Samborinay zay manohitra ny fitondrana
1. Rajakoo
(
22/06/2009 23:07)
Faly tokoa aho raha naharé ny fanambarana ny hanomezana vola be
Izahay ato mantsy efa nandrahona mafy fa tsisy vanona io 26jiun io raha tsy tonga aloha le fampanantenana
Mbola tsy ampy kely fa ampio ihany aloha ty ry Andry a :twisted: :twisted: :twisted:
Izahay ato mantsy efa nandrahona mafy fa tsisy vanona io 26jiun io raha tsy tonga aloha le fampanantenana
Mbola tsy ampy kely fa ampio ihany aloha ty ry Andry a :twisted: :twisted: :twisted:
novalian'i max2 ny 23/06/2009 11:47
2. benkintana
(
23/06/2009 05:59)
Ataovy mirehatra leity refa tsy manomé vola anlisany fa zay tsy miraharah :!: :!: :!:
3. xxx
(
23/06/2009 06:06)
pasy ô asory tany ny devolin'ireo capsat reo é (l)
ha ha ha efa lasa ny devolin'i andrywui sa ??? :lol:
ha ha ha efa lasa ny devolin'i andrywui sa ??? :lol:
5. max2
(
23/06/2009 11:47)
ka za de tsy mila fitondrana dj jiolamboto ka aninona anoranasa anavandra efa ita izao sady fatampoko fatanpirenena fa coup d'etat de bola mi vovo hiny ny alika romotra.ny foza no azo samborina fatsy ny aty mazava zay olona tia fandrosona fatsy tia fihemorana sahala ny foza mazava
