mainty be loatra ry zareo dia tsy misy kaly tsony akoatry ny fasika sy ny tain-drameva ,meuuhh meuuuhh meeuuuuuhh !!
-afrika dia feno ady mahatsiravina daholo ny firenena ao aminy ,manomboka ao afrika atsimo ka hatrany senegal sy somalia .Etiopia sy djibouti mo de efa lasan\' ny ranomasina , taolan\' olona sisa mitsikafona eny rehetra eny .Lasa foiben\' ny canibalisme tanteraka ao!! Ialao tany fa biby ? HI HI HI .
-ny amerikana rehetra dia nataon\' ny gasy sesintany teny @ volana daholo , tsy misy afatsy tanàna haolo totofan\' ny ala sy bozaka matevina sisa no hita ao new york , washigton , californie manontolo , floride , i canada lasa ranomandry tanteraka , nifindra monina any ex urss ny sisa tsy matin\' ny hatsiaka .Lasa andevon\' ny roskinn ! davai davai !!
-any amerika atsimo indray dia tsy misy intsony ny àlan\' i amazonie lany nanaovan\' ny indien kitay nandrahona ny fatin\' ny olona izay maty fa tsy misy intsony ny omby ,ny vorona fihinana.
- asia atsimo atsinanana dia lasan\' ny japs tanteraka ,naripak\' izy ireny tsy nisy niangana ny malais ,ny philipins ny indonesien , ... i japon tsy misy intsony fa potiky ny volcan dia lasa lavenona , 50 m² sisa ambiny @ velaran- taniny , ary olona 18 sisa no mipetraka any .Manjaka indray ny samourai ; he he he !
-australia dia lasa nosy madinika kely bedebe ,tsy misy mihoatra ny superficien\' i nosibe ny ngeza indrindra .
-ny any eropa indray dia ny antsasaky i frantsa sisa misy fa nokaon\' ny riaka ny ambiny , italie tsy misy intsony , eo @ tendrombohitry alpe no fari- dranomasina ,espagne dia lasa nosy fasika fotsiny sisa ,lasa frantsay daolo ny e^pagnol rehetra ary ny portugais rehetra . angleterre tsy misy intsony fa lasa recif -na vato sisa , ecosse dia feno olona , 1,5 milliard d\'habitants .
-
=)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :p :p :-@ =))

novalian'i ndenn ny 23/06/2009 08:22
3. xxx
(
23/06/2009 06:08)
TSIKA NY TOMPON4NY PETROLE ZAO ATSY HO ATSY :-D :-D :-D
TONGA @ ZAY BEMOLANGA
TONGA @ ZAY BEMOLANGA
4. benkintana
(
23/06/2009 06:13)
bobongolo ny fanaka eny an-drova sy may daholo
reo mpanao politika efa mameno paosy sy mitetika ny hody any frantsa daholo fa any no tanindrazan'i Andry :roll: :roll:

5. ndenn
(
23/06/2009 08:22)
Effets de serre sy ny fiakaran' ny ranomasina ve no tian'i xxx resahina ? mitombina ny resaka domage climatiques fa ny sosialy kosa toa tafahoatra loatra ireo previsions . :oops: